miasa mafy ny TIM mba ahafahana mividy ny miaramila

1. ouiandry ( 14/08/2009 17:54)
Rehefa nolazain'i Ratsiraka i Ravalomanana fa tsy hoeken'ny Malagasy mandrakizay izany hoe hisy vahiny hotonga eto Madagasikara ka hirongo basy d miezaka mafy ry zareo aminzao hividy ny miaramila!
Ny vahaolana ho anareo d ny fitondrana miaramila avy @ SADC é!
D amizay rehefa avy nivarotra tanindrazana d mananimbohitra njay :-D :-D :-D
novalian'i Rajakoo ny 17/08/2009 11:05
2. xxx ( 14/08/2009 19:27)
Izay hataony tsy rahirahinao,aza matahotra fa ra8 tsy maintsy tafaverina eo @ny toerany ,raha matahotra dia managataha exil any ^amin'ny tany misy ragidro,dia afaka ny hadalanao!!hihi!
3. fijo ( 14/08/2009 20:00)
tsy mila mividy tafik aizy letsy fa latsabato dia vita an
4. ouiandry ( 15/08/2009 03:31)
fijo:

tsy mila mividy tafik aizy letsy fa latsabato dia vita an

tsy lasa eo tsony less iny ry fijo, ary tsy misy matahotra an'i Ravalomanana @ fifidianana fa ny atahorana d ireo vondron'olona izay nivarotany an'i Madagasikara no hamafy vola araka izay azo atao hividianana vahoaka, d na ireo holazaina fa mpanaramaso iraisam-pirenena aza d olona voavidy vola no ho avy eto.
Mbola averiko oe maninn any @ tany hafa nisy fandravana fanjakana no tsy miditra otranzao fidirany eto aminay izao ny tandrefana, ny tanjon'ny devoly d tsotra atao hozara raha mahavelon-tena daholo ny ankamaroan'ny Malagasy, ny ahatongavany @ izany tanjona izany d ny fananganana ekonomia miankin-doha @ any ivelany toa ny fanaganana ireny faritra afaka haba ireny, rehefa miankin-doha ny Malagasy d ny emperora Ravalomanana kosa anefa etsy ankilany mpanankarena izay nonahatonga an'i Ravalomanana nanomboka nanapotika an'ireo Karana sy Malagasy mpanankarena, d ny oul otran'ny zokinlah ndray d atao mpanao sonia sy mpilelaka ny an'i Ravalomanana porofo amin'izany ny fanondranana ireo azo sarobidy!
D lisany ndray mividy trano any andafy any d tsy miverina aty Madagasikara intsony!
D ny taranakinlisany njay d na ny miteny Malagasy aza tsy hainy kanefa d hilaza fa GTT satria raha tsy nangalatra sy tsy nivarotra tanindrazana ny ray aman-dreniny d tsy nisy ireny appartements izay mihofa any andafy ireny ka ahafahany mivelona tsara any andafin'ny riaka any!

Ho an'i xxx d izao i Ravalomanana d tadidio fa reny mitovy @ gidro reny no tena tiany, jereo fa ao afrika atsimo anie izy no nandeha nialokaloka é!


5. xxx ( 15/08/2009 05:21)
ohatran'i de ry ouinandra ery no be wawa eto sy tena katraka eto mahalalala vaovao ravalo tsy maintsy miverina ary raha te hividy mercenaire ravalo efa ela no nanao an izany saingy olona responsable,ny miaramila gasy mati mbola ve,efa ela ireo no voavidy raha te novidian'i ra8,
6. ouiandry ( 15/08/2009 06:04)
xxx:

ohatran'i de ry ouinandra ery no be wawa eto sy tena katraka eto mahalalala vaovao ravalo tsy maintsy miverina ary raha te hividy mercenaire ravalo efa ela no nanao an izany saingy olona responsable,ny miaramila gasy mati mbola ve,efa ela ireo no voavidy raha te novidian'i ra8,

ary xxx kanosa tsy saha miseho masoandro fa matahotra ny hopetsaina ve efa zatra milelaka ny divon'i Ravalomanana ka d zary lasa sarotahotra é! tsy saha maneho hevitra an-kalalahana intsony!
Ny momba ny fividianana momba ny fifidianana mercenaires d mikasa ny hitondra an'izany tokoa i Ravalomanana fa tsy nilazan'i Ratsiraka izy fa tsy hanaiky an'izany na hoviana na oviana ny Malagasy:

"D’emblée, malgré les velléités de Marc Ravalomanana pour un retour aux affaires, au côté d’Andry Rajoelina, son « cas » n’a pas été pris en considération. Surtout à propos des conditions qu’il a proposées. Quelles ont été ses conditions ? Un retour au pays d’ici deux mois encadré de militaires de la SADC. Réponse de Didier Ratsiraka à cela : « Mais jamais, au grand jamais, le peuple n’acceptera la venue de forces armées étrangères ! ». Rectification de Ravalomanana : « Mais il ne s’agira pas d’une armée mais de gardes du corps (« body guards ! ». Ratsiraka : « Qu’il s’agit de gardes du corps ce seront toujours des hommes armés ». Et là, les diplômes de docteur professeur honoris causa ne lui auront servi à rien tout."

d misehoa masoandro raha saha fa aza ny fahazarana misarondamba manadio sy milelaka ny divon'i Ravalomanana no entina miady hevitra eto @ serasera fa sehatrin'ny fahalalahana eto fa tsy sehatrin'ny mpanao jadona ka oe efa zatra ny milela-dybo satria raha tsy zany tsy mihinana d zany ihany no mbola atao eto!


7. xxx ( 15/08/2009 06:20)
efa zatra ny milela-dybo satria raha tsy zany tsy mihinana d zany ihany no mbola atao eto!
aza haparitahina eto zato fombanareo e!
3. Mpandefa : ouiandry [ Valio ] 15-08-2009 05:31:56
ary misy tena tsy mahita tory mihintsy ato zany, fa inona ity manjo? :-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 15/08/2009 08:32)
ouinandra ,tsy niandry an'i ratsiraka i ra8 raha izay no nieritreretany fa mety saingy tsy tia an' le guerre civile probable,raha tsy nanao an'io accord io tgv dia logique be reketana ny ady e
9. terrywui ( 15/08/2009 08:55)
tena ef kozy mande marina letsy ry ouiandry io TIM mba te hividy bodega io a,,,fa misy kozy ko ane ao amn BASE BANI ao oe andao alaina ny S n'ireto "ara-dalana" reto de ampesonina any reo kely hery reo eee!! satri BANI hono no tetehandry lerony hovidiana !! ny tsy fantany de ny hoe:""ny beret rouge anie ka formation iray amin'ny Batak sy Rfi sy RM1 ihany !! izany hoe zanaky ny BANI sy BANA zany reo,satri avy tao iany anie ry vendrana no nipoitra ny Berets rouge e! berets rouge anie ny BANI taloha ee!!"" de hiesona soamantsara eo ndray reto zanaky dada vesaka be reto !!! ha ha ha ha !!
10. ouiandry ( 15/08/2009 09:03)
xxx:

ouinandra ,tsy niandry an'i ratsiraka i ra8 raha izay no nieritreretany fa mety saingy tsy tia an' le guerre civile probable,raha tsy nanao an'io accord io tgv dia logique be reketana ny ady e

o ry xxx mpileladybo ah, io resaka nataon'i Ravalomanana io d vao t@ tany Maputo no navaokan'i Ravalomanana fa refa tsy d mahazo zavatra d akombonin'ny vava fa maimbo satria efa zatra milelaka ny fitombenan'i Ravalomanana lotra :-D :-D :-D :-D :-D
11. pikatti ( 15/08/2009 17:15)
D lisany ndray mividy trano any andafy any d tsy miverina aty Madagasikara intsony!
D ny taranakinlisany njay d na ny miteny Malagasy aza tsy hainy kanefa d hilaza fa GTT satria raha tsy nangalatra sy tsy nivarotra tanindrazana ny ray aman-dreniny d tsy nisy ireny appartements

mbola ataovy ihany io mijapy metro io fa ho torin-dry zalahy any @ polisy any elah zay vao mody tanam-polo eo !!!,maika ny hoe zah aty mada nefa bandy sdf ty klé, raha azon'ny GTT elah aloha de efa omany ny menaka sao vita ketsa maina :-D :-D
12. xxx ( 15/08/2009 21:03)

Ary tena mahagaga ahy ity "andryoui" ity fa toa tsy miteny raha tsy "divo de vody". Mba isao moa ny isan'ireo teny ireo eo @ lahateniny é.
Tsy tsara miara-monina amin-jaza fa hampianatra teny ratsy!!!!
13. pikatti ( 15/08/2009 21:12)
xxx11,zaza ratsy taiza ireny ,tsy mahagaga zaza tsisy taratasy ,ozy mahaleo zay hoy zanaky mamalena sy bodegy(capsat mantsy hono no dadany ,angamba mihintsy le rajako ao ambany ao io) zanaka tsy voasoratra
Marina ny anao ,io tokony foanana any ga ompa foana , lubrifiant zany foana no avokan'ny vavany ,tsy maninona anie na maina ny vavanao é,tsy ho baveuse ao ihany ve refa mandalo ny capsat :-D :-D :-D :-D
14. dadabe ( 17/08/2009 08:27)
kiii oayy leaza ...izyripo daholo ve zany le ? :^)
15. ouiandry ( 17/08/2009 10:35)
pikatti:

Marina ny anao ,io tokony foanana any ga ompa foana , lubrifiant zany foana no avokan'ny vavany

:-D :-D :-D :-D :-D njay miantso vonjy hanafoanana ny PS-ko njay le pokatti!!! eo less fa tsy petsaina be lotra elah fa tsa mahantanty kay :lol: :lol: :lol:
16. Rajakoo ( 17/08/2009 11:05)
kiii oayy leaza ...izyripo daholo ve zany le ?
:@
miantso vonjy hanafoanana ny PS-ko njay le pokatti
!
karaha anô ndreky io mitaraina io drako e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0724