ry alaina andriamiseza izao no
1. bazylou
(
08/09/2009 17:54)
misolelaka raindahiny ani i tgv:: pauv c...., aiza le le8 ista be tamin'ny mars sy avril teo , loolloo :-D :-D :-D tena hita hoe kendan'ny goavy manta i lery le aza,
novalian'i pink ny 09/09/2009 19:28
2. locl
(
08/09/2009 20:26)
Ty vava maimbo ny tsy fiborisiana nify ry bazyl mba ataovy any @ misy azy
3. fijo
(
08/09/2009 21:29)
tena varian atokoa aho nahit ailay lista ka,tsy nampoiziko hoe i lery no hivadika to aireny
4. dadabe
(
09/09/2009 05:30)
angaha izany mivadika ry fijoa , miova palitaho fa izy mbola ao dago :roll:
7. terrywui
(
09/09/2009 16:32)
misolelaka raindahiny ani i tgv:: pauv c...., aiza le le8 ista be tamin'ny mars sy avril teo , loolloo tena hita hoe kendan'ny goavy manta i lery le aza,
hay ve kobon'i bazylou ko io fika lelaka be ataonle donto io e!! zany ane letsy ra-bazylou de vo tena vetivety teo eee! de koziko amlah lety bazylou fa otrinlery io daol ry zalah "ara-dalana"reo aa!! maivan'aty daolo!!! ha ha ha
8. pikatti
(
09/09/2009 16:42)
fika lelaka be ataonle donto io e!! zany ane letsy ra-bazylou de vo tena vetivety teo eee! de koziko amlah lety bazylou fa otrinlery io daol ry zalah
ny tena donto dia ry zalahy nisolelaka hidiran'ny mpisolelaka ho ao @ gouverneMANTA :-D :-D :-D
9. pink
(
09/09/2009 19:28)
bazylou:
misolelaka raindahiny ani i tgv:: pauv c...., aiza le le8 ista be tamin'ny mars sy avril teo , loolloo :-D :-D :-D tena hita hoe kendan'ny goavy manta i lery le aza,
Qui se ressemble ,s'assemble... Mitovy sy sahala ireo.
