tena mila fanazavana kely satria raha hita dia toa efa ao anatin'ny mouvance an'i tgv ny mouvance an'i zafy sy mouvance an'i Ratsiraka,nefa ireo mouvance ireo mbola manana appart gateaux hafa @ maha mouvance nanao sonia tany maputo azy, hafotako aloha ny ady seza satria obligé i tgv handaka an'ireo Arema sy CRN ao @ tetezamita mba hanomezany toerana an'ireo tena tgviste(orange) ,ny tim mpamadika moa dia efa vitamatavy fa sady tsy misy mouvance no voadaka ambavafoa tao @ legaliste :-D :-D :-D
ho maro ny hamadika palitao rehefa avy eo ,aleo anie ny tantara no hitsara azy e
10H42 : Le journal Midi rapporte que le Ministre de la Défense et le chef de l'Etat Major n'étaient pas à la réunion de gouvernement qui a suivi le retour de Andry Rajoelina.
hihihihihihihi vita matavy koa ny babouin bientot