Hazo Amoron-Tevana
1. mathla
(
12/08/2009 22:12)
Izay angamba zao no azo hanalavana ny HAT ve? Toa ratsy faneno loatra manko ilay hoe FAT(Y) sady misy an'ilay fonosana.....
Kanefa tena amoron-tevana marina ve izy io? Ny hita taratra manko tamin'ny fanambarana nataon'ny mpanao politika sasany dia ao ny mihevitra sy nilaza avy hatrany fa hoe nankatoavin'ny fikambanana iraisam-pirenana ny Tetezamita (HAT ankehitriny io), ao indray ny mitatitra sy manohy an'izany fa tsy maintsy ho ilay TGV no mpitondra.....
Ny sasany indray manao hoe, tsy ilay tetezamita ankehitriny no ankatoavin'ny fikambanana iraisam-pirenena fa ilay mbola ho avy sy vao ho teraka ka na ny anarany aza angamba mbola tsy fantatra raha tsy diso ny fandinihako azy, mainka moa fa izay ho mpitarika azy io.
Dia iza amin'ireto no tena tokony hohenoina:
- "La III° republique n'est plus, vive la transition" (Transition mbola ho avy sa ilay ankehitriny io?) Raha ilay mbola ho avy manko dia tsy feno io titre io fa tokony hoe : "La III° republique et la HAT ne sont plus, vive la future transition".
- "La HAT est moribonde" (Io ilay hoe Hazo Amoron-Tevana). Kanefa moribonde amin'ny ahoana ary aloha izy? Raha moribonde tokoa izy dia azo lazaina fa karazan'ny namono tena izany ny mouvance iray izay nanao sonia tany Maputo. Dia inona no antony nanaovana fihetsiketsehana nefa ianao ihany no hanao sonia ny fahafatesan'ny ezaka izay nataonao???
Midika izany fa tena mbola ho sarotra ny raharaha satria ireo mitonona ho mpiara-mitolona ho an'ny fahafahan'izay heveriny ho vahoaka dia mety tsy hanaiky mora ny fampiharana ity tahirin-kevitra vita sonia ity.
Ireo mpanelanelana moa dia nanambara mazava fa dia hanara-maso akaiky ny fivoaran'ny toe-draharaha. Dia mbola midika fa mbola zaza ara-politika ihany i Madagasikara ary tokony hanaiky an'izany isika mba hahafahana maka lesona sy manova ary manatsara ny famindra amin'ny manaraka mba tsy ho tantanana lava sy ho mpanaraka baiko fotsiny hatrany.

novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:45
2. patrick2002
(
13/08/2009 03:30)
Tadidio aloha fa ny CI tsy i Reconnaitre fitondrana mbola tsy fantatrra hoe ahoana .
Ny tiako tenenina dia tsy fantatra na hangala-bola ,na hanao inona ,tsy nisy nanaiky koa i Ravalo t@ 2002 ,fa vao hitany CI fa ,tsy nisy nangala-bola ny governemanta ny jacques sylla dia tobaka ny vola ,ary Ravalo tsy nangalatra volany Banque Mondial, vola tokony hiditra any am-paosiny mpandraharaha gasy sasany no halainy ,tsy avelany hitady ianao .
Tsy sahala t@ Ratsiraka ny an`ireny ny vola tokon y hanaovana projet, ary no haodina .

3. milamm
(
13/08/2009 06:54)
sao adinony ra-pat fa ny BM no namatsy vola ny tetik'asan-dRavalomanana
1997 industrial development agro-alimentary teto M.kara,vitsy izany businessman mahazo tombotsoa izany firenena izao aza refa b trosa laviny indrindra raha fampindramam-bola .

4. ouiandry
(
13/08/2009 07:35)
milamm:
sao adinony ra-pat fa ny BM no namatsy vola ny tetik'asan-dRavalomanana
1997 industrial development agro-alimentary teto M.kara,vitsy izany businessman mahazo tombotsoa izany firenena izao aza refa b trosa laviny indrindra raha fampindramam-bola .
io resaka io no mahatonga an'ilay lobby tena miditra tanteraka @ ity raharaha ity, ary efa mazava izao fa saribakoly ny mpanambola i Ravalomanana, namidiny t@ vahiny ankolaka i Madagasikara.
Toa izao ilay deal: samy mahalala isika rehetra fa ny mpanambola no mifehy an'ity tontolo ity an! ny mpanao politika d saribakoly ihany jereo daholo fa ao ambadikin'ny mpanao politika eran-tany d misy mpanambola daholo noho izany ireny mpanambola ireny no mibaiko sy manery an'ireo mpanao politika mba hanery ny mpitondra @ tany mahantra, ny momba an'i Ravalomanana d samy mahalala isika fa i Razakaboana no nanampy an'i Ravalomanana voalohany, Razakaboana moa d iny tapaka lalan-drà iny satria very ny fananany rehefa nivadika taminy i Ravalomanana, d ataoko fa tsy misy tsy mahalala ny fanampiana nataon'i Ratsirahonana an'i Ravalomanana ihany koa isika rehetra, d tonga 1997 d nazava mihintsy ny tenin'i Pierrot Rajaonarivelo ny @ nanohanany ny dossier TIKO nanoloana ny BM, nisy deal nifanaovan'i Ravalomanana sy Rajaonarivelo tao, mbola nivadihan'i Ravalomanana ihany koa ity farany ity, amizao fotoana izao d aleo azava amintsika fa io lobby io no miresaka mivantana @ i Ravalomanana ary manao ny fomba rehetra hiverenan'i Ravalomanana eo @ fitondrana satria efa mazava fa i Ravalomanana aloha izao no mpanao politika azondry zareo antoka fa afaka manao izay tiany atao eto Madagasikara ry zareo satria i Ravalomanana d efa nifanaiky tamindry zareo fa afaka manjaka @ harenan'i Madagasikara ry zareo! en contre partie d miaro an'i Ravalomanana ry zareo, miomana isika fa raha sanatria tafaverina eto Ravalomanana d ny miaramila sisa no mila vidiany d hotanteraka ny faniriany sy ny mpitsetsitra eran-tany satria tsy hisy afaka hihetsika intsony eto fa Birmanie no tanjona, d izao no mba fantaro fa kely sy bitika ny frantsay manoloana an'ireo lobby ireo ka na i Sarkozy na Obama d saribakoly daholo, tadidio fa 5ème fortune mondial ilay prince iny fa tsy mahavita ninn satria matanjaka be ilay lobby namarotan'i Ravalomanana an'i Madagasikara!
Fehiny raha tehanankarena sy hitondra an'i Madagasikara d sahia mivarotra ambongadiny an'i Madagasikara, d aleo hohita hoe raha marina ilay hiran'i Mahaleo izay naveriny nohiraina manao hoe MADAGASIKARA EFA VITA BAORINA, d hohitantsika ihany koa na tena masina tokoa ity Madagasikarantsika ity ka tsy azo anaovana ratsy, samy mahandry d ahita!
5. Noue
(
13/08/2009 17:38)
patrick2002:hanky va re mba tonga saina ihany eee
Tadidio aloha fa ny CI tsy i Reconnaitre fitondrana mbola tsy fantatrra hoe ahoana .
6. fijo
(
13/08/2009 20:28)
eto di amarina ny voalazan'i rapa,fa ny tsy nampitovy an'i ravalo sy ratsiraka,dia ny fomba nihinanany,ny an'i ratsiraka sy ny ekipany,dia ny vola tokony hamatsiana ny tetikasa no nolerany daholo.
ravalo kosa tsy naka ny volam panjakan amihints,ary izay tratra naka tao dia ireny voaroaka tsy nisyhindra fo ireny.ohatra ilay raik alahy lasa mpanolotsaina an'i andry rajoelina izao,izay ten analaza tamin'ny fanaovana lalana.
ny tsy nety tamindravalo fotsiny ,dia izy tsy namela ny hafa hietsika mihintsy.toa ny nataony an'i andry izay nosakanana foana izay nataony.
koa rah ahoe halatra volambahoaka no hanenjehana azy,dia hafaka madio izy,fa na ny gazety ekonomika ny lareunion aza gaga hoe,izay vao nisy filo tsy mangalabola ao mada.
eo izany dia tombony hoandravalo,satria izy tsy mba maka ny volam bahoaka

7. patrick2002
(
14/08/2009 01:16)
Noue:
patrick2002:hanky va re mba tonga saina ihany eee
Tadidio aloha fa ny CI tsy i Reconnaitre fitondrana mbola tsy fantatrra hoe ahoana .
:-D :-D :-D :-D fa inona ity mampiakatra anao ,mbola tsy naka aloha i Andry hatramin`izao ,tsy misy koa ny halaina fa lasany Ravalo daholo ,rehefa maka izy dia hifanoroka isika sy Noue :* :* :*
8. patrick2002
(
14/08/2009 01:24)
ravalo kosa tsy naka ny volam panjakan amihints,ary izay tratra naka tao dia ireny voaroaka tsy nisyhindra fo ireny.ohatra ilay raik alahy lasa mpanolotsaina an'i andry rajoelina izao,izay ten analaza tamin'ny fanaovana lalana
Tsy naka volam-panjakana i Ravalo fa nampiasa azy @ tsy fanarahana lalana ,tsy fanajana appel d`offres ,fanomezana marché tsy misy debat parlementaire ,fampiasana volam-panjakana tsy ao anatiny loi de finance ,ohatra fifidianana Force one N 2 , marina fa tsy nangalariny ilay vola ,fa nividianany boeing ho an`i Filoha malagasy fa tsy ho an`i tenany manokana ,nefa tsy azo atao izany satria tsy voasorattra ao anaty loi de finance 2008
ny tsy nety tamindravalo fotsiny ,dia izy tsy namela ny hafa hietsika mihintsy.toa ny nataony an'i andry izay nosakanana foana izay nataony.
Io no hanohanako governemanta tsy ara-dalana :lol: :lol: :lol:
10. fijo
(
14/08/2009 20:45)
ka rha io no hanohanan any tsy aradalana ,di aaleo tsy asiana fitondran alegaly mihintsy eo,satria io fomba io anie letsy fomba ratsy nolovantsik aavy aty frantsa e,ary na iza ,na iza tonga eo dia efa lasa fomba fanao ilay izy.
ny tsara atao ngamba,dia ny manoa fanarahamaso mba hampihena ilay fomba ratsy