Firy % ny PIB, harinkarena no vitan'ny miaramila gasy ?

1. penguin ( 14/08/2009 05:32)
Mitaraina ny mpiasan'ny Zone Franche ary mitady ny filaminana politika satria tsy ny mpanao politika hoy ny solon-tenandreo no voa raha tapaka ny AGOA fa ny mpiasa madinika. Inona no ataon'ny miaramila gasy ? Mitady tombotsoa avo satria mihevitra mahavita betsaka nohon'ny mpiasam-panjakana rehetra. Mba lazao ary omeo ho fantatry ny Malagasy rehetra hoe ampahafirin'ny harin-karena no vitan'ny miaramila gasy mandrava fanjakana no mbola miseo mijoro ho mitsipaka ny voasonia tany Maputo? Raha mahay ny miaramila avy dia roahy ny GIC ary ento ny fitondrana ka avoty avokoa izay very asa sady ampandrosoy nyfirenena fa tsy faly mandrahona amin'ny basy sy mamorona baomb(ina)a esty sy eroa.
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:25
2. rahiratra ( 14/08/2009 05:53)
Fahanany amin'ny basy dia mahavokatra ny gasy
3. pikatti ( 14/08/2009 06:17)
D efaly ery ry tgv milaza fa ry zareo no nampikatso an'i Madagasikara voalohany ,tsss :oops:
4. Mirananirina ( 14/08/2009 09:07)
Mitaraina ny mpiasan'ny Zone Franche ary mitady ny filaminana politika satria tsy ny mpanao politika hoy ny solon-tenandreo
ka anao inona ary ary moa,tsy hisy dikany akory ireo.
5. penguin ( 14/08/2009 14:38)
Tsisy dikany ireo satria kely karama ry tgvendrana an? Nefa lazaina fa mahantra ka ny asany aza esorina an? tgvendrana ty.
6. terrywui ( 14/08/2009 15:23)
penguin aaa,, io ndray elah fa mivadik'ondana !!!! elah sy rahery akamanlah de kapoka ray mitsy ee,, ny ts itovizanlaisany kely fotsin d elah ts afamanala PS ,,, fa rah elah io ko alo ry penguin no oe omena pouvoir kely hanala ps ato zany hi hi hi hi !!!! tsy haiko tsony angamba fa de rahery faharoa koa elah !!!

zao ary ts misy ninoninnn efa mivoaka rora aby ny vavanlah rehetr iny !! ny an'i le akamanlah mo de mena ery ny masonlery eo ampanalana ny ps nle frere kou andrywui iny !! de faly ery ref mba nahafaka ny fianakam's nay tato ,,, tsssssss!!! nemportekoa pppfffff !!! ndana elah miala ilany ery kou fa veta be eeee!!

Ny amin politika ndray de izao eee,, efa tsy tokony hiteny betsaka ato tsony isika ry zalah TGV fa efa atody miady amambato aaa,,

ty ko misy kozy kely eee! za raha oe hiala na esorina na tsy hitondra intsony na voahongana ny tgv na ny hat na ny andry rajoelina de tsy raharahako fa kosa "" Ravalomanana dia tsy mahazo miditra mandrakizay eto M/car!!"""
7. fijo ( 14/08/2009 20:25)
ngah ny tafika mijery izay vahoaka any e,ny basiny no ambony aminy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1361