L'unique règle en politique: ne tuez personne!!! le reste OK

1. ntss ( 10/08/2009 08:56)
Il n'y a pas de justice en politique.

Le vol,
Le détournement des biens publiques,
L'emprisonnement sans motif valable,
Le monopole économique;
La corruption
...
Il suffit juste de confesser et vous étes amnistié.

1991
2002
2009
Et le peuple alors ???
novalian'i papala ny 10/08/2009 10:23
2. hery ( 10/08/2009 09:18)
Le vol (de pouvoir)
Le détournement des biens (Air-mad, TVM, RNM, fiaran'ny UA lasa fiaran'ny FIS) sns
L'emprisonnement (Manandafy et consorts)
Le monopole économique (Fangalarana varin'ny Tiko)
La corruption (achat CAPSAT)
....
dia amin'izay mbola tsy mi-confesser ihany tssss

Et le peuple alors???
3. Noue ( 10/08/2009 09:21)
marina zany ee ! et le peuple alors ??? sa ahoana hoy ntss ??
4. papala ( 10/08/2009 09:32)
BRAVO HERY :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: , mbola tsy tonga saina foana ve ry Noue aaaaaaa! 8O 8O 8O 8O 8O 8O 8O . et le peuple alors?????????????
5. ntss ( 10/08/2009 09:57)
Franchement e!
Na nareo légaliste reo ary ve tsy mahatsiaro tena ho niala maina satria, ny fanjakana votsotra, i fiverenan'i dada mbola miankina am je ne sais pas, raha tena mandinika nareo de "RIEN N'EST ACQUIS" e! nefa nareo to faly ery!

Fa nareo mo mihevitra fa roviana hilamina izahay mpanohana an'i Andry Rajoelina raha vo resaka fiverenan'i Ravalomanana eto?
Na ho afaka hofidiana aza izy de any Afrika any no manao télépropangady fa tsy ho tafiditra eto mitsy iny.
6. bozyboleta ( 10/08/2009 10:17)
I Dada tsy maintsy miverina dia andrasanay am-pifaliana eto e!
7. papala ( 10/08/2009 10:23)
franchement a!
nareo mpanohana an'i TGV, milaza koa izahay olon-tsotra fa i Andry Rajoelina koa dia namono olona betsaka mihintsy tamin'ireny fitokonanareo teny @ 13 mai ireny, fa aza tia tena be ohtr'izany, sady nanapotika fananan'olona betsaka mihintsy nareo, ZAHAY OLON-TSOTRA KOA DIA MITENY ANAREO MPOMBA ANI'I TGV HOE : ATSAHARO NY FITIAVAN-TENANAREO. FA MANKALEO. I ANDRY TGV NAREO KOA DIA EFA TENA ALERGIE MIHINTSY ZAHAY OLON-TSOTRA. TSY HITA ZAY ZAVA-BITA FA mameno paosy sy misambotra ny mpomba an-dr8 foana no atao, manankorontana mody mametraka bomba etsy sy ero, hampihorohoroana ny vahoaka, aiza koa no hisy bomba tsy hipoaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069