fisarahana

1. xxx ( 25/09/2009 08:00)
Tsy mbola nivady fa niaraka teo amin'ny eritaona teo fotsiny. Tao ny mamy, tao ny mafaitra.

Efa nisaraka izahay izao nefa izy mbola tia hijanona ny ho namako foana. Namana fotsiny hono nefa fantatro fa izaho no andehanany voaloha rehefa manana olana izy. Indrindra fa olana ara-pitiavana.

Mety ve ny ataoko na dia miafara amin'ny alahelo aty amiko aza. Izaho koa tahaka ny nateraka tsy hiavonavona izany.
novalian'i hezekiaa ny 21/06/2016 16:29
2. simplex ( 25/09/2009 11:07)

sarotra be izany ry ise a.
Vitsy dia vitsy ny mpisipa nisaraka ka hoe lasa tena mpinamana izany, indrindra fa hoe eo no ho eo izany...

Tsy haiko ra mety @ i toi fa ny anah ny regle generale, indrindra fa hoe @ resaka fitiavana, dia hoe ra vao misalasala ah izay dia izay "safe" kokoa no ataoko izany hoe: tsia avy hatrany...

enao rahateo zany otran'ny mbola misy sentiment kely ihany... dia harary fo @ tsinapa eo fotsiny...
Ny fika tsotra indrindra @ izao dia teneno azy ny marina hoe mbola manana sentiment kely ah ka ra mety aminao dia ndao hifamerina... raha tsy mety moa dia aleo samy mizotra @ lalany... azafady fa tena tsy vitako...
:arrow: Miverina misaraka formellement zany ee... tsy asiana hoe mpinamana tsony fotsiny.
hevitr'akoho fa eritrereto any ee

:-*
3. ni81 ( 25/09/2009 11:25)
Efa nisaraka izahay izao nefa izy mbola tia hijanona ny ho namako foana
tsy dia maninona loatra fa azo ekena: mifampiarahaba rehefa mifanena dia mifanao veloma dia samy manohy ny diany.
Namana fotsiny hono nefa fantatro fa izaho no andehanany voaloha rehefa manana olana izy. Indrindra fa olana ara-pitiavana
ka ny anareo aza tsy nivaha ka ampidiriny kizo @ zany indray koa ve ianao hono? ary sao dia mbola te hiverina indray tokoa ary izy matoa manao an'izany e?
Mety ve ny ataoko na dia miafara amin'ny alahelo aty amiko aza. Izaho koa tahaka ny nateraka tsy hiavonavona izany.
mety ilay tsy miavonavona, nefa tsy mety ilay malahelo ka mety ho lasa aretim-po ho anao indray! Fiainana efa sarotra ity ve dia hitady raharaha @ fiainany ianao? Aleo ny olan-dry zareo ho vahàny miadana any fa amboary sy ataovy izay hampilamina ny fiainanao ho tsaratsara kokoa.
4. Ratoa ( 25/09/2009 11:50)
Sarotra izany anefa azo atao ny minamana. Miankina amin'ny herintsainanao sy ny tarigetranao. Ny ahy , ny ankizilahy sipako taloha namako daholo. Misy lasa naman'ny anadahiko . Ary ny vadin'izy ireo koa namako daholo: varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana hoy ny razantsika. Au contraire, tsofina rano izy hahaleo dia amin'izay izy tsy manadala intsony fa dia finamanana sisa no tavela.
5. Djhamhal ( 25/09/2009 12:57)
inona klou no nahatonga ny fisarahanareo? ary avy @ iza ny antony ? raha avy aminy mantsy de midika fa na hanonitra ny fahadisoany izy na te hampiseho aminao fa na isarahanao aza izy de mahita vhv fôna ! ra avy aminao kosa de vonona ny hamela anao ka hanadino zay lasa , fa sarotra be zany we mpifankatia tsy miaraka tsony zany ka ho lasa mpinamana be fotsiny @ zao fa tsy hisy fitiavana intsony ! aôna moa no fomba hanalanao hatramin'ny fakany zavatra iray efa notiavinao ? ny manapaka azy vita fa ny manongotra azy dia tena sarotra ! fa mody fiteny matetika fotsiny ny we ho mpinamana!! de mahereza é!
6. Mirananirina ( 25/09/2009 14:00)
sarotra be izany ry ise a.
Vitsy dia vitsy ny mpisipa nisaraka ka hoe lasa tena mpinamana izany, indrindra fa hoe eo no ho eo izany...

Tsy haiko ra mety @ i toi fa ny anah ny regle generale, indrindra fa hoe @ resaka fitiavana, dia hoe ra vao misalasala ah izay dia izay "safe" kokoa no ataoko izany hoe: tsia avy hatrany...

enao rahateo zany otran'ny mbola misy sentiment kely ihany... dia harary fo @ tsinapa eo fotsiny...
Ny fika tsotra indrindra @ izao dia teneno azy ny marina hoe mbola manana sentiment kely ah ka ra mety aminao dia ndao hifamerina... raha tsy mety moa dia aleo samy mizotra @ lalany... azafady fa tena tsy vitako...
Miverina misaraka formellement zany ee... tsy asiana hoe mpinamana tsony fotsiny.
hevitr'akoho fa eritrereto any ee

mitovy hevitra amin'i simplex.Raha izaho aloha dia ohatra ny tsy tsara ny minamana amin'ny sipa taloha.Misy kianina kely foana any.Ary fahasarota-piaro tsy maintsy mandeha foana.Aleo samy maka hoa azy
7. cutie ( 25/09/2009 20:06)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-09-2009 10:00:36
Lohateny : fisarahana
Tsy mbola nivady fa niaraka teo amin'ny eritaona teo fotsiny. Tao ny mamy, tao ny mafaitra.

Efa nisaraka izahay izao nefa izy mbola tia hijanona ny ho namako foana. Namana fotsiny hono nefa fantatro fa izaho no andehanany voaloha rehefa manana olana izy. Indrindra fa olana ara-pitiavana.

Mety ve ny ataoko na dia miafara amin'ny alahelo aty amiko aza. Izaho koa tahaka ny nateraka tsy hiavonavona izany.

tsy mety raha ohatra ka efa hainao fa hitarika alahelo le izy. Fa in ny antony mahatonga an'le alahelo???, le fisarahana ve , sa mbola mety we tia azy sa mety we saro-piaro raha hitantarany ny pble any @ sipa hafa?? Raha tsy nisaraka madio nareo de aza atao ny mifanerasera aminy :)
8. fijo ( 25/09/2009 22:00)
mahay resaka misaraka an :-D :-D
9. cutie ( 25/09/2009 23:34)
:-D :-D :-D :-D
10. ikaretsaka ( 26/09/2009 00:24)
Hin hin
11. Snowhite ( 28/09/2009 09:38)
xxx:

Tsy mbola nivady fa niaraka teo amin'ny eritaona teo fotsiny. Tao ny mamy, tao ny mafaitra.

Efa nisaraka izahay izao nefa izy mbola tia hijanona ny ho namako foana. Namana fotsiny hono nefa fantatro fa izaho no andehanany voaloha rehefa manana olana izy. Indrindra fa olana ara-pitiavana.

Mety ve ny ataoko na dia miafara amin'ny alahelo aty amiko aza. Izaho koa tahaka ny nateraka tsy hiavonavona izany.


Tsy tokony hisy olana ny maha mpinamana anareo raha tou kah sitraponareo ny nisaraka,fa raha mbola tia ny iray d tsy tsara ny minamana.
Tsy haiko oe enao v zany mbola tia azy sa tsia matoa oe miafara @ alahelo eo aminao ny finamananareo.Sady olana arapitiavana no tantarainy aminao
ouffff


12. arialy ( 29/09/2009 04:41)
hinn harary fo eo
fa mahaiza mi tourner page é
mbola ts miaraka am oul hafa enao gamba de azony atao anzany
aza lany fotoana am zay efa ts nety fa manavao no mety de bon courage é
:-*
13. hezekiaa ( 21/06/2016 16:29)
hono aho!mb anontany n hevtrareo aho!met @nareo v zan we miaraka dia in-1 isaky ernandr vo mfakaita na isaky ny tapa bolana!amiko aloha ts dia asiko olana loatra f amnay s sipak zw iz mianatr mu za miasa fona..mb tik antanin n hevitrareo f mis namako zay ten ts mavita ninin mits iz hany ka ts andriny n hifankahitana @lay malalany,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.326