tsy mbola teraka le olona

1. bazylou ( 16/09/2009 14:46)
be mokony noho i tgv. mahareta daholo ary mandrapahatongan'io satria trondro maty manara drenirano daholo ianareo, beuurk :-D
novalian'i Banndi ny 16/09/2009 15:34
2. Banndi ( 16/09/2009 14:57)
Nitaraina ve malala tao ry bazylou,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :*
3. terrywui ( 16/09/2009 14:58)
kozy mihitsy zany bazylou ah !! be mokony nefa kely tratra !! de inona letsy zany fa tsy kibotaina fotsiny !!
tsisy sandry na teknika na taktika nairay aza ry lerony fa voatavo be fotsiny daolo de mora kely ery ny manapoaka azy !! tokony mba manao formation militaire kely ry GTT maka taktika fa tena tsy tafa mitsy ah !!!
4. Banndi ( 16/09/2009 15:01)
Nitaraina ve malala tao ry bazylou,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :* chérie a, elah koa anie no mpiteny ratsy de lasa faizin-dry zareo ato e,aza manao anzany ntsony malala an
aoka zay malala an ,tsy maharesy lahatra anireo anie isé é
5. swann ( 16/09/2009 15:12)
kozy mihitsy zany bazylou ah !! be mokony nefa kely tratra !! de inona letsy zany fa tsy kibotaina fotsiny !!
tsisy sandry na teknika na taktika nairay aza ry lerony fa voatavo be fotsiny daolo de mora kely ery ny manapoaka azy !! tokony mba manao formation militaire kely ry GTT maka taktika fa tena tsy tafa mitsy ah !!!
6. swann ( 16/09/2009 15:14)
pikatti a, tsy mikozy amin voambotavo otran-dry alou izao andrywui fa ny lehibenareo no ilainy!!! mazava ve zay akia ? TAPITRA
7. Banndi ( 16/09/2009 15:16)
o ry malala maty eto anie enao e, tsy ho tonaga akory ny 14 febroary , avelao any reo politika reo fa handao hirevy tsiska roalahy e,aza mikôty bandy hafa ntsony chérie a,zah anie saropiaro be @ iny bazylou iny é ,tiko be ndray le fiankanjon'i wiwi zany,mahay maikanjo moa o, mahay miséduira an,handao handé @ zay hoa wiwi , eo ndray enao de tamana eo an, zah saropiaro be an
8. swann ( 16/09/2009 15:20)
tsy mila fafaina le diniko ao rahery fa elah no ilaiko mamaly azy !!!
9. Banndi ( 16/09/2009 15:22)
o ry malala maty eto anie enao e, tsy ho tonaga akory ny 14 febroary , avelao any reo politika reo fa handao hirevy tsiska roalahy e,aza mikôty bandy hafa ntsony chérie a,zah anie saropiaro be @ iny bazylou iny é ,tiko be ndray le fiankanjon'i wiwi zany,mahay maikanjo moa o, mahay miséduira an,handao handé @ zay hoa wiwi , eo ndray enao de tamana eo an, zah saropiaro be an,niova akanjo ndray malala zany tiko be koa anie le ntss e, mba rozirozy ndray ny lokonao androany io kosa tsara é :* :* :*
i hery anie chérie tsy miresaka @ le olona mpiteny ratsy é
10. terrywui ( 16/09/2009 15:27)
rah mbol fafain i hery io didnika ao ambony io publieko amin facebook sy yuo tube io fa mikozy aho zay !!! fay elah amzay tsy mamafamafa tsony !! ha hon ha hon ha hon ha hon ha hon ha hon
11. Banndi ( 16/09/2009 15:28)
Hery anie malala tsy miresaka anie chérie tsy miresaka @ olona miteny ratsy e, :* :* aza lany andro eo malala fa handao hirevy é,tiko be moa wiwi o,aza aseho olona eto chérie hoe be taraina be enao ah,vao maika faly eto ndray ry zareo :* :* aza tezitra akia malala a, virtoaly ny eto :* :*
12. terrywui ( 16/09/2009 15:32)
rah mbol fafain i hery io didnika ao ambony io publieko amin facebook sy yuo tube io fa mikozy aho zay !!! fay elah amzay tsy mamafamafa tsony !! ha hon ha hon ha hon ha hon ha hon ha hon
13. Banndi ( 16/09/2009 15:34)
Hery anie malala tsy miresaka @ olona miteny ratsy e, :* :* aza lany andro eo malala fa handao hirevy é,tiko be moa wiwi o,aza aseho olona eto chérie hoe be taraina be enao ah,vao maika faly eto ndray ry zareo :* :*
zah anie tia olona pelaka hotran'ano koa e, de le resatsika aza adino an, le 14 febroary :* :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865