Soratonon 2009-24 Octobre 14h30-Faculté dentaire MontRouge
1. maholisoa
(
08/09/2009 10:34)
Ny fikambanana KOLO dia manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny taona faha-7 hifaninanana amin’ny sora-tononina "Soratonon'2009"
Izay hatoa ny asabotsy faha 24 Oktobra 2009 amin'ny roa sy sasany tolakandro ao amin'ny :
Amphithéâtre Pierre DARGENT
Faculté de chirurgie dentaire
1, rue Maurice Arnoux
92 120 Montrouge
Ny fandraiasana anjara dia 5 euros
Ny tanjon-tsika amin'ny fotoana io dia ny hamelona sy handalina ny fampiasana ny teny malagasy :
* Tsipelina
* fitsipi-pitenenana
* voambolana
Sokajy roa no hifaninanana :
Sokajy 1 : Miteny, mamaky ary manoratra ny teny Malagasy tsotra
Sokajy 2 : Nianatra na mianatra ny teny Malagasy toy ny teny vahiny
Tongava maro!!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.3907