Maputo... ho tafita raha toa ka...

1. hery ( 04/08/2009 07:27)
Dia hihaona any Maputo izany ny rehetra manana ny fanalahidin'izao krizy be mandreraka izao. Inoako fa hisy vokany io dinika io raha toa ka vonona ny hifanaraka tsara ry zareo. Ho hita eo izay tia tanindrazana. Tokony tsy hisy olona tonga dia miaraka amin'ny hevitra mazava hoe tsy maintsy izao no vokatry ny dinika. Tokony samy ho vonona amin'ny surprise. Izay no maha dinika ny dinika.
Dia miandry izany.
novalian'i nytsiry ny 05/08/2009 08:39
2. papala ( 04/08/2009 09:57)
tokony ho tafita mihintsy io , raha tsy misy ho ratsy saina indray ny iray amin'ireo! :-@ :-@ :-@
3. Mirananirina ( 04/08/2009 12:35)
ny fanalahidin'izao krizy be mandreraka

ka ny fanalahidy aza voahidy ao anaty coffre eny Ambohitsirohitra ko
4. ari.malala ( 04/08/2009 13:03)
in le fanalahidy voahidy any ambohitsirohitra?
5. Mirananirina ( 04/08/2009 15:24)
in le fanalahidy voahidy any ambohitsirohitra?

hihihi,ari-malala vazivazy io aky an,nefa mety ho izay koa raha ohatra ka tsy mivaha ny olana any.
6. fijo ( 04/08/2009 21:20)
ko ny sasany aza matahotra ny sakafo hoaniny any ko inona?????hanondrana any indray iny zazakely iny
7. tsimatimanota ( 05/08/2009 07:44)
ZAZA TSY AFA...INONA ...MOA RY FIJO?
8. Mirananirina ( 05/08/2009 08:33)
ko ny sasany aza matahotra ny sakafo hoaniny any ko inona?????hanondrana any indray iny zazakely iny

hihihi,tena mitovy aminy saritavan'i Fijo mihitsy ny fahazazany
ZAZA TSY AFA...INONA ...MOA RY FIJO?
hihihi :lol: :lol: :lol: an :lol: :lol: :lol:
9. nytsiry ( 05/08/2009 08:39)
iza no tena handefitra any ???
miankina amin'izany mantsy io dinika io !
ny mahagaga ahy dia ireo mouvance anakiroa ireto dia ny an'i zafy sy ratsiraka izay efa ela no tsy lany match nef ambola ampandraisina anjara ihany !
sa ve mety ho izao indray no fisehon'ilay tetika any :
izy efadahy miseho : ratsiraka,zafy,ravalo atao president d'honneur ny repoblikan'i madagasikara, i andry filohan'ny FAT ihany ary ny seza sisa d zarazaraiana ho an'ny rehetra eo d samy mahazo ny ilainy avokoa !
tsy enjehina tsony izy rehetra nanao ratsy tamin'ity firenena ity nanomboka tamin'ny 1960-05 aout 2009

enga anie tsiss zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2344