Miantso vonjy ve ry pokatti a !!! Ra-Hery TANDREMO AN!!!
1. ouiandry
(
14/09/2009 17:28)
aza mody manao xxx less ry pokatti refa tsy mahazaka a !!! aza be taraina !!! zay kay vao hitako fa tsy GTT le bandy saika nodaroako iny satria nazavain'i Ra-Clé kely tamiko !!! fa lisany alou d efa koziko fa zay azoko d vodaroka !!! zao less ra-hery ah, tsy maintsy mbola hipota eny Ampandrana eny fa aza mikorapaka ka zao aza idiranlah ny koziko @ bekin..y sy pokatti fa mahatanty reo matoa mifanompa amiko !!! ho anareo zokibe ambiny d mipetra tsara eny @ seza fiandriananareo fa ny mpametaka afisy sy ny ambiny mpi-traiter anay ho taranak'andevo sy foza d aleo hifampitady aminay eto fa tsy misy matahotra an'ireo !!! ny oul tomponlisany less tsy taranak'andriana na taranak'oul mpanankarena fa oul nagalatra sy gadra lava no nahatafavoka anazy ka aza be vava ah manambanimbany oul !!! mbola averiko fa zahay foza no nanongana an'i Ravalomanana fa efa nihetsiketsika teo ry J&B (Jamba sy Bado) fa tsy nahavita raha tsy nisy anay less éééé !!! zahay mainty be araka ny filazanlisany tsalo masiso no nahavita nanongana an'i Ravalomanana, zahay ndaty sy lava nify no nanongana na tianlisany na tsia !!! MAZAVA VE RY OSY MAINTY A!!! Ravalomanana nilaza fa tsy manaiky baikon'ny afrikanina satria tsy afrikanina aiza anefa izy zao no mialokaloka, iza no hitarainany??? TSY NY AFRIKANINA VE HI HI HI
Elahisany TIM reo tsy maintsy mbola hangataka aminay foza, otranzao mahazo an'i Ravalomanana zao, aza manambanimbany fa miodina io tantara io !!!
---Tapitra
Elahisany TIM reo tsy maintsy mbola hangataka aminay foza, otranzao mahazo an'i Ravalomanana zao, aza manambanimbany fa miodina io tantara io !!!
---Tapitra
novalian'i pelaka2000 ny 24/12/2009 13:39
2. xxx
(
14/09/2009 17:34)
ny oul tomponlisany less tsy taranak'andriana na taranak'oul mpanankarena fa oul nagalatra sy gadra lava no nahatafavoka anazy ka aza be vava ah manambanimbany oul
aza manambanibany ol less hono ry rapaty a :lol:
...TAPITRA :-D :-D :-D
zany hono é
3. pikatti
(
14/09/2009 17:48)
zao less ra-hery ah, tsy maintsy mbola hipota eny Ampandrana eny fa aza mikorapaka ka zao aza idiranlah ny koziko @ bekin..y sy pokatti fa mahatanty reo matoa mifanompa amiko !!!
aza be taraina hoa ,fa ahoana leity zany zao ve vao nahita cyber :-D :-D
4. xxx
(
14/09/2009 19:08)
midepra be raouiandryfa eto foana sisa no hanalany ny androny ;au moins aloha mba nisy serasera fa raha tsy izany angamba,nihinana ny tadikirarony teo e =)) =)) =))
5. ouiandry
(
15/09/2009 03:25)
pikatti:
aza be taraina hoa ,fa ahoana leity zany zao ve vao nahita cyber :-D :-D
tsy misy mitaraina eo ry pokatti fa FAMPITANDREMANA NO NATAOKO an'i Ra-hery mba tsy hiditra @ affairentsika satria itako le hafatra atsy ambany atsy milaza fa EFA UN MOIS ZAH MANOMPA OUL ETO KANEFA TOA TSY MIHETSIKA RA-Hery !!! d zay no nikoziko anlery oe aza idirana le izy fa matoa i bedykin sy pokatti mifanompa amiko eto d mahatanty !!! d mbola averiko fa ny mpametaka afisy refa tsy misaina d tsy ho trankila eto fa ho anareo zoky be sy mpiandryvavady d zao MIPETRANAREO ENY @ SEZA FIANDRIANANAREO RAHA TEHOHAJAINA !!!
Ka elah ry pokatti d zao sasao tsara ny ryfonlah fa masiso ka mampitsoka ny oul d ny divonlah kou aza adino fa katala na foza bomaka be no hampirevy anlah ah !!! :-D :-D :-D hi hi hi ha ha ha
---tapitra
6. kamiviombio
(
15/09/2009 04:44)
Mibetroka zany ry kely endaka :lol:
ataovy mahalala ny anaran'elah tsara lessy bandy,tsy revenay tena TGV ny foto-pisainana ambany foitra sady fanalana baraka ny anaranay ny sarintavanao :twisted:
ataovy mahalala ny anaran'elah tsara lessy bandy,tsy revenay tena TGV ny foto-pisainana ambany foitra sady fanalana baraka ny anaranay ny sarintavanao :twisted:
7. pikatti
(
15/09/2009 11:42)
tsy misy mitaraina eo ry pokatti fa FAMPITANDREMANA NO NATAOKO an'i Ra-hery mba tsy hiditra @ affairentsika satria itako le hafatra atsy ambany atsy milaza fa EFA UN MOIS ZAH MANOMPA OUL ETO KANEFA TOA TSY MIHETSIKA RA-Hery
nefa miantso vonjy @ ps ntss=halloween=swann=terryui=mahitsy aza mba nandra ihnay ,hitako elah tsisy miraharaha =)) ,miandry anelah hono benkintana é =))
8. TGVOK
(
15/09/2009 16:36)
pikatti:
nefa miantso vonjy @ ps ntss=halloween=swann=terryui=mahitsy aza mba nandra ihnay ,hitako elah tsisy miraharaha =)) ,miandry anelah hono benkintana é =))
aiza i bedykin ééé fa pokatti kou efa masiso be ny ryfony ka otrany tsy milay fa le betampony iny zao no tena milay !!!
9. Banndi
(
15/09/2009 21:28)
tiko be risé ny akanjonao ry wiwi @ le tgvok , tsy ratsy ndray iny malala an :* :* :*
