Sana galy rah tsy tena olona "indésirable" zah aty N.Y klé
1. TEGEVE
(
21/09/2009 11:26)
O ry zalahy ,
MCdo ve letsy no lerako teo ,tena k^zy é, tsisy nety niara-kaly tamiko ry lanim-bahoaka isany!!!Tena tahak'zay ihany nijanona tany @ tanàna,(ary saika nendasin-dry zalahy tao hono i Roindefo :idea: ) any zah mamely look's (lohakisoa eny @ vary mitsangana é)
(l) (l)
MCdo ve letsy no lerako teo ,tena k^zy é, tsisy nety niara-kaly tamiko ry lanim-bahoaka isany!!!Tena tahak'zay ihany nijanona tany @ tanàna,(ary saika nendasin-dry zalahy tao hono i Roindefo :idea: ) any zah mamely look's (lohakisoa eny @ vary mitsangana é)
(l) (l)
novalian'i fijo ny 22/09/2009 22:27
4. Rajakoo
(
21/09/2009 11:55)
Big Mac leity hanina a!!! Sady elah zakan-drivotra no tahon-kofafa =)) =)) =))
Aza be eritreritra aty elah fa zany Roindefo zany efa nampinanay tato,dé elah koa refa miverina ,azon'lah ve zany é
Aza be eritreritra aty elah fa zany Roindefo zany efa nampinanay tato,dé elah koa refa miverina ,azon'lah ve zany é
5. pikatti
(
21/09/2009 12:11)
raha zé Roindefo no mampalahelo an'lah dé tondraso Mac Deluxe lery :-D :-D :-D dé asio Mac Fleury
7. pikatti
(
21/09/2009 14:51)
aiza leity zany jereo eto zany a, zany fotsiny de efa porofo toraka blao ndray nen'lah :lol:
8. HERY2
(
21/09/2009 14:54)
Mijoroa isika amion'ny antoko TIM misy antsika fa tsy maontsy tafavoaka aminizao tolona izao ,fampitandremana ny ahy ny amin'ireo mpivadika palitao fa mbola hanenina izy !
tsiky dia ampy !
tsiky dia ampy !
9. pikatti
(
21/09/2009 14:57)
fa nisy inona ry ngama toa nisy sos tampoka tany klé,nivadika tim ve wiwi :-D :-D :-D
10. HERY2
(
21/09/2009 15:02)
Ny tsapa aloha hatramin'izao dia zavatra telo loha : kidoropamba nivadika 3mouvances ka tsy nanohana anareo TGV tsony ry Pikatti ,i locl koa niova PS ka nanaraka ny TGV ,tsisy mitana anao , i Pikatti efa hita taminireo dinika natsangany fa TGV fa mandoto antsika GTT ato , noho izany dia tokony hitandrina isika mpitolona ato amin'ny serasera aminireo amboadia ireo ,
tsiky dia ampy !
tsiky dia ampy !
11. xxx
(
21/09/2009 15:09)
Misaotra hery2 fa mazava é,voaray ny hafatrao,ka na hivadika palitao ry zareo na pataloha tsy maintsy mandresy ny tolona é!
12. pikatti
(
21/09/2009 15:09)
i Pikatti efa hita taminireo dinika natsangany fa TGV fa mandoto antsika GTT ato , noho izany dia tokony hitandrina isika mpitolona ato amin'ny serasera aminireo amboadia ireo ,
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy :-D :-D
13. HERY2
(
21/09/2009 15:12)
tsy itako izay maha hafa anao sy wuiwui ! samy manao lohana mpivaro poza ianareo,mody manohana TIM nefa TGV no tena ao andoha sy hitaritana ankizy eto , maharikoriko ,mitandrema tsara isika tena vrai Mpitolona fa mifangaroharo be ireo fopla ato amin'ny serasera !
aza tezitra amin'izany Pikatti sy locl sy kidoropamba fa miova amin'ny fanavaozana ny saina
tsiky dia ampy !
aza tezitra amin'izany Pikatti sy locl sy kidoropamba fa miova amin'ny fanavaozana ny saina
tsiky dia ampy !
14. pikatti
(
21/09/2009 15:16)
mitandrema tsara isika tena vrai Mpitolona fa mifangaroharo be ireo fopla ato amin'ny serasera !
mba sambany mba be lesona ve elah ry wiwi de miafina ndray ,mba mivohà lesy tao a :-D :-D :-D
15. HERY2
(
21/09/2009 15:18)
Izay olona rehetra mananatra anao izany na eto na any atranonareo any dia ataonao valy boribory daholo fa tsy mba saininao ny fahamarinany ? izany ihany no tena fanaonareo TGV itony ! ianao anie tsy TGV nivadika TIM fa efa TGV hatraminizay e
16. pikatti
(
21/09/2009 15:20)
ary lasa GTT koa angah wiwi , tongasoa zany elah , inona no sotroan'elah fa efa nanomana mafana i dadabe atsy :-D :-D :-D :-D
17. HERY2
(
21/09/2009 15:29)
hita amin'io fanoratrao io koa fa mpinamana samy TGVendrana nareo sy ry wuiwui sy ry patrick ,ianao mihitsy angamba no tena tomponkevidratsy ato amin'ny serasera mitarika ankolaka ny ankizy ato ,
Ho ela velona ny TIM !
vive TIM !..... vive TIM !.....
tsiky dia ampy !
Ho ela velona ny TIM !
vive TIM !..... vive TIM !.....
tsiky dia ampy !
