TAHAK'IZAY IHANY

1. TEGEVE ( 13/09/2009 21:53)
Anaka isany,Tsapako tanteraka ny hadalako
Hitako fa tsy ahomby intsony ny raharam-pirenen-tsika ty ry zalahy nampanantena be loatra anareo aho ry vahoaka Malagasy fa tsy tratrako ny bilan tsara izay nataon'ny filoha hajaina Ravaolomanana
Dans cet extrait de rapport du Fmi remis récemment sur la situation économique, il apparaît que ‘‘Madagascar n'a jamais autant investi depuis l'indépendance que durant les 5 dernières années’’. -Le taux de croissance attendu en 2009 (7%) aurait placé Madagascar dans les 5 premiers pays en termes de croissance au niveau mondial


-Les choses étaient en train de changer, 2 indices: depuis 2005, Madagascar a doublé chaque année ses importations de chaussures depuis 2005 en volume et quadruplé en valeur; pour la première fois depuis très longtemps, l'importation de voitures neuves a dépassé les voitures d'occasion en 2007. La classe moyenne était en train de renaitre

the times of Madagascar
(l) (l)
novalian'i fijo ny 15/09/2009 22:39
2. xxx ( 14/09/2009 06:49)
La classe moyenne était en train de renaitre

zao lasa 4mi ny ankabeazan'ny Malagasy maty aho tgvendrana :-D :-D :-D
3. pikatti ( 14/09/2009 07:00)
Dans cet extrait de rapport du Fmi remis récemment sur la situation économique, il apparaît que ‘‘Madagascar n'a jamais autant investi depuis l'indépendance que durant les 5 dernières années’’. -Le taux de croissance attendu en 2009 (7%) aurait placé Madagascar dans les 5 premiers pays en termes de croissance au niveau mondial

ary ny @ zao fotoana izao iza ary no mba afaka manomé statistika ny toe-karena malagasy??? mba asaio kôzy hoe io ry tgvfopla :?: :?: :?: hita fa foza zao!!!
4. ouiandry ( 14/09/2009 09:07)
5. papala ( 14/09/2009 09:38)
tsy misy vaovao afatsy io tube io foana angaha ry ""oundry"" a! :D :D :D :D
6. pikatti ( 14/09/2009 12:14)
tsy misy vaovao afatsy io tube io foana angaha ry ""oundry"" a!

ary foana no mba hitan lery ao ve kleaza , hay tokoa moa pahina lery iny :-D :-D :-D
7. xxx ( 14/09/2009 15:23)
Ka na haveriny in-arivo ary ge tsy koi é fa ga izany no haha légal ny fitondrana n'i vendrana ,ny olona hisolehany aza vendrana ko tony ba piasakeliny tony dia vendrana avo arivo eny!
8. ketaka67 ( 14/09/2009 15:36)
hita fa tsy vitan'ny bogôsy sy vola izy ityu! mila saina sy ati-doha ary ny fahendrena malagasy izay tsy hita izay maharatsy azy!!!!! ra-8 anie ka nanarina araka izay mety mba aha tsara ny tanana, izay mba afaka mi-bizina dia afaka! izao ry zareo ihany no mandàny izay kely ananana, lany karama-dreo fotsiny ny devizy dia avy eo ankaiza? mety nisy tsy nety ary efa nanao mea-culpa izy! fa ity tena andrava!
9. pikatti ( 14/09/2009 17:53)
izao ry zareo ihany no mandàny izay kely ananana, lany karama-dreo fotsiny ny devizy dia avy eo ankaiza? mety nisy tsy nety ary efa nanao mea-culpa izy! fa ity tena andrava!

Tena dakôro @nao aho @io ,tsisy nahavita nandrava an'i Madagasika ao anatin'ny fotoana fohy hotran'io tgv io ny prezidà tao Madagasikara hatramin'izay :cry:
10. fijo ( 15/09/2009 22:39)
aleo ahita tsara aloha ny vahoaka fa tsy misaina loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0624