vao dago

1. xxx ( 15/09/2009 10:29)
salam dol,mba miangavy anareo aty tana e,mba ampitao aminay aty ivelany ny zava-misy aty fa mba marary ko anié ny fonay na alavitra aza satria samy gasy sytia vahoaka gasy e,iray iany ny gasy e,misaotra o :-*
novalian'i Banndi ny 15/09/2009 15:26
2. locl ( 15/09/2009 10:36)
Marina izany fa ireo site tsy dia maharaka firy ny tena antsipirihiny.
3. bandinisotry ( 15/09/2009 11:07)
vaovao azo farany teo dia manomana stratejia vao2 ny 3 mouvance, i zafy efa lasa nanomana fihetsiketsehana any @ province ny eto tana mbola mangotraka be ,
4. pikatti ( 15/09/2009 11:09)
efa manao an-kilaoty d^ly ny tgvendrana zao ,ry wiwi efa minono foana sisa sao tsy velona :-D :-D :-D
5. pikatti ( 15/09/2009 11:55)
En moins d’une semaine, les détaillants se plaignent quant à la baisse de leur chiffre d’affaire. Leurs fournisseurs n’accordent plus de crédits, et leur commande en est donc limitée. « Il faut régler illico, sinon pas de marchandise. Avant on nous accordait un délai d’une semaine pour payer. Qui plus est, à Anosibe, notre fournisseur ne nous donne que 5 sacs de riz au lieu de 10 », expose Fidy, commerçant. Si la semaine dernière, le kilo du riz était à 1120 ariary, « demain il sera vendu à 1250 ariary », atteste ce dernier, « Au bout d’une semaine, nous payons 100 ariary de plus par kilo en comptant les frais de transport », poursuit-il.
the times of madagascar
mbola tsy ampy foana le varin'ny TIKO nangalarin-dry pety tao toamasina,le vary sy ny ppn,zay nampanantenain'ny saoudi aloha de misaotra ry Andry,tsy hita ,kobaka am-bava daholo
vive tgvendrana :lol:
6. TWING ( 15/09/2009 12:07)
pikatti

mbola aiza ny ahazo rehefa tsy mifandefitra sy miseho ho dadany ohatranareo TIM mahavita azy?
7. pikatti ( 15/09/2009 12:12)
Au bout d’une semaine, nous payons 100 ariary de plus par kilo en comptant les frais de transport »,

mahavitazy le tgv kah :-D :-D
8. TWING ( 15/09/2009 12:15)
pikatti

tsy koi fa aleo eretana e!

mba fantaro oa aloha ny tena marina vô be vava ohatran io fa tsy ny anareo marina no lasandra8 ka be vava ohatran io
9. pikatti ( 15/09/2009 12:17)
ny zava miseho leity no jeroe fa tsy hihemotra any aoriana any foana elah , ny ho avy no hatrehina fa tsy lasa zany harenenina ,zay no blem @ lisany mpanompo olona tony,ny anay refa tsy mety de daka tsy misy mijanona eo :-D
10. TWING ( 15/09/2009 12:22)
pikatti
moa va mba fantatr ingahy fa 200 000 hecta no efa lasan ingah ra8 eto @ faritra Vakinankaratra tao anatin tao iray monja?
dia nanafatra omby lery hamonoana ny tantsaha ( tsy azo atao intsony ny mamoaka ronono mivoaka an Vakinankaratra) 300 Ar ny litre. etc

aleo lesy @ zao fa tsy koi io a
11. pikatti ( 15/09/2009 12:30)
ny zava miseho leity no jeroe fa tsy hihemotra any aoriana any foana elah , ny ho avy no hatrehina fa tsy lasa zany harenenina,ny anay leity ry wiwi n'iza n'iza refa tsy mety de tsy mety sa hiverina hatrany @ andron'ny mpanjaka elah tsy rarahiko,ny zava misy zao de ty tgvendrana ty, tsy maintsy miala eo io na tian'elah na tsia :-D
12. TWING ( 15/09/2009 12:37)
esory ary raha voalan ilahy fa ny dadan elahy minan ...rehetra raha miseho be loha aty @ tanàna.
13. pikatti ( 15/09/2009 14:09)
ary toa tsy sahy miteny ratsy ntsony ry tgvfopla ato zany lessy Rahery ,zah ary lessy mbola tsy nadaroka tsara akory :lol:
14. terrywui ( 15/09/2009 14:43)
rehefa averina vakiana daol l didnika de hita mihitsy fa ny GTT ,TIM ,Ara-dalana no tena mpiteny ratsy ato !! fa tsisy TGV miteny ratsy ato !! hitandra hery tsara amin'ny IP izany (identification protocol) fa odiany fanina rehefa TIM le tandroka !!

--fa kozy iray tokoa ty rahery a!!! hay ve azo ovaina tsotra kely ny NUM IP io eee!! azoko omena ny pas à pas ny raha ilan'i Hery ( midira ao amin panneau d config Hery de tapeo ao ny hoe modifié IP de tsotr kely ) ha ha her her he r
15. Banndi ( 15/09/2009 15:08)
aaza be taraina e, reveo manja :* :* :* wiwi
16. terrywui ( 15/09/2009 15:10)
--fa kozy iray tokoa ty rahery a!!! hay ve azo ovaina tsotra kely ny NUM IP io eee!! azoko omena ny pas à pas ny raha ilan'i Hery ( midira ao amin panneau d config Hery de tapeo ao ny hoe modifié IP de tsotr kely )
17. Banndi ( 15/09/2009 15:12)
aza mitaraina refa pehako e, zah tia pelaka anie ry wiwi é :* :* :* :*
18. terrywui ( 15/09/2009 15:16)
de le phrase fanaon'i pikatti iany ony no averiny eo reo !! vendrana ko ndry ty ry pikatti ka !! nianatra ve ? na natory tsara ve ?

-de ny kozy fanaon'i Pikatti le mifamaly amiko ihany no averiny !! maninnn zao raha novaina kely le fika !! tadidindry le isika sy ndry nikozy le 2euro ndray alina ry?? de otran'iny iany le style zao !! mba manaova otran'ny ataoko fa fika donto kely ny andry ry sipa maimbo kely aa!! ha ha ha
19. Banndi ( 15/09/2009 15:21)
wiwi a tiko be enao zah koa anie pelaka e ,omeo ahy ny téel fa zah tia pelaka ,tsy ale zah elah hanao mariazy :* :* hi pacs e
20. terrywui ( 15/09/2009 15:22)
ataovy elah ah fa ndry ve ahoana ry pikatti a!! kobo be ndry zao ! satria sipa kely tsy mahay manao elah !! ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2827