alefaso alavitra kokoa hoe le adi hevitra fa ho ratsy ity !

1. stalingrad ( 24/09/2009 16:38)
Tsy zavatrakely toy io kabary tsy natao io mihintsyzao no tena goavana fa ny lavidavitra kokoa sy ny fahafantarana hoe hanao ny lohany ve ny tgv ka hiady irery tsy hamoha trano intsony ka hitondra irery ny baolina na eo amin'ny fifidianana sy ny fikarakarana na ny fahazahoana vola hiainan'ny firenena sy hiodinan'ny ministeres rehetra raha sanatria ka handà tsy hanohana sy tsy hampindrana intsony ny firenena mikambana ,mety handé seul mantsy izao izy ary izay no tena ratsy satria izy ihany sy izay firenena mety hanohana azy eo no hanantanteraka ny fifidianana dia ho tavela aman-taona maro eo indray ny tgv
novalian'i locl ny 24/09/2009 18:50
2. klitika ( 24/09/2009 16:48)
Aza mikoropaka aloha ry stalingrad a.

Ny ahy ny fahitako azy dia mbola tsy mahita toerana hampiantrano azy ilay zalahy io. Fa raha vao misy firenena iray miantso fotsiny io dia minoa ahy fa tsy hody any Mada intsony ny anao lahy. Raha ny tsindrin-tsofina taloha dia efa nametra-pialana in-droa ny akama, saingy tsy navelan'ny tafika. Izao anefa ny tafika tsy mandravoka azy intsony dia ...
3. xxx ( 24/09/2009 16:53)
stalingrad=wiwi may volo tratra ve ry tie,mbola aiza mahareta fa mbola ho avy le tena izy e
4. diloo ( 24/09/2009 17:23)
Ny fahitako azy, dia mbola manana carte frantsay hi-jouer-na ny HAT.
Izany hoe manome dolaka tsikelikely an'ny HAT i Sarikaozy hametrahana tsomoramora ny système de dépendance économique ho tombontsoan'ny reny malala samy irery ihany.
Tsy mahaga izany, raha i ra-Sarla mafia no napetraka tao @'ny Jirama, amin'izay, dia miditra malama ny Alsthom , Veolia, Edf,Gdf-fSuez.
Kely sisa i lery dia ho lasa Ampy orera(empereur) satria lasa actionnaire d'office izy ary ny actions-ny dia rasarikaozy no mipaila.
Dia miandry ny nomination manaraka, iza no saribakoly hitantana ny solitany malagasy: baiko avy @'ny lafiratsiny (la France) io.
Ilay fanambarana tsy tody manoloana ny UN, rehefa vakiana, dia karazana soratra mihainga avy ny conseiller frantsay ho vakian'i Andry fotsiny. Mba manontany tena aho hoe, fantany ve ny zavatra vakiany fa fixer be amin'ilay taratasy ny attention-ny rehefa mamaky lery. :wink:
5. menalamba ( 24/09/2009 17:45)
Tsisy adihevitra alefa alavitra izany intsony ramosé an,afa tonga ny tsotsoro mamba hisarahana :^)
Ny roa ampahatelon'ny mpiasam-panjakana hatry izao tsy nandray karama intsony ,sa i frantsa no hanome sôsy mandritry ny taona ny mpiasam-panjakana???Na ny marasily aza ny brôdékan sisa handrahony atsy ho atsy ka tsy maintsy hitrôtra... dieny izao dia mitédava lalana fierena fa hamay bé io.. :^) :^)
6. pimaso ( 24/09/2009 17:45)
fokafaty
7. ifiona ( 24/09/2009 17:58)
diloo:

Mba manontany tena aho hoe, fantany ve ny zavatra vakiany fa fixer be amin'ilay taratasy ny attention-ny rehefa mamaky lery. :wink:



lery aloha mahay manao kabary ts dia miondrika be ao anaty taratasy ao e! angamba efa nenarany tsenjery :lol:
8. zama91 ( 24/09/2009 18:10)
le style le tanany ,hita hoe fietsika nianarana be , :-D :-D :-D
ny tena mampiomehy anie dia hoe efa 3andro hono tgv manao tsianjery ny kabariny ho ataony androany nefa indrisy ,be ny tsy ahita tory
9. bazylou ( 24/09/2009 18:17)
ahoana moa no andehanana alavitra nefa le antidahy telo lahy, ny hikombaka etsy mahamasina no reveny, ???????? manarakaizany, le olona be saina sy be mokonynoho i tgv tsy mbola teraka, de ahaoan ?? vive tgv :-P :-P
10. diloo ( 24/09/2009 18:31)
Efa teraka izy ka!
Bazylou no anarany. :-D :-D :-P :-P :wink: :wink:
11. Papoose ( 24/09/2009 18:50)
zama91:

le style le tanany ,hita hoe fietsika nianarana be , :-D :-D :-D
ny tena mampiomehy anie dia hoe efa 3andro hono tgv manao tsianjery ny kabariny ho ataony androany nefa indrisy ,be ny tsy ahita tory


misy ianarana ny fihetsika @ fanaovana discours ka! betsaka mihitsy ny zvt tsara ianarana!!!


12. locl ( 24/09/2009 18:50)
Ka ny antitra antitra ihany e! Maivandoha ohatry ny jeune aty europe ihany i andry TGV.

Zero tsy misy raha vita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519