ALIMA

1. Noue ( 07/09/2009 17:16)
http://www.dailymotion.com/video/xadl0y_alima-ny-commedia-dell-arte-malagas_fun

Aujourd'hui, à MADAGASCAR, face à la répression du régime de la HAT, une troupe malgache ALIMA brave les tabous en jouant Ny Commedia Dell Arte, version Malagasy.

tena tsy ratsy kosa eee ! ary marina daholo ny zavatra nolazain'zareo ao aa !

novalian'i fijo ny 08/09/2009 22:03
2. xxx ( 07/09/2009 17:20)
mandeh tsara ve ny fametahana afisy ramatoa a!!! amizay kou alou adinodino ny krizy ny karentaina sy ny tsy fesana @ al d manala krizy tsy mitady L an!!!
3. pikatti ( 07/09/2009 18:00)
sali Noue
milay é,
ALIMA, Artistes Malgaches Libres Indépendants Associés, dans leur lutte pour la liberté d'expression et le respect des Droits de l'Homme, bafoués à Madagascar depuis le coup d'état qui a eu lieu en Mars 2009. Les acteurs de ALIMA ont choisi la Commedia Dell Arte afin de s'exprimer "masqués", par crainte de ce régime militaire répressif qui sévit dans le pays depuis 6 mois, et censure abusivement toute critique et toute opposition à leur dictature. Les sketches qui seront désormais réalisés par ALIMA pour la circonstance seron
xxx1=wiwi aza be konetaka leity a :-D :-D :-D
4. diloo ( 08/09/2009 01:03)
Sali noue ary misaotra,

Ary tena voabangon'ny alima tao daholo ny lacheté ny HAT nandritra ny 8 volana.
Ny nanintona ahy dia ilay tantara mikasika an'i Manandafy, olon-dehibe efa manakaiky ny 80 toana ve no mba sakin'ny HAT sy ra-Sarla nanaovana entrainement tamina cross-mbasy. Ntss.
Nefa rehefa mba nifanena tamin'ny RFI iray monja teny Ivato dia nipararetra izy 20 lahy.
Amin'izay i ra-Sarla miseo ho azy ho commando, nanandrana nisintona ilay
miaramila tokana, dia saika nianjera ho azy.
Tena fier mihintsy aho hoe mbola misy Gladiateur gasy, toa iny miaramila mijoro
manaja ny corps d'arme sy ny honneur militaire lny: voilà un vrai Héros national.
Ary voa-allumé'n'ny Alima tsara ny tantaram-pirenenan' ny HAT manoloana ny endrika ny fahamarinana de ces bandes lâches sans éthiques, ho rakotra ny tantara.




:wink:
5. Mirananirina ( 08/09/2009 10:58)
olon-dehibe efa manakaiky ny 80 toana ve no mba sakin'ny HAT sy ra-Sarla nanaovana entrainement tamina cross-mbasy
Hita mihitsy hoa,tena vendrana tsy misy ilaina azy mihitsy.Jeune miady aminy antitra izany ve ho rariny eh! :x :x :x :x
tena tsy ratsy kosa eee ! ary marina daholo ny zavatra nolazain'zareo ao aa !
misaotra aky Noue an!Tonga indray ny mpilaza hoe mpametraka afisy Noue..nefa izy aza no loza rehefa tsy teto ndry,mametaka afisy sy teny ratsy isan'andro :( :(
6. fijo ( 08/09/2009 22:03)
fomba fiady tsar ahoann'y misaina io,fa rah ary sarla kely ve?????tsssssss aoka letsy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069