Rajoelina piégé par Monja

1. rabaradaka ( 15/09/2009 08:22)
D'une source sure en provenance d'une personne très proche de M. Andry RAJOELINA, ce dernier voulait bel et bien participer à la réunion ou rencontre pour sortir de la crise mais son "PM" MONJA Roindefo lui a menacé à mort si Andry RAJOELINA participera à toute rencontre avec les trois mouvances.
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:34
2. navigo ( 15/09/2009 08:30)
possible dôl nge zany e, fa ny olana d ny vahoaka no mijaly
3. locl ( 15/09/2009 09:30)
Tsy hay intsony e! afaka mandeha tsy miera izy raha tena mazoto fa amiko mety ho fanadiovan-tena ihany izany.
4. ntss ( 15/09/2009 09:33)
Ces genres de rumeurs ne marchent que pour les légalistes e!

essai autre chose pour toucher les TGV :-D :-D
5. bandinisotry ( 15/09/2009 09:40)
:evil: :evil: :evil:
6. xxx ( 15/09/2009 10:00)
Aza atao hoe voafitaka na voajonon-draMonja izany izy fa ataovy hoe manaiky hofitahina sy hojonoin-draMonja Rajoelina.
Azony natao ary mbola azony atao tsara ny mametra-pialana raha tena tia tanindrazana izy ka hilaza hoe tsy vitako ity ry zalahy fa dia io ny PM no hametrahako ny zavatra rehetra.
Samy manao lohana jiolahim-boto izy roalahy ireo ary mody mifanilika am-panajana rehefa amin'ny fotoana ilàna azy mba tsy hahitana izay tena nanao ny fahadisoana.
Fa amiko dia ny "Miaramila" no fototry ny tsy fahitana vahaolana amin'izao krizy izao.
Raha miaro ny vahoaka sy neutre izy ireo dia tsy haneho an'ireny hetsika faramparany teo ireny.........
7. pimaso ( 15/09/2009 10:08)
MIFOHAZA @ TORIMASO RY VAHOAKA MALAGASY
ALEO AMPILOLOHAVINDRA8 FAKO TOY IZAY HAMPINANIN NY TGV THAY
;-)
;-)
;-)
8. ntss ( 15/09/2009 10:17)
Hoy pimaso:

ALEO AMPILOLOHAVINDRA8 FAKO TOY IZAY HAMPINANIN NY TGV THAY


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

mbola aiza e!
9. pikatti ( 15/09/2009 11:08)
MONJA Roindefo lui a menacé à mort si Andry RAJOELINA participera à toute rencontre avec les trois mouvances.

hoay kleaza miara miasa tsara ny tgvendrana zany bainn
vive tgvendrana =)) =))
10. fijo ( 15/09/2009 22:34)
tsy afamiala eo izany izy.satria raha mial aeo izy,dia ady saritaka ny andry zareo mpitady seza ao.ka hialana amin'izay,dia atao izay hitazomana azy eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4635