TGV(endrana)

1. fijo ( 25/09/2009 22:15)
ntss,rapatrika 2(arivo),wiwi kely,ronaldo,hery(2)wiwi ihany,sy ny fianakams rehetra,dia izay izany fa tsy nahazo niteny akory ny filoanareo,fa bedy sy hafabaraka teo imasombahoaka,ka asa re??????saina no mandinika ny anareo ,sa ny hozatra(sandry be)raha izay mantsy dia tsy hita intsony izay hoatao anareo
novalian'i xxx ny 27/09/2009 21:25
2. xxx ( 25/09/2009 22:21)
henatra aloha d nitafy henatra isika ka d asakasaka isika vahoaka misaina fa tsy ôtran'izalahy efa domelina b tsy misaina intsony!
3. fijo ( 25/09/2009 22:24)
ka atao akory fa izay le safidinm "vahoaka"hono e
4. nancy ( 25/09/2009 22:24)
Asaivo alefany any congo i sarla sy lylison hamono an'iny president congolais iny e.....

fijo:

ntss,rapatrika 2(arivo),wiwi kely,ronaldo,hery(2)wiwi ihany,sy ny fianakams rehetra,dia izay izany fa tsy nahazo niteny akory ny filoanareo,fa bedy sy hafabaraka teo imasombahoaka,ka asa re??????saina no mandinika ny anareo ,sa ny hozatra(sandry be)raha izay mantsy dia tsy hita intsony izay hoatao anareo



5. xxx ( 25/09/2009 22:34)
Halefa aiza? Hikitika vodin-tsoavaly ve? De mbola tsy nahita ny faty tokoa de misangisangy ny torana raha ho any. Kanefa aleo ry zalah mba alefa any aloha sitrany ahay mba mihena ny isan'ny mpanao be sandry ka.
6. ndotofetsy ( 25/09/2009 22:43)
aleo avoka i sarla aoha hitifitra basy kely fa mandreraka koa le boay kely iny sy mahay miteny anglisyy
efa oe lery esorina de z mijanona PM fa za no tadiavinareo esorina
:^) :^) :^)
7. fijo ( 25/09/2009 23:10)
de asa izay ady saritaka hiandry ao mada ao,fa ny PM tian'ny HAT esorina,ny HAT rsy misy mpihaino,ny sadec manesika be,de asa re
8. swann ( 26/09/2009 12:27)
ntss,rapatrika 2(arivo),wiwi kely,ronaldo,hery(2)wiwi ihany,sy ny fianakams rehetra,dia izay izany fa tsy nahazo niteny akory ny filoanareo,fa bedy sy hafabaraka teo imasombahoaka,ka asa re??????saina no mandinika ny anareo ,sa ny hozatra(sandry be)raha izay mantsy dia tsy hita intsony izay hoatao anareo


zavadehibe ve io amin'i fijo ?? azonareo mitsy zany zao ny Fanjakana ?? eo antananareo ?? ha ha ha h !!

------ mba zavatr misy ventiny hifaliana fa tsy izany ee!! ha ha ha
9. Mirananirina ( 26/09/2009 15:50)
zavadehibe ve io amin'i fijo ?? azonareo mitsy zany zao ny Fanjakana ?? eo antananareo ?? ha ha ha h !!

------ mba zavatr misy ventiny hifaliana fa tsy izany ee!! ha ha ha
aza matahotra ianao fa hiala aminareo ny fanjakana eh?????Anaramaso akaiky io daholo ny firenena rehetra izao.hihihihihi...afabaraka marina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ntss,rapatrika 2(arivo),wiwi kely,ronaldo,hery(2)wiwi ihany,sy ny fianakams rehetra,dia izay izany fa tsy nahazo niteny akory ny filoanareo,fa bedy sy hafabaraka teo imasombahoaka,ka asa re??????saina no mandinika ny anareo ,sa ny hozatra(sandry be)raha izay mantsy dia tsy hita intsony izay hoatao anareo
hihihi..maitre aho maitre :lol: deba aho deba :lol: be loha aho be loha :lol: izao ny hiafarany....Tsy aleo ihnay ve afabaraka tany Dago toa izay afabaraka eran'izao tontolo izao
10. xxx ( 27/09/2009 10:17)
Vive TGV et vous autres Beurk, beubeurk :evil: :evil:
11. xxx ( 27/09/2009 21:25)
hoy i Mirana
hihihi..maitre aho maitre deba aho deba be loha aho be loha izao ny hiafarany....Tsy aleo ihnay ve afabaraka tany Dago toa izay afabaraka eran'izao tontolo izao
=)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074