REGARDER VIDEO Enquéte par EMMOREG répression Meeting 3 mouv

1. vatofototra ( 30/09/2009 09:18)
REGARDER VIDEO Enquéte par EMMOREG répression Meeting 3
mouvaces 26 sept 2009

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i xxx ny 30/09/2009 16:12
2. ifiona ( 30/09/2009 10:12)
zany eo ihany fa misaotra @ site-nlah lesy ry vatofotra! hita fa niezaka enao hi-structure azy sy handamina azy tsara. Sady manao mise a jour foana, hita fa olona mazoto hampita vaovao e! mankasitraka
3. ifiona ( 30/09/2009 10:15)
vatofototra mantsy e! azafady fa nandiso kely
4. vatofototra ( 30/09/2009 10:41)
Mankasitraka @ fankaherezena e
5. diloo ( 30/09/2009 10:55)
Misaotra Vatofotitra a.
Tena :evil: :evil: ireto HAT sy ny foronginy ireto. Tena l'HAT (lâcheté) mandreraka be. Raha azoko ilay izy dia mbola renim-pianakaviana koa en plus no tofirindreo @'ny fotombenany. Izao zavatra izao moa dia mahafaly ny fianakam's sy nyHAT hampiatra ny politika ny famonoana olona hanatampenam-bava ny vahoaka. Ntss tena fisainana orera biby olona. 8O 8O
Mahereza ry vahoaka an :-*
Vatofototra :-*
6. xxx ( 30/09/2009 11:11)
Le izy dia resak fandaniana andro,@izao andro tsy misy fanjakana izao eto MCAR,maninona no mila maka alalàna any @ireoMPANGALA-PANJAKANA IREO?TSISY FANJAKANA ANGE ETO Madagasikara ny @zao é!
Ny vahoaka madinika efa reraka hilaozana hiady toerana ,tsy tokony hiera n'inona @ireo jiolahy ireo,tokony toriana @zay ireo jiolahy ireo,dia hapidiriny ny SADEC fa lany andro sy miandry an'i paoly ny vahaoka ,tsisy nifidy an'ireo afatsy ireo izay MITADY TOERANA SY LE OLONA MAHANTRA BE IRENY NO HARARAOTINY HATAO FIAKARANA ?
tOKONY HATAO TONGA ANDRO amn'alina ny SADEC hi déloger-ndreo fa tsy ankihera @communauté internationale koa FA LANY ANDRO ?EFA MIRECONNAITRE RY ZAREO FA COUP D'ETAT IO TSY HITAKO izay hanadaniana andro sy hitsitsina an'ireo,tsy ny PREUVE NO TSY misy,ny vidéo feno efa azo hamidy eny andalàna manaporofo fa JIOLAHIMBOTO no milaza mananpahefana eto MCAR? ASA @ZAY IZAO FA TSY KABARY é!
7. xxx ( 30/09/2009 16:12)
io video tokana io fona ko ny anlety no averiimbern lava eto manao copie coller lava eto amn serasera eto , mankaleo be , io fon ! io fon ! tsssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.059