Mahamenatra
1. mamyandry
(
13/08/2009 09:13)
Efa tena mankaleo ity fiadiana seza ity e, ny antsika ny fanaovana politika dia fitadiavam-bola. Tsy mba menatra ve ami'ity toetra mampijaly vahoaka ity. Ny vahoaka foana no tsy maintsy atao tohatra fiakarana?
Samy milaza ho mpivavaka nefa dia mahamenatra e.....
Dia ahoana indray izany izao rehefa avy eo...
Samy milaza ho mpivavaka nefa dia mahamenatra e.....
Dia ahoana indray izany izao rehefa avy eo...
novalian'i mamyandry ny 16/08/2009 14:21
2. bozyboleta
(
13/08/2009 09:42)
Dia miady seza indray rehefa avy eo...
Dia tsy nahazo seza ny sasany dia miady seza indray koa...
Dia izay foana. Tsisy afa-tsy izay.
Dia tsy nahazo seza ny sasany dia miady seza indray koa...
Dia izay foana. Tsisy afa-tsy izay.
3. tess
(
13/08/2009 10:15)
ny vahoaka koa anie no te ho vendrana ho taominy amin'ny fitokonana fitaidavantseza e!
Ny vahoaka foana no tsy maintsy atao tohatra fiakarana?
4. Mirananirina
(
13/08/2009 10:59)
Maninona moa raha omena seza daholo ny malagasy tsirairay avy dia tsy misy miady seza intsony eo e.Ny ahy ohatra atao seza bory
6. remahity
(
13/08/2009 11:25)
ton sujet est bidon ou bateau mec,
rehefa politique dia ady seza izay, c'est logique, c'est normal, c'est la loi
ny vahoaka no atao tohatra fiakarana??? c'est la democratie, c'est comme ça partout dans le monde
ny vrai problème, ny olona nampiditra ny vola hifehy tanteraka, tanteraka hoy aho ilay politika
candidature??
izay be vola ihany no afaka milatsaka
fifidianana???
izay be vola ihany no lany
fandosirana rehefa avy namono vahoaka???
izay be vola ihany no afaka mitsoaka
ary dia mbola i ratsiraka, na ny namany, i ravalo, i TGV etc ireo hatrany no ho lany satria be vola
fa tsy izay manampahaizana, na manampanahy, na manampitiavana
I ratsiraka sy ravalo no nanova ny fiaraha-monina hianatehitra @ vola
tsy mila mianantra intsony, be vola ianao mividy diplôma, mahazo honoris, tsy gadra, etc....

7. remahity
(
13/08/2009 11:31)
ce sont ces deux cochons (radidy et ravalo) , je suis desolé pour les
cochons, car ce n'est pas gentil pour eux,
mais ce sont ces deux cochons qui nous ont mis dans la merde
cochons, car ce n'est pas gentil pour eux,
mais ce sont ces deux cochons qui nous ont mis dans la merde
8. xxx
(
13/08/2009 14:18)
Rajoelina tgvendrana koa ra mahity ,fa enao izany koa tsy MAHITA tsara bola pire noho i radidy sy ra8 a! i rajomelina aza mitsara miangatra enao fa nanao daolo ireo,ny vahoaka foana no tohatra fiakarana ,teneno daholo f'aza misy hatelina ,i ravalo aza mba nanamboatra zavatra (lalana ,sekoly,dispensaire ) fa le roa lahy reto tsy nanao n'inona na inona ,sa mila optic 2002 enao fa tsy mahita tsara ,izay marina foana lazaina fa aza mitsara 2 fahatany koa !manala baraka ny malagasy fotsiny no nataon-dreo!IZAY GASY TSY MENATRA AMIN'izao mitranga ao mcar izao dia efa tsy izy intsony!
9. Noue
(
13/08/2009 17:31)
bozyboleta:dia lasa cercle viscieux
Dia miady seza indray rehefa avy eo...
Dia tsy nahazo seza ny sasany dia miady seza indray koa...
Dia izay foana. Tsisy afa-tsy izay.
10. bazylou
(
13/08/2009 17:46)
ka ny gasy anie olona kamo be tend aizay , en polus ny fireneny mikorotana lava ka tsy mahagaga e, io no lalana tsotra hitan'ny gasy rehetra hiakarana any andanitra fa ef atsy nandroso intsony mandrakizay i mada; :-D :-D :-D
11. Noue
(
13/08/2009 18:07)
tsy handroso intsony mandrakizay raha mbola tahaka ny mpitondra ankehitriny
12. fijo
(
13/08/2009 20:04)
marina aloha,fa ny mpanao politika any amintsika dia olona tsy miaina rah atsy mahazo seza.io no mampihavaka azy amin'nympanao politika aty ivelany.samy mitady seza daholo ny mpanao politika,saingy ny aty ,na tsy mahazo seza aza dia hafaka mivelona,ny antsika rehefa eo ihany vao mivelona.
raha ny hoe nanimba an'ny mada,dia tarazo avy amindratsiraka no nahatonga izo arehetra izao.dia nanohy ny adalany koa ry levalo sy andry(ratsirahonana)
raha ny hoe nanimba an'ny mada,dia tarazo avy amindratsiraka no nahatonga izo arehetra izao.dia nanohy ny adalany koa ry levalo sy andry(ratsirahonana)
13. dadabe
(
14/08/2009 01:33)
aleo hifanao ao daholo e hahahaha zzah haka pilasy d hihinana pop corn :-D
15. mamyandry
(
16/08/2009 14:21)
Remahity ve ahoana e. Io pôlifika io tsy mitondra mankaiza fa mbola mila fandalinana lalina. Inona hoy ianao no antony? Satria mbola dondrona ka izay teraka omaly dia efa hanao polifika koa.Ny eto anie tsy politika madio fa mampiomehy e. SEZA fotsiny hoa no ilaina. Dia maninona raha tonga dia samy omena seza daholo tokoa e. amin'ny an'i MIRANANIRINA hoe ny ahy seza bory e AH AH AH