Nahomby ny tetiky Radidy

1. tovolahy007 ( 09/08/2009 23:12)
Nahomby tanteraka ny tetiky Radidy. Nahavita ny iraka nampanaovina azy soamantsara i Rajoelina. Faly daolo ry zalahy izay very fihinanana satria lasa i Deba dia tsy iza izany fa ry :

Patrick2002, andriwii, naritsimba, bazy LO, sy ny forongony.

Mahery ianareo, hiverina i jamba ary ianareo dia mino fa ahazo toerana ndray. Mody TGV e tgv fa tsss, hay radidy.
novalian'i zoam ny 09/08/2009 23:34
2. zoam ( 09/08/2009 23:34)
zavatra arema degusé ireo ,mahamenatra mantsy le miteny an'izany dia aleo aloha miafina pseudo tgviste,nefa anie dia silaka be ihany e,ny mpanao afera sy mpanao gaboraraka mantsy ka raha vao misy displine dia tsy mahatanty,izay no tsy hitiavan'ireo an'i ra8.Aleo ihany t@ andron'ny deba hoy ry zalahy @ izay mandeha ny bizna e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0495