Oan'I TERRYW sy NTSS

1. xxx ( 19/09/2009 15:02)
Terrywui milaza fa tsimaitsy faizina zay be loha be eto. Any @ topmada.com anie feno belo ratena anafay nareo. Zay milaza eto to toerinareo sy anaovanareo vava tsiambina.
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 06:17
2. terrywui ( 19/09/2009 16:53)
Ny any ra-xxx efa mipetsa fa nareo eto no mbol be mokony a !! donko eto zahay sy "ntss " sy bazylou sy ra-pà sy essera sy andryiwu sy ouiandry sns... aloha no mikaravasy !! fa ref itanay fa hendry lisany de tsy manapoaka anareo tsony zahay !! avy aminze kozinay eto anie no fiandohan'ny tantara rehetra any amin'ny etat rehetr any ee!! jeren'ny oul ny kozy alefanay de itany oe mbol betsak zan ny mpanohana !! raha tsy hoe hinia hikimpy i Hery de handroaka ny TGV rehetra ato !!
--- soa anefa fa mba niha hendry lery tato ho ato ka moral no tena alefany fa tsy mipeka PS matetika tson !!
3. xxx ( 19/09/2009 17:13)
mandehana aloha karakarao ny paps-nao e
4. terrywui ( 19/09/2009 17:16)
Ny permis ny ahy no efa voavadika FR letsy ah !! complet be ! ha ha ha ha !!
5. dadabe ( 20/09/2009 06:17)
henjana izany resaka izany leuleu :roll: :roll: :roll: lindinakika sy voamadilo :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1092