manif gtt sy legaliste place de chatelet
1. xxx
(
01/08/2009 06:57)
tongava maro demonstration fa mbola maro ny manohaa ny legaliste eto france
metro chatelet
metro chatelet
novalian'i pink ny 01/08/2009 19:43
4. patrick2002
(
01/08/2009 19:04)
mba andehana hoe jereo ra bazy dia alaivo sary izay GTT miaraka @ Big boss ao,
Sady hanome formule na baomba vaovao anie izao ry zalahy hanapoahana ny ambassade ao @ avenue Raphael.
i Jeannot Ramambazafy manko ,tonga dia tapa-doha raha vao misodisody eny . :lol:
Sady hanome formule na baomba vaovao anie izao ry zalahy hanapoahana ny ambassade ao @ avenue Raphael.
i Jeannot Ramambazafy manko ,tonga dia tapa-doha raha vao misodisody eny . :lol:
5. pink
(
01/08/2009 19:43)
ianareo roa lahy anie sisa no mbola mikiry biby miady amin'ny GTTsy légalises eto e.
sao dia tokony hiova disque fa efa tsy misy mankafy intsony .
sao dia tokony hiova disque fa efa tsy misy mankafy intsony .
