Mifandrimbona hanavotra ny toekarena @ izay fa ampy izay

1. pimaso ( 17/08/2009 14:20)
Mba ho azo ny AGOA;
ny Reconnaissance Internationale;
ny Echange Internationale;
ny lutte contre le chomage;
ny fanarenana ny trano nodorana sy norobaina ny 26 janvier sy 17 mars 2009;
ny fametrahana ny olona tena competent @ poste clé fa tsy poste politique ;
famelana ny ota sy ny famotehana tanindrazana : Rova, RNM, TVM, CITIC, supreme center, Zoom, Jardin de l'avenue de l'independance, fandroahana ny vazaha voanjo mpitsentsitra an'i Madagasikara, indrindra ireo mamotika ny orinasa tena Malagasy mba hampidirana ny entana ratsy avy any eropa
Ny Ranomasina no Valampariako
Mahereza daholo
Malagasy Tena Tia Tanindrazana

novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:41
2. bazylou ( 17/08/2009 15:10)
impossible , ny gasy olona ariary zato ampandrina daholo, beurrrk :-D :-D
3. Noue ( 17/08/2009 16:41)
tsy atao mahagaga fa zany anie no mba fanirian'ity bazylou mpitsikilo ity ee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.059