Maputo 05/08, Coup de theatre: Ravalo sera absent

1. remahity ( 04/08/2009 17:26)
il a peur et surtout n'aura pas le courage d'affronter le regard de VONINAHITSE en face.

D'ailleurs sa signature ne vaut pas plus que mes fesses

on se rappele sa signature de DAKAR II en 2002, 1 mois après, il l'a nié.

heureusement que c'etait face à DEBA un autre clown de la politique Malgache
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:11
2. tess ( 04/08/2009 17:42)
:^)
3. xxx ( 04/08/2009 17:44)
tsy misy hatahorany zay Voninahitse zany mba jereo kely ny dossier ny antony nanagadrana aza, zay mantsy lé fisainany gasy raha vao olona ambony mpanao politika d tsy azo gadraina fa matahotra daholo na mpitsara na mpisambotra d avela anao zay tiany zany satria olona ambony mpanao politika!
4. remahity ( 04/08/2009 18:01)
tsy misy hatahorany zay Voninahitse zany mba jereo kely ny dossier ny antony nanagadrana aza, zay mantsy lé fisainany gasy raha vao olona ambony mpanao politika d tsy azo gadraina fa matahotra daholo na mpitsara na mpisambotra d avela anao zay tiany zany satria olona ambony mpanao politika!


non leitsy a! c'etait un coup d'etat de ravalomanana iny, contre ny assemblée nationale, CAR LA LOI EST CLAIR:

Tsy azo samborina ny depioté raha tsy en flagrant délit; à defaut n'izany , ilaina ny vote ny assemblée manala ny immunité parlementaire, vao samborina. tsy izany anefa no niseho.

5. zoam ( 04/08/2009 18:07)
efa matahotra ny tena marina ,tsy maintsy mandresy ra8 tot ou tard raha mapanao coup d'etat tsy maintsy ho samborina mba ho lecon ny taranaka fara mandimby
6. fijo ( 04/08/2009 21:11)
aza matahotra ry tgv fa efa nitondra sakafo gasy i zandry kely an,manao sonia sia de vita ny raharaha,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079