10 milliards hanapotehana ny 3 mouvances ny faha 19-09-09

1. diloo ( 18/09/2009 01:46)
A coup de milliard
Dans cette contre- offensive, tous les moyens sont bons pour ‘‘taper dans les mouvances.’’ Ainsi, diverses sources laissent entendre que ‘‘6 à 10 milliards ariary sont actuellement investis pour recruter des gros bras et des casseurs de manif en vue de ‘‘casser la marche du 19 septembre des trois mouvances.’’ C’est donc à coup de milliard que le fat compte battre en brèche la contestation populaire. Une méthode vielle comme le monde qui fait dire que les dirigeants de la hat sont des jeunes loups qui font de la politique comme des vieux singes.
Mada Times


Handray vola be izany ny fianakam's hamonoana, miaraka @'i ra-Sarla, ny vahoaka.
Ianareo izany ire ho karamaina handroba, avy eo hanendrinkendrika toa ny mahazatra fa ny mpilahatra pacifiste no mpanakorontana.
Izay izany sisa ny stratégie aux aboies ny HAT.
Dia ho hita eo indray izany ny adalan'ny HAT mpamono olona.
Alaivo sary tsara ny FIS amin'ny asabotsy faha 19 izao, ho rakotra ny tantara sy porofo, ary alefaso eran'ny malagasy sy eran-tany ny vaovao Twitter.Aza manaiky ny hoe: Silence, on tue!

Tsy aleo ve ry fianakam's vidianana vary ho an'ny mahantra ny 10 milliards toa izay very fotoana hilako malagasy tsy manantsiny. Dadany ihany ity fitiavan'ny HAT ny l'HAT-éisme(lâchetéisme).

:!: :?: :wink:
novalian'i diloo ny 19/09/2009 21:58
2. Andriwui ( 18/09/2009 03:09)
Mahafinaritra mintsy ny maraina eto @ serasera satria madio ny tanana voafafa ny loto napetraka mali!!! Ny olana d ilay orina petaka mivonto be no tsy hita zay anaovana azy!!! ny olana manaraka koa d le vavahady mibanaka be ka tafiditra ato i Andry TGV MAHERYVAIKA !!! ary izany d satria any ambany gorodona i paiso petak'orina fa mbola ho ela vao tafakatra sy ho tafatse @ le aavo lenta ananan'ny fianakam's TGV !!!

VIVE TGV!!!
3. ketaka67 ( 18/09/2009 05:09)
diloo:

A coup de milliard
Dans cette contre- offensive, tous les moyens sont bons pour ‘‘taper dans les mouvances.’’ Ainsi, diverses sources laissent entendre que ‘‘6 à 10 milliards ariary sont actuellement investis pour recruter des gros bras et des casseurs de manif en vue de ‘‘casser la marche du 19 septembre des trois mouvances.’’ C’est donc à coup de milliard que le fat compte battre en brèche la contestation populaire. Une méthode vielle comme le monde qui fait dire que les dirigeants de la hat sont des jeunes loups qui font de la politique comme des vieux singes.
Mada Times


Handray vola be izany ny fianakam's hamonoana, miaraka @'i ra-Sarla, ny vahoaka.
Ianareo izany ire ho karamaina handroba, avy eo hanendrinkendrika toa ny mahazatra fa ny mpilahatra pacifiste no mpanakorontana.
Izay izany sisa ny stratégie aux aboies ny HAT.
Dia ho hita eo indray izany ny adalan'ny HAT mpamono olona.
Alaivo sary tsara ny FIS amin'ny asabotsy faha 19 izao, ho rakotra ny tantara sy porofo, ary alefaso eran'ny malagasy sy eran-tany ny vaovao Twitter.Aza manaiky ny hoe: Silence, on tue!

Tsy aleo ve ry fianakam's vidianana vary ho an'ny mahantra ny 10 milliards toa izay very fotoana hilako malagasy tsy manantsiny. Dadany ihany ity fitiavan'ny HAT ny l'HAT-éisme(lâchetéisme).

:!: :?: :wink:



tsy rariny kosa izany é! tsy fantatry ny vahoaka koa izao zany! satria tsy hidradradradra an'izao ry zareo l'HAT-éiste ( (l) le mot!! ary iza indray no mi-cautionner an'izany ao é! Tsara haparitaka ny loza mitanotanona!
4. Bazily ( 18/09/2009 06:42)
Mampatahotra le izy, nefa mba ahafahana manamarina azy dia mba ome ny source nahazoana ny vaovao.
Misaotra
5. ntss ( 18/09/2009 06:58)
Miala any dray ny GTT mpanao copie coller.

Efa ela oa no nampiasain'lisany teto ny intox sy ny rumeur fa tsy mandaitra am gasy aty am'tanàna zany.
Raha tena tia tanindrazana n'lisany de modia aty hanasoa azy.
:roll: :-@
6. diloo ( 18/09/2009 07:05)
Source:

http://www.madatimes.com/index.php?option=com_content&task=view&id=1128&Itemid=1

Des contre manif de la hat
17-09-2009| Écrit par Tom Young
Craignant le succès attendu des manifestations des trois mouvances samedi, le régime putschiste s’active et pare au plus pressé. Ainsi, d’une baguette magique, un comité pour la défense de la démocratie de la transition a vu le jour mardi. Il rassemble des individus jusque là inconnus du grand public mais qui, grâce à l’entregent des médias publics, s’offrent un généreux plateau sur Tvm et Rnm. D’entrée de jeu, les animateurs de ce comité ont appelé à des contre- manifestations dans les jours qui viennent ‘‘pour montrer que la population est contre la Charte de la Transition et les Accords de Maputo.’’ Inutile de réimprimer ici leurs propos irrévérencieux contre les membres des trois mouvances accusés de tous les maux de la terre.
A coup de milliard
Dans cette contre- offensive, tous les moyens sont bons pour ‘‘taper dans les mouvances.’’ Ainsi, diverses sources laissent entendre que ‘‘6 à 10 milliards ariary sont actuellement investis pour recruter des gros bras et des casseurs de manif en vue de ‘‘casser la marche du 19 septembre des trois mouvances.’’ C’est donc à coup de milliard que le fat compte battre en brèche la contestation populaire. Une méthode vielle comme le monde qui fait dire que les dirigeants de la hat sont des jeunes loups qui font de la politique comme des vieux singes.

Tsy dia fombako ny intoxe, fa dia mpamaky toa ny rehetra aho ary miezaka mamakafaka ny soratra ny mpanao gazety izay tompon'andraikitra ny hevitra mifono voasorany.
:wink:
7. ntss ( 18/09/2009 07:20)
Copie Coller e!

Sa ndao ary tsy asiana miaramila amin'ny Sabotsy de jerena hoe ny vahoakan'iza no maro an'isa e! FACE A FACE DE ZE RAY BETSAKA MATY.

De jerentsika hoe iza ndray no hiantso SADEC sy ONU fa hoe guerre civil ono.
8. lelimpi ( 18/09/2009 07:23)
ny miaramila tokony hiambina ny vahoaka milahatra toy ny tany democratika fa tsy hoe ny miaramila indray no hitifitra ny vahoaka dia ny foza amin'io migeste be hoe azy ny tanana
9. terrywui ( 18/09/2009 07:53)
ny miaramila tokony hiambina ny vahoaka milahatra toy ny tany democratika fa tsy hoe ny miaramila indray no hitifitra ny vahoaka dia ny foza amin'io migeste be hoe azy ny tanana


ka tsy ny vahoaka anie lety ra-ompampi no hotifirin'ny miaramila rah vao miseho bemokony fa diso elah e!! tsy vahoaka no hotifirina fa ny GTT ,TIM ,ARA-DALANA miseho milahatra manohitra fanjakana ireo ,atao aminle mampety azy ! "goahina!" ha ha ha ha !!
10. xxx ( 18/09/2009 08:10)
7. Mpandefa : lelimpi [ Valio ] 18-09-2009 09:23:12
terrywui:
ra-ompampi
:-D :-D :-D
Misy raa laterre sannn a!
11. fijo ( 18/09/2009 21:52)
na copi coller aza io,dia ratsy ny vokany fa ampiasao ny loha
12. diloo ( 19/09/2009 21:44)
Terrywui--->
tsy vahoaka no hotifirina fa ny GTT ,TIM ,ARA-DALANA

Tsara ny mivaky fa matahotra ny miady ara-poto-kevitra ny fianakam's koa ny fampiororona sy ny famporosiana hamonona ny adversa amin'ny alalan'ny basy sisa
no aroso. Tsy ny bala akory no mahery fa lasa rano, fa ny fotok'hevitra entina miady ho amin'ny fahafahana sy ny fandresen'ny vahoaka 18 millions.
Io fotoposainana tarigetra haseon'i Terrywui io no manaporofo fa ny base idéologique ny HAT dia miainga amin'ny la HAT-isme(lâchetéisme).Mampalahelo. :!: :P :wink:
13. diloo ( 19/09/2009 21:58)
Tohiny

Saingy hatramin'izao aloha, dia ny vahoaka tsy manantsiny toa ilay ramatoa tresa-doa ny balan'ny fianakam's iny ohatra no mitranga. Dia faly be ery ianareo,
manao Counter Strike amin'ny vahoaka madinika atao sorona.Mbola misy vahoaka 18 millions ao azonareo tifirina sy andokona rà latsaka eran'ny arabe.Koa dia samy mahazo fahafinaretana ianareo manoloana ny tantaram-pirenena.Ary tanterao, indrindra moa fa hizara ilay 10milliards ariary atsy ho atsy hamonoana ny mpiray tanindrazana malagasy, ho voninahitra ny samy ianareo ihany. :evil: :!: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072