planety mars

1. rajy ( 26/08/2009 18:27)
Salut daoly
Tsy hiresaka politika ah androany fa miandry vokatra avy any maputo.
Rahampitso ami 12 sy 30 mn alina dia ho tazana eny @ habakabaka ny planety mars izay hilahatra @ volana ary izy no lehibe. Mifoaza de mizahava fa @ taona 2287 indray vao ahitana seho tahak'izay,azo zahana @ maso tsotra. De ilazao ny namana mba hizaha.
2. patrick2002 ( 26/08/2009 21:38)
ka aiza ny toerana ahitana azy eny Imerikasinina ihany sah ,any Ambodiatafana sah ,eny Ambohimalaza ,sa eny Ambilobe , tsy misy hilana an`izany planeta Mars izany letsy raha mbola toerana iray na faritra iray no mahatazana azy ah!
Ka na iza hitondra ,raha mbola tombotsoan olombitsy ihany fa tsy ny malagasy dia tsy haaritra izany fitondrana izany ,
Ka raha hitondra i Andry nefa Injet ihany no mahazo tombotsoa ,izao dia hitsipaka ,efa nitondra Ravalo fa ny Magro sy ny groupe TIKO ihany no nivoatra tao Madagasikara ,nitondra Ratsiraka nivoatra ny Procops ,SONAVAM, DECAGON
3. pink ( 26/08/2009 23:08)
patrick2002:

tsy miova intsony ary tsy hitsahatra ny hitarika ny namana rehetra fa ny misy any Ravalomanana ihany no ady eo

tsy mila mpandroba mandarkizay
4. rajy ( 27/08/2009 03:55)
Efa mitapy io rapah io leaza a inona no hidiran'ravalo sy ratsiraka am zany?
5. kwit ( 27/08/2009 04:19)
rajy:

Salut daoly
Tsy hiresaka politika ah androany fa miandry vokatra avy any maputo.
Rahampitso ami 12 sy 30 mn alina dia ho tazana eny @ habakabaka ny planety mars izay hilahatra @ volana ary izy no lehibe. Mifoaza de mizahava fa @ taona 2287 indray vao ahitana seho tahak'izay,azo zahana @ maso tsotra. De ilazao ny namana mba hizaha.

Fa le izy ve heure eto madagascar sa heure any ivelany ? mba valio svp fa interessant b za aaa !
Tsis idiran politk kousa zany eh !
6. rajy ( 27/08/2009 08:38)
Ora eto madagasikara io
7. Simpona ( 27/08/2009 10:46)
Soa fa nisy nametraka fanotaniana fa saika nivadika zavatra hafa ilay ady havitra,
Sao dia tsy tokony tato am politika kosa aloha ity e? sa ato no be mpapaky? :�) :-P

Misaotr anao aloha nampatsiahy f'zah efa ela no namaky mail momba an'io fa saika hadinoko raha tsy nisy san'ito :wink:
8. ravatorano ( 27/08/2009 10:50)
ô rapà ah d hitondra indray ve zany i andry rajoelina d ny injet sy ny domapub ihany no hivoatra kle !
aza :-D :-D :-D :-D wa
9. ntss ( 27/08/2009 10:52)
Sady mitsena an\\\'i Pdt Rajoelina eny Ivato tsika amn\\\'io rapa tonga de maita dofisy a!
10. ntss ( 27/08/2009 12:18)
Sady fantatra foana ihany koa anie hoe reto zanak'i dada reto no tena mpamafy lainga sy vaovao tsy marina e! mifohaza nareo am 12:30 alina raha hisy an'zany kory eo:
http://www.casafree.com/modules/newbb/viewtopic.php?topic_id=35155
11. rajy ( 27/08/2009 14:10)
Manahirana be ny miresaka am reto zandrin drajoelina reto,vao miala sakana daoly de tsy matotra de miteniteny foana de manaonao foana de tsy haiko ny ilazana azy.rehefa tsy hijery matoria fa mananiany,ok? De hendry tsra daoly
12. patrick2002 ( 27/08/2009 19:09)
ravatorano:

ô rapà ah d hitondra indray ve zany i andry rajoelina d ny injet sy ny domapub ihany no hivoatra kle !
aza :-D :-D :-D :-D wa

asa lesy Ravatorano ,izao manko t@ 2002 izay betsaka no niteny ahy hoe ,tsy mamely izany mpanao politika manafangaro resaka fivavahana izany ,fa mpamisavy malemy ,nefa izaho niteny fa izay no tsy ampy @ mpanao politika any Dago tsy misy ny fahamasinana ,
@ ity indray dia efa misy milaza izao fa raha vao operateur economique ohatry ny Andry no eo dia ny lalana faritany Ravalo ihany no hizorany rehefa tena manana pouvoir izy ,Izaho aloha tsy mino ,nefa asa .
Hatramin`izao aloha dia
VIVE TGV .
13. kwit ( 28/08/2009 04:20)
Zay mba manana le sarin ' ny planet mars alina iangaviana mba hampiseho eto am serasera , fa zay tsy nahita alina.
Merci d ' avance
14. pikatti ( 28/08/2009 06:04)
Efa mitapy io rapah io leaza a inona no hidiran'ravalo sy ratsiraka am zany?

:-D
15. AndriambyII ( 28/08/2009 11:34)
rajy:

Salut daoly
Tsy hiresaka politika ah androany fa miandry vokatra avy any maputo.
Rahampitso ami 12 sy 30 mn alina dia ho tazana eny @ habakabaka ny planety mars izay hilahatra @ volana ary izy no lehibe. Mifoaza de mizahava fa @ taona 2287 indray vao ahitana seho tahak'izay,azo zahana @ maso tsotra. De ilazao ny namana mba hizaha.

C'est du pipo !lol !!!!!!

:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.223