helika

1. mirabela ( 19/08/2009 06:57)
slt doly!! Sao mbo maita fika GASY nareo hanafotsiana helika, fa tena mamenatra b am zao andro mafana zao le manana helika plus foncé que ny corps!!
sotra lialoha!! :D
novalian'i bazylou ny 22/08/2009 08:52
2. tess ( 19/08/2009 11:49)
:-D :-D :-D FA INONA NO NAHA tonga izany????? ILAY MI RASER SA ilay tsy mi raser, raha avela eo kosa ve lay volokelika tsy foncé? :-D :wink:
3. aliotsy ( 19/08/2009 12:35)
misy karazan'olona otran'izany mihitsy, somary foncé ny faritra misy volo rehtra, manala volo amin'inona i mirabela aloha ? matetika ny pince a epiler mamela trace manko
4. mion ( 19/08/2009 13:31)
avelao alou haniry de epileo aveo, epilation tsirairay à chaud no atao mba tsy hamela trace (raha à froid mantsy de sady mafy be ka mety hisy micro hematome izay hamela trace indray), ny rasoir dia mamela trace, jereo ange ny lehilahy fotsy be rasé ireny e, hita foana oe nisy volombava teo. refa manomboka maniry dia asivo vahona mba hiregenerer haingana ny peau ary ho eliminé le peau maintymainty, tsy de tsara oe avy epilé no tonga de manao an'io.
Raha marary ilay epilation fa mbola tsy zatra de asio crème EMLA (tsy haiko ny fanoratra azay miala tsiny) fa io tsy andrenesana marary
5. booboo ( 19/08/2009 17:43)
ôy ôy ôy, mazotoa @ zany hanala tsirairay ny volon-kelika izany klé !
6. mirabela ( 19/08/2009 20:28)

mampiasa an le creme dépil reny za (veet) , matetika mampiasa an io za, dia à la bartez le iz, par contre somary mainty par rapport am reste du corps!! ka d tena tssss

:? :? :? :? :? :? :? :? :? :x :x :x :x :x :x :x :x
7. mirabela ( 19/08/2009 20:30)
mion:

avelao alou haniry de epileo aveo, epilation tsirairay à chaud no atao mba tsy hamela trace (raha à froid mantsy de sady mafy be ka mety hisy micro hematome izay hamela trace indray), ny rasoir dia mamela trace, jereo ange ny lehilahy fotsy be rasé ireny e, hita foana oe nisy volombava teo. refa manomboka maniry dia asivo vahona mba hiregenerer haingana ny peau ary ho eliminé le peau maintymainty, tsy de tsara oe avy epilé no tonga de manao an'io.
Raha marary ilay epilation fa mbola tsy zatra de asio crème EMLA (tsy haiko ny fanoratra azay miala tsiny) fa io tsy andrenesana marary

Merci bocou am conseil!! d le vahona v ranony sa ventiny, dia aiza no mety ividianana azy? merc d'avance


8. ari.malala ( 20/08/2009 07:05)
booboo :-D nga kosa moa avela hirankandrakana b eo vao ho épilé na e :-D :-D
9. mion ( 20/08/2009 07:35)
mirabela >>
hitan-dri, mba ovay fotsifotsy zany creme an-dri zany fa zay koa no maha pigmenté noir ny heliki ndri, EMLA zao fotsifotsy.

ny produit @ peau normal dia tsy tokony ho pigmenté raha ny tena izy

Ny vahona raha aty mada de eny @ petite vitesse no mividy azy, le plante brute iny mintsy de voasana de fiazana le atiny, maka compresse madio sy matevitevina ndri de imbiber-na an-lé extrait de tampone-na ny helika.
10. ni81 ( 20/08/2009 12:06)
avelao alou haniry de epileo aveo, epilation tsirairay à chaud no atao mba tsy hamela trace (raha à froid mantsy de sady mafy be ka mety hisy micro hematome izay hamela trace indray), ny rasoir dia mamela trace, jereo ange ny lehilahy fotsy be rasé ireny e, hita foana oe nisy volombava teo. refa manomboka maniry dia asivo vahona mba hiregenerer haingana ny peau ary ho eliminé le peau maintymainty, tsy de tsara oe avy epilé no tonga de manao an'io.
Raha marary ilay epilation fa mbola tsy zatra de asio crème EMLA (tsy haiko ny fanoratra azay miala tsiny) fa io tsy andrenesana marary
ny ahy à froid fa tsy mainty noho ny hoditro fa mitovy ihany koa!
11. ni81 ( 20/08/2009 12:08)
mampiasa an le creme dépil reny za (veet) , matetika mampiasa an io za, dia à la bartez le iz, par contre somary mainty par rapport am reste du corps!! ka d tena tssss
ka sao dia ilay produit chimique @ io veet io no tsy zakan'ny hoditrao?
12. sitlo ( 20/08/2009 15:31)
Fa ilay izy aloha ve vokatry ny volon-kelika sa ilay hafahafa ohatra ny amin'ny hatoky olona sasany ireny e!
13. tywa68 ( 20/08/2009 15:45)
Mirabela > ny vhv bevohoka no mainty helika koa :lol:
Dia rah tsy zay zany d ilay alkôla @ déo no nandoro ilay helika d mila fotoana vao miverina @ laoniny, fa ny hanapiana azy mba tsy raser-na fa épiler-na (épilateur raha mahazàka, na tsirairay @ pince à épiler na tonga d cire !) :wink:
14. ni81 ( 20/08/2009 16:21)
Fa ilay izy aloha ve vokatry ny volon-kelika sa ilay hafahafa ohatra ny amin'ny hatoky olona sasany ireny e!
ireny koa tena mba mahagaga ahy ry sitlo! Fa ny an'ny sasany ny mampisy ireny @ hatoka ireny dia ilay misy hodi-potsy ary avy eo lasa mivandambandana mainty indray
15. mirabela ( 20/08/2009 19:54)
sotra betsaka ho an ireo nanome conseil !! dans 1 mois lazaiko anareo ndray ny suite-ny!!! déja hiova crème za, hitady vahona, mijery déo sans alcool dia inona koa moa ......misàsa tsara!! :D
16. bazylou ( 22/08/2009 08:52)
lokoy fotsifotsy amin'ireny torginol na somalaval ireny dia mety e, na asio eau de javel, :-P :-P :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1413