naverina ny MAGRO

1. ifiona ( 31/08/2009 14:58)
miarahaba antsika indray

nanomboka ny andro niverenan'ireo ankolafi-kery avy any Maputo andihany faharoa (MAputo II) dia niverina koa ny hetsik'ireo mpitaky ny ara-dalàna etsy Magro Ankorondrano. T@ andro asabotsy mantsy dia nivory izy ireo ka nanararaotina t@ izany ny nanaovana ny tatitra momba ny fihaonana tany Maputo ary koa fidiran'andriamatoa Filoha Marc Ravalomanana mivantana, izay nanamafy fa tsy hanaiky na oviana na oviana hoe mpanogam-panjakàna no apetraka eo @ fitondrana tetezamita, satria ohatra ratsy ho an'ny firenena hafa zany hono, ary raha ekena io dia toy ny hoe ekena zany fa azo atao ny maka ny fahefana an-keriny sy eny an-dalambe eto Madagasikara.

Ny ampitson'iny ndray zany hoe ny andro alahady dia nivory indray tao @ magro nanaovana fotoam-pivavahana fisaorana an'Andriamanitra.

Nanomboka teo ary dia raikitra ny fitohizan'ny tolona, misy ireo milaza fa taorian'ny Maputo II, dia misy ny MAGRO II.

novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:18
2. remahity ( 31/08/2009 15:05)
Magro 2 hoe????
fa nivoaka oviana indray ny VCD n'izany

RAMBO 2
Charles 2
LYLYson 2

MAGRO 2! MANGEREA 2
3. terrywui ( 31/08/2009 15:19)
ha ha ha !! aoka letsy remehity a! efa sempotra ry zareo mbola zeranlah bombe ihany !!

Fa na izany na tsy zany aloha de i IFIONA no tena mpiady maherin'ny TIM ato ee! izy irery no sahy nisedra ny TGV bedebe tato fa ny ankoatra zay sarimpelaka kely tsisy ilavana azy daolo ! misaotra an'IFIONA aloha e! milay ndry akia ! :* :* :* :* :* sady tsy de amporiatinay mafy ndry fa efa zatra formation ! sa ndry efa nanao formation Commando fusée Marin tany Diégo r'Ifiona ? efa mandray vehivavy anie zao ao ee! ndry mba bokona ihany rah n fijeriko azy ! encore :* :* :* :* :* :*
4. Mirananirina ( 31/08/2009 15:27)
Lany andro any fa ny fananana rehetra efa noroban'i tgv daholo,ny rehetra mihitsy,vetivety eo dia nanakarena daholo ry tgv
5. terrywui ( 31/08/2009 15:36)
merci mirana an ! zany ka tena sipa tsy mataoatra adihevitra e!!

ry zalah lehilahy zany no tena mbola vontondranomaso any atranony any zao ! io zao Mirana fa mahafatifaty kely ery ny fahatongavany !! miarahaba anao mirana a!! :* :* :* :* izy sy ifiona zany no lehilahy ato fa ry Pengx sy ry Locl sy ry hery sy ny tariny mbola mikonetaka miaraka amin'i MIPIKA TY (pikatti) any !
----ary mba aiza moa elah ra-mipikaty toa tsy sahy koa sa lany mise à jour ny PC? sa tsy voaloha ny facture n'ny freebox sa de mataoatra mihitsy ??? ha ha ha ha !!

---faly mandray adry aloha Mirana a! :* :* :* :* :* :-*
6. Mirananirina ( 31/08/2009 15:40)
Terrywui,hita fa tsy nety ny nataon-dra8...,maninona anefa no averina eh
salut aloha ianao e
7. terrywui ( 31/08/2009 15:51)
ty kou ane no tena resaka e !
----iza moa no namorona io fividianana miaramila io voalohany na atao hoe famoronana mioaramila angah rehefa tsy hanaiky vokampifidianana ??? manotany aho oe iza ???
---rehefa voavaly de izao ary !!mitovy mihitsy le tantara amzao le tam fito na valo taona lasa sy ty izao ty !!! iza no nampiana-dratsy ????

---Ty le tantara : rehefa resy tamn vokampifidianana de namorona na nividy miaramila 2500lahy zay nantsoina hoe reservista ka nandripaka aina maro (1000 à 1500pers) tany amin'ny faritany !!rehefa nitsoaka nandositra lay kandida mpifanandrina dia niditra (tsy legal) teo amin fitondrana ary nanao invetiturax2 !!

de innn fa tsy io ihany le tantara fa naverina saingy lay nampandositra no nandositra fa ilay miaramila sy ny fitifitifirany oul teo ihany !! ary le fanjakana votsitra
8. locl ( 31/08/2009 16:33)
Ok, tohananay hatramin'ny farany MAGRO
9. dadabe ( 31/08/2009 18:04)
misy resaka lindinakika be ato zany leuleu
10. bazylou ( 31/08/2009 18:07)
ka rehefa tsy misy atao sy lany andro ve tsy niverina tao ihany e,, :-D :-D
11. pikatti ( 01/09/2009 13:54)
hoy wiwi
de innn fa tsy io ihany le tantara fa naverina saingy lay nampandositra no nandositra fa ilay miaramila sy ny fitifitifirany oul teo ihany !! ary le fanjakana votsitra

tsy takatry ny sain'elah less zany ry badolahy ty a :-D :-D :-D
12. fijo ( 01/09/2009 22:18)
amiko aloha izay hampilamina no tadiavina,ka rah ai andry no hampilamina,dia avelao izy ho eo,fa ny praiminisitra no hovana olona avy aminn'y hetsika hafa.de avy eo tsy mahazo milatsaka izay efa teo.fa rah ahoe tsy ekena i andry,nefa izay no mety hampilamina,dia inoan fa tsy mitovy aminn'y tgv hoe tsy mila ny fiverenan dravalo ihany de samy io ny vahoaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0905