Miha-mahery vaika ny tolona
1. pikatti
(
16/09/2009 22:26)
Les trois mouvances unies déclenchent la vitesse supérieure. Elles invitent les Malgaches à ‘‘descendre dans la rue’’ samedi 19 septembre. Et ce, conformément à la décision de dimanche de ‘‘mener des actions dynamiques.’’ Antananarivo, Toamasina, Antsirabe et Toliara en seront les principales villes concernées. Des villes secondaires comme Antalaha et Sambava pourraient entrer dans le mouvement de protestation contre le fat.
www.madatimes.com
www.madatimes.com
novalian'i reeves ny 17/09/2009 14:50
2. pikatti
(
16/09/2009 22:30)
Dieny mbola misy ny fotoana de raiso ny tànana ry zalahy de tohizo ny dia, hiaraha-miasa,hiara-mitondra ty nosy malala ty e
Fa raha mbola be zesta lisany de manasa tànana ihany koa ny vahoaka malagasy
Fa raha mbola be zesta lisany de manasa tànana ihany koa ny vahoaka malagasy
3. xxx
(
17/09/2009 05:25)
:arrow: taomy sy hapitapitao ny havana aman-tsakaiza fa ny mitabé tsy lanin'ny mamba e,olona iray tsy mba vahoaka,misaotra e,samia mandray andraikitra fa adidy ntsika tsirairay izany :oops:
4. Andryuwui
(
17/09/2009 06:04)
zah alou d tonga hiteny aminlah ry pokatti oe raha hiaraka hitabé d sasao tsara alou ny ryfonlah d manaova manimanitra fa raha tsy zany aoka fa mahafaty ny fofona !!! zah tsy be orina otran'i lehery zé orina congolais no tsy hitako maty lehery kely klé hi hi hi ha ha ha hon hon hon !!!
5. tsiafoi1
(
17/09/2009 08:26)
Tapaka afoavoan'ny vahoaka be ny tetezamita. Ny tafika no tompon'ny teny farany... Iza no omen'ny familian-tsambo? Ny safidy ataon'izy ireo no tsy haharendrika ny firenena
6. ntss
(
17/09/2009 09:14)
Mamporisika ery ry pokatti f'izy mantsy hanisa ze maratra sy tapaka eto am serasera fotsiny refaveo, raha mafy be de tongava aty dago hanampy tosika an'ireo e!
Olona RAINIKETAKA daholo nareo mianakavy fa vao midonaka ny crimogène d'efa ny plaque ny Injet no tsy ahaizana miaina. Raha tena mafy nareo de ny miaramila toherina mba hoatranay tam fotoanadrony e!
Olona RAINIKETAKA daholo nareo mianakavy fa vao midonaka ny crimogène d'efa ny plaque ny Injet no tsy ahaizana miaina. Raha tena mafy nareo de ny miaramila toherina mba hoatranay tam fotoanadrony e!
9. ntss
(
17/09/2009 10:18)
Hery >> harena azo tam alahelom-bahoaka nen'la ko tsy ho doran'ny olona!!!
Nihomehezan'là zay tam 07 Février fa tongava soa ny andron'lisany fa anaovanay fety be otran 'le nataon'lisany tao mahamasina ny 11 Février e!
:-D :-D :-P
Nihomehezan'là zay tam 07 Février fa tongava soa ny andron'lisany fa anaovanay fety be otran 'le nataon'lisany tao mahamasina ny 11 Février e!
:-D :-D :-P
10. pikatti
(
17/09/2009 10:43)
refa mirodana lesy ny tgv de fety be ry wiwi ny an'ny tary a :-D :-D
11. reeves
(
17/09/2009 14:50)
Ny lojika aloha dia TSY MAINTSY ARODANA ny HAT satria mampidi-doza ny maro an`isa ny mbola fijoroan`io eo e ! Loza mihantona ho an`ny rehetra ( na pro-TGV na ny anti-TGV) noho izany tsy azo ekena ary tokony amin`izay lafin-kevitra izay mihitsy no tsy maintsy hijoroan`ny tafika hanala azy eo satria tsy tokony hadino fa ny tafika koa dia mba ao anatin`ny vahoaka ka raha simba ny toe-karentsika dia anisan`ny ho voa mafy koa izy ireo sy ny fianakaviany noho izany mila mandray fepetra hentitra ry zareo fa any aminy ny lakile . Ny fisian`ireo CAPSAT mpioko mandrangaranga adim-poko sy basy aman-tafondro mantsy no mahatonga io HAT io hiziriziry amin`ny heviny ka tsy hijery ny tombo-tsoa ho an`ny rehetra fa izy indray aza no toa lasa resaka amin`ilay hoe " miaro tombotsoan`olon-tokana " na koa hoe " tombotsoan`antokon`olona vitsy an`isa " . Tokony ho tsapan-dry zalahy fa ity vahoaka lazaina lava amin`ny "hetahetam-bahoaka " ity anie ka ireo foza orana fotsiny ihany e ! Ny tena hevi-bahoaka tena marina dia any amin`ny fifidianana ihany no hahitanao azy ka aza miteniteny vahoaka rehefa mbola tsy nolaniany tamin`ny fifidianana ianareo mpanao politika fa sao dia omen`ny vahoaka 0.005 % eo tahaka an`i Monja Roindefo eo vao gaga .
