Ny Vahoaka tena izy sy ny faniriany hifidy ny filoha

1. diloo ( 01/08/2009 11:04)
Mety ho tsapan'ny mpanao politika rehetra @'izay angamba, inona ny tena dikany ny atao hoe tena VAHOAKA tsy vaky voly raha raikitra soa-aman-tsara ny fivoriana any Maputo, mba hirotsoana @'ny safidim-bahoaka tena izy.
I Andry TGV sy ny HAT milaza fa ny vahoaka dia ny vahoaka 13 mai.
Nanontana ny namana tany Toamasina aho hoe: ankatovinareo eto Toamasina ve fa anisan'ny vahoaka nametraka ny HAT araka ny teny baiko tsy afaka ambava an'i Andry Rajoelina.
Valiny:Tsia, raharahan'ny vahoaka ny 13 mai izany. Raharahanareo merina io.
Araka izany, raha averin'ny mpanao politika rehetra @'ny tena VAHAOKA maro an'isa (18 millions malagasy), fa tsy ny vahoakan'ny 13 mai vitsy an'isa, ny mifidy filoha hitondra ny fanjakana, dia tokony ilamina @' ìzay ny Tanindrazantsika.
Apetrao @'izay ny basy(acte de lâcheté) ary avelao ny VAHAOKA tena izy hiaina ao anatin'ny demokrasia sy hifidy ny olompirenena tiany.
Raha manana ny maha izy azy ny mpitondra ankehintriny , dia tsy tokony atahotra ny safindimbahoaka.
Ho ela velona anie isika Vahoaka Malagasy tena izy tsy vaky volo (18 foko) manerana ny Nosy.
(l) :-*
2. patrick2002 ( 01/08/2009 18:41)
ka ahoana ny halavorary izany atao hoe safidim-bahoaka marina ,
fanontaniana tsara valina izay .
T@ 2001, tsy nety nanao 2 eme tour Ravalo satria fantany fa efa naka 300 milliard tao @ banky central i Ratsiraka ,hanomanana ny 2 eme tour ,izany hoe efa niantehitra t@ vola sisa Ratsiraka ,ka efa nisy strategie tamin`izany fa izay olona avy mandatsa-bato ka mampiseho ny vatony Ravalo ,tonga dia homena 5 000 fmg ho fankasitrahana .
Ny taona 2006,talohany fifidianana izay olona nahazo vola avy aty ivelany plus de 3 000 euro ,tonga dia geler ny volany ,mandra-pahavita ny fifidianana ,ary hadihadiana any @ BIANCO .
Ny taona 2009 ity noho ny pression ny CI dia mitady hanao fifidianana mialoha n y farany taona ny HAT ,ireo CI ireo indray no tsy manaiky ny hiusiany fifidianana raha tsy misy ny concessus eo @ 4 mouvance ,Izay sarotra ny hisiany satria ny sasany mitady ny hamerenany Dada @ maha filoha azy ny sasany mitady amnistie ,NY TGV tsy mety ny hizara ny fahefany satria izy no niady anio .Ny sasany tsy mahazo fahefana dia lasa manakorotana manapoaka baomba.
3. ndotofetsy ( 01/08/2009 20:33)
iza moa ny vahoaka
4. xxx ( 01/08/2009 20:44)
Miala any indray ny hevitra hataingina sy maivandra patrick 2002,efa mba 2009 isika izao f'aza tara train à faible vitesse ohatran'ny tgvendrana ,nagalatra fitondrana tgvendrana fa aza mapiesona lava eo fa ridicule ,hapetraho alou ny basy fa ny saina no mihady refa te hahazo fitondrana ,ny vahoak ny tgvendrana le olona efa mafy ady faran'izay mafy ady teo @13 mai,teo @100 isa no lazainy fa vahoaka ,dia avy eo hitampoko sy ny firenedrehetra ,misy porofo mipetraka azo vidéo, ny dj jiolahimboto nanakaramaa miaramila hanogampanjakana ,ny a@izao alou mcar tsisy mpitondra fa fanjakan'alika mihady taolana ,mapihorohoro vahoaka ,tsy matahotody ny anaran'ny vahoaka no entina eo @fitondrana ,vao maika ny vahoaka mihamahantra andro aman'alina @alikany ,ny hat nefa voky hatra@tsinaimaintiny ,efa manomana ny diany hody any andafy sady efa mividy trano any andafy,dia ny vahoaka foana hatrany no hitambesaran'ny fahoriana @hafitsok'i tgvendrana ,hatao daolo ny fika hatra^ny baomba mba hanosopotaka andra8 ,fa tratra iradomelina sady d ridicule fa izy sy ny arabony no tompon'ny baomba ,aza vendrana ihany oa fa mapihomehy.
5. AndriambyII ( 01/08/2009 20:45)
Ny malagasy fa iza indray ra donto a !!! :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0491