Fa nahoana tokoa no nanaiky ny nandeha tany Maputo ny HAT?

2. papala ( 14/08/2009 06:09)
satria efa tsy nahita lalan-kaleha intsony de tsy maintsy nankany! mba hivoa ny robinet!
3. pikatti ( 14/08/2009 06:26)
May volon-tratra ty dadatou,zay refa tsy misaina manao raha :-P
4. Badeda71 ( 14/08/2009 09:58)
Ny vava no tsy atao be ny mamerina azy no tsy laitra. Fa ahona le tenin'ny Filoha Andry Rajoelina milay tany Toliary. TSY IFAMPIDINIKA AMIN'NY MPAMPIHOROHORO IZY. Zao ndray nande tany Maputo. Teny manao kabarin-jaza, sady sokina nanani-bato e
5. fijo ( 14/08/2009 20:30)
izany letsy rehefa zaza no mitarik any lehibe an,ataovy hanatra hoan'ny taranaka izao
6. xxx ( 15/08/2009 21:19)

Mba farafaharatsiny mahita tany rehefa tsy mandeha ny tanjona.
Mihalany vatsy izy ka tsy maintsy mandeha amin'ny lalana ombàn'ny rehetra. Sady efa haveriny tanteraka amin'i deba ny seza fa nampindramina azy tanatin'ny fotoana fohy ihany io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051