rossy
1. fijo
(
15/09/2009 22:28)
voaroaka tampoka teny ivato i rossy.ary lery koa voa lava an
novalian'i fijo ny 17/09/2009 22:18
5. fijo
(
15/09/2009 23:11)
Rossy expulsé. Grosse surprise hier à l'aéroport d'Ivato pour le chanteur Rossy en partance pour Paris. Après avoir fait le check-in et au moment de passer le contrôle policier, on lui a fait remarquer qu'il était sous le coup d'une mesure d'expulsion. Le policier, lui-méme surpris, n'a fait que lire les renseignements contenus dans l'ordinateur. Rossy vient pourtant de se faire confectionner un passeport biométrique. Ce qui suppose que la mesure n'est pas récente. Et puis, il a déjà fait plusieurs va-et-vient à Madagascar depuis septembre 2007, où il rentrait au pays après cinq ans passés en France. Après avoir attendu, Rossy a été le dernier passager embarqué, mais on ignore s'il va pouvoir revenir.
tao amin'ny expressde madagascar
6. Papoose
(
15/09/2009 23:31)
lol mersii, kay v express eee!!! ny ahy tsary mbola mis a jour nefa io foana no sokafako pelou isaky ny mamaky ngazet!
7. ari.malala
(
16/09/2009 07:04)
fijo, omeo tsara hoe le rohy azafady fa tsitako ny misy ilay article?
8. menalamba
(
16/09/2009 08:28)
Eo @ ilay hoe brèves à chaud tsindrina ry ari an :^) Ary sô dé i wiwi no ni expulse @ rossy? Nedala mantsy tô milaza azy ho lava tanana afaka manakana olona hody any dago koa :^)
9. xxx
(
16/09/2009 08:58)
menalamba:tsy afaka manao an'zany io satria izy aza anie ka miklandy ao cergy ao e! tsy misy paps io
Eo @ ilay hoe brèves à chaud tsindrina ry ari an :^) Ary sô dé i wiwi no ni expulse @ rossy? Nedala mantsy tô milaza azy ho lava tanana afaka manakana olona hody any dago koa :^)
10. fijo
(
16/09/2009 21:50)
efa hitan'i ari ve le izy,dia mbola nisy nampiomehy koa,fa hiantso ny tafika lybianina hono ny HAT hanampy ny tafik agasy.hihihii
11. patrick2002
(
16/09/2009 22:00)
fijo:
efa hitan'i ari ve le izy,dia mbola nisy nampiomehy koa,fa hiantso ny tafika lybianina hono ny HAT hanampy ny tafik agasy.hihihii
aza manely tsaho eh!
cooperation militaire no niarahana @ tafika libianina fa tsy hoe hiantso ny tafika libianina.
12. xxx
(
16/09/2009 22:03)
cooperation militaire no niarahana @ tafika libianina fa tsy hoe hiantso ny tafika libianina.
miforindrambo ry zalahy ao @ capsat klé :-D :-D
13. pink
(
16/09/2009 22:09)
patrick2002:
fijo:
efa hitan'i ari ve le izy,dia mbola nisy nampiomehy koa,fa hiantso ny tafika lybianina hono ny HAT hanampy ny tafik agasy.hihihii
aza manely tsaho eh!
cooperation militaire no niarahana @ tafika libianina fa tsy hoe hiantso ny tafika libianina.
izay angaha fa mahatsapa fa ho ripaka ny havanao ry patrick raha izao no mitohy..
aiza ihany izy ity fa dia manao avocat foan aianao na dia efa hita fa tsy rariny ho any malagasy izao.
14. tsiafoi1
(
17/09/2009 09:55)
Na rasily no tsy mamely, na tsy atokisan\'ny HAT intsony, matoa miantso secours...
Miha-mitsikafona sy mipoitra hatrany ny ennemis aloa hatreto... Hitako moa vao votsotra ny sommet de tonga de notatazan\'i Syrte! Ny ennemis maivana no misodika mialoha ambony rano toy ny menaka ka nitsikafona mialoha teto an-toerana, fa mbola hipongatra tsikelikely ny tena ngeza sy mavesatra, ary atidoha nikotrika iny coup d\'Etat iny... Aza gaga fa mbola hisy firenena tsy ampoizina hipoitra koa @\'ny farany.
Mamaly vavaka Andriamanitra!

15. fijo
(
17/09/2009 22:18)
avelao aloh aandriamanitra hatory,fa tsy misy hidirany izany eto e,ny vola no milalao eto