Les noms des cerveaux des bombes artisanales

1. rabaradaka ( 27/08/2009 07:42)
Un proverbe malgache dit « Le mensonge ressemble à la ceinture : il n'attache que son propriétaire ».
Désormais quelques noms de poseurs et organisateurs de bombes artisanales circulent dans les sites web et des services de renseignements étrangers dans plusieurs pays.

Pour rappel, plusieurs tentatives d'attentats à la bombe ont eu lieu dans la capitale malgache et on compte 111 bombes au total ont été retrouvées par les éléments des forces de l'ordre depuis l'attentat du Laeder Price Tanjombato.
Nous nous contenterons que les noms des organisateurs et les cerveaux de bombes artisanales à Antananarivo. Ils s’agissent de : Rakotomihantarizaka Organès, Contrôleur Général de la Police retraité et Ministre de la Sécurité Intérieure ; M. Alain RAMAROSON, membre de la HAT ; Le Commandant Charles ANDRIANASOAVINA (chef de mutins)
Maitre Jacques SYLLA, ancien Président de l’Assemblée Nationale Malgache.

Bref, ces noms sont connus depuis presque une semaine par l’Interpol, FBI, et des services de renseignements français.

Il est vrai comme dit le proverbe que La vérité engendre la Haine mais osons dire la vérité

Garafantsika Jean Fidelis

novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:41
2. Simpona ( 27/08/2009 10:44)
Asa aloha na source sûr no nahazoanao io vaovao io ra amiko manokana dia tsy mahagaga loatra ny mapitombona azy, ry zalahy ireo ihany no manao an'io eo de avy eo de hoe tratra indray ny baomba tatsy na taroa fa tsy nipoaka.

Ny mahagaga hatram zay mants dia miseho manombolo baomba le ranga iray iry fa hoe tratra daholo fa tsy nisy nahomby, ... efa saika hiteny miits za hoe
henjana be lery ra hiady am terrorisme fa voany lavitra ny amerikana sy ny europeana

Raha olona tena manana eritreritra hanapoaka baomba ve tsy efa ela no nahapoaka raha izay maro voalaza fa miparitaka etsy eroa izay
3. saranga ( 27/08/2009 10:48)
Asa izay nahitan-drabaradaka ny vaovao fa toa marina ihany izy io. Ny mahagaga koa dia ilay CAPORAL lazaina hoe spécialiste amin'ny dezamorsazy bômba nefa rehefa nanontaniana hono rangahy io dia nilaza fa tsy mahay izany izy fa noteren'ny lehibeny.
Mety ho marina io vaovaon'i baradaka io
4. remahity ( 27/08/2009 11:40)
trop nul izany supputation-nao izany lehiroa,

ilaina fahaizana koa anie io vandy io raoke e!

izany cerveau izany tsy betsaka nahoda a! sinon, ce n'est plus un secret
5. TWING ( 27/08/2009 13:48)
FBI , Interpole etc.... LOL

naninona rehefa natao ny Mamputo toa nijanona ny bombe? lol
6. Noue ( 27/08/2009 14:12)
anontanio ny FAT(Y) zany ee
7. bazylou ( 27/08/2009 18:11)
tim, gtt, le8, magro, sy ireo tsy maty voalavo ankibo rehetra, beuurrrk :-D :-D
8. Papoose ( 27/08/2009 20:13)
FBI,
hay efa tongany mihitsy? dadany zany kty! :lol:
9. AndriambyII ( 28/08/2009 11:28)
Ary ny KGB sy ny CIA ary ny TRIADE sy ny YAKUZAH ary ny AL QUAÏDA angaha tsy nanamafy ilay désinformation ?? hi hi hi hi hi !! :lol: :lol: :lol: :-D :-D
10. pikatti ( 01/09/2009 04:54)
Bref, ces noms sont connus depuis presque une semaine par l’Interpol, FBI, et des services de renseignements français.

mihinanenan'elah elah ry wiwi fa hampodian-dry zalahy @ zay ,aza mivoka ny trano elah fa milalao net tsara aloha mandrapahavidin'elah le paps e :-D
11. fijo ( 01/09/2009 22:41)
mahamenatry.
remahity,anarana 5 ireo,fa tsy betsaka.ka hafaka mikonokonona izany tsar arah aolona latsaky ny 10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2889