ity ny tenanay e, inona no apoakanao ry gtt
1. bazylou
(
15/09/2009 17:41)
tsy resaka rmi sty rsa anie izy ity e, rehefa lanin'ilay jean paul sy ny ekipany ny volanareo ary efa nomeny ny lisitra lavabe dia aza mimenomenona eto fa tsy hotafiditra mandrakizay any mada e, beuurrk, vive tgv, :-P :-P
novalian'i xxx ny 16/09/2009 22:05
2. karandoha
(
15/09/2009 18:07)
http://www.youtube.com/watch?v=fbftQ7od6h8
Bezoro é! Bezôro é! Bezôro é!!!
La! Eka! Eoâ! Ambilà ho’ah zà!
Ambilà ho’ah ndreiky niany ’ty himà!
Ambilà hitetitety làla, hanjôfo labrosy é!
Hamakivaky akata, hanano bezoro an-tanà!!
Bezoro é! Bezôro!! Bezôro!!!
Iny é ’tômôbily é, brooomm mandalo
Pim’pimpy kilakisôny
Fiâmm mpâlàmpàmpan!
Iny é ’tômôbily é, broomm mandalo
Pim’pimpy kilakisôny
Fiâmm mpâlàmpàmpan,
Sôferan’azy, iny minday izy é : zàààààà
Bezoro é! Bezôro !! Bezôro!!!
Bezoro areo jiaby, ’zà ’ty mandalo, dila,
Kara io Fôn, mandalo, dila ,pasazy, dila , mipâ!
Akory é! Mbola tsara! Bezôro gasy , bezôro vazaha.
Bezôro jiaby, samby soa ,samby tsra, soava tsarà!
Akory areo ajampela
Anakalampela, ampela
Mikaiky ’zahô?
Akory areo mikaiky,
Ambesako milefa,
Andesiko malay,
Ambelako jagobo ’zahô?!
Akory areo ajampela
Anakampela, ampela
Mikaiky ’zahô?
Bezôro â râ, bezôro â rô!
Bezôro geha, bezôro drakô oo!
Bezôro li, bezôro ’ndry!
(Bezôro chérie!!!)
(Bezoro Rémi)
Bezôro jimy é! Bezôro akàma!
Bezôro valy, bezoro zàma!
Bezôro niny, bezôro baba! =)) =)) =)) =)) =))
3. pink
(
15/09/2009 19:16)
bazylou:
tsy resaka rmi sty rsa anie izy ity e, rehefa lanin'ilay jean paul sy ny ekipany ny volanareo ary efa nomeny ny lisitra lavabe dia aza mimenomenona eto fa tsy hotafiditra mandrakizay any mada e, beuurrk, vive tgv, :-P :-P
Samy malagasy ve dia tsy hamela ny gasy tsy hiditra an-tanidrazana.Manana havana ao Madagasikara daholo ny olona ka tsy azonareo hoe gadraina.Ny vahiny avela hiditra fa ny havany,zanay ,ralahiny ,anabaviny malagasy sakananao ry BAZYLOU.
Sao dia efa miteniteny foana. fa na TGV ary ianao.tandremo fa ny gasy any ivelany manana havana TGV sy legalistes ...daholo.
Tsy misy havana hanaiky hopoteninao eo na légalistes aza ny havany..
4. Banndi
(
15/09/2009 21:01)
Sao dia efa miteniteny foana. fa na TGV ary ianao.tandremo fa ny gasy any ivelany manana havana TGV sy legalistes ...daholo.
Tsy misy havana hanaiky hopoteninao eo na légalistes aza ny havany..
zah manokana dia mana havana ao @ io FAT io
raha lahy elah de omeo eto ny tél anelah ry maimbo vava bazyloaka,zah mantsy tia pelaka hotran'elah io koa :* :* :*
6. bazylou
(
16/09/2009 14:33)
raha izaho ianao ry banndi tonga dia sokafana sy ny divo hidiran'ny t :-P :-P
7. pikatti
(
16/09/2009 14:39)
raha izaho ianao ry banndi tonga dia sokafana sy ny divo hidiran'ny téten'i wiwi
aoka lessy bazylou ,sarapiaro amlah eo i wiw fa ataovin'elah eo
=)) =))
8. terrywui
(
16/09/2009 14:41)
ahoana akia ndry pikatti a!! ary nahavita ps banndi tao ndray ty sipa ty le ,soa fa tsisy sarin dry tao fa naolan'i ouiandry indry angamba !
ha ha ha ha !!! sipa krly tsy mahay miaina nefa sarotaoatra !! avoahy ao ny sarin-dry ee! tadiavin'i ouiandry eran'ny tanana ndry !!!
hon hon hon hon hon !!!
ha ha ha ha !!! sipa krly tsy mahay miaina nefa sarotaoatra !! avoahy ao ny sarin-dry ee! tadiavin'i ouiandry eran'ny tanana ndry !!!
hon hon hon hon hon !!!
9. Banndi
(
16/09/2009 14:54)
Nitaraina ve malala tao ,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :*
:* :*
11. Banndi
(
16/09/2009 15:02)
Nitaraina ve malala tao ry bazylou,aza ataonao an'izany izy pikatti a, tsy foika anie io vadiko io e,zahay roalahy efa nifanao voady ny hifanambady
:* :* chérie a, elah koa anie no mpiteny ratsy de lasa faizin-dry zareo ato e,aza manao anzany ntsony malala an
aoka zay malala an ,tsy maharesy lahatra anireo anie isé é
:* :* chérie a, elah koa anie no mpiteny ratsy de lasa faizin-dry zareo ato e,aza manao anzany ntsony malala an
aoka zay malala an ,tsy maharesy lahatra anireo anie isé é
