fialonana fotsiny no argumentn'ireo tim sy gtt
1. bazylou
(
31/07/2009 11:07)
tsy misy hafa tsy io fialonana sy baomba ary izao maketsy makeroa fampielezana lainagarehetra izao no fitaovandry tim sy gtt, , ary hita fa tsy mahovoka lihitsy satria mitohy ihany ny tgv ry zareo a, ary vive tgv.
bandy kely vendrana ohatr'ireny ve dia hahay hitondra firenena e, maketsy e, nefa le lahy antiotra nahazo diploma fopla honoris causa aza mbola vendrana noho i tgv; tsy lehilahy le hoe le8 ka nianjera ho azy ny fananany. halahelon kanina fotsiny no tena fitaovanan dry zareo, le ambasady zestiavany aza, efa vita osamantsarfa ihany e; :-D :-D :-D :-D

novalian'i alina ny 15/08/2009 07:41
2. xxx
(
31/07/2009 11:16)
marina izany ry bazylou an,hita t@ ireto porofo ireto mihitsy zany ho be fialonana sy mpanely tsaho :-D :-D :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
saingy ny foza io :-D :-D :-D
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
saingy ny foza io :-D :-D :-D
3. Bazily
(
31/07/2009 11:59)
tsy lehilahy le hoe le8 ka nianjera ho azy ny fananany
Tsy nianjera ho azy kosa fa aza manadio tena fa nisy ny mpitarika nanao ny fandrobàna. Ny perquisition tsisy farany. Izao kahoe vao firy volana no nitondra ny teteza-mita dia efa mahatratra firy miliarra ny kaonty any @ banky. Mitetik ny hangoronkarena iray sy valo.
4. patrick2002
(
31/07/2009 12:23)
Mba avoahy hoe letsy izany kaonty firy miliara izany ,sa ialahy no nanao versement tany.
5. xxx
(
31/07/2009 12:51)
Mbola ny fafanandra8 ihany no hangalarina sy hampiasaina raha mahavitazy miakatra eo @pouvoir rehefa voafidimbahoaka fa tsy mividy miaramila enao ry bazylou no tsisy saina hatao fitaovana mpandainga eto ny ambassade tsy azony velively faza manao resaka hehy lava eo ,tsissy base-ny oa ny lohanao fa fitaovana ,izao ka voatery ho any maputo ihany ny mpangalampanjakana dia izao ny fiainam-bahoaka tsy misy mandeha @zay laoniny izao no mety aminao ry ambany loha sa basse loha,enao tsy mipetraka any france indray no mahita volana alohan'ny biby,hihi,manofisa tsara ry vendrana isany ,rovito tsara ny tsihy!!! hihihi kely sisa .Depuis quand ra8 no hialona dj jiolahiboto tsy niveau bepec ,au jour d'aujourdhui,taolana ny nify dia mihomehy!!!
6. hanjaris
(
31/07/2009 13:49)
bazylou:
tsy misy hafa tsy io fialonana sy baomba ary izao maketsy makeroa fampielezana lainagarehetra izao no fitaovandry tim sy gtt, , ary hita fa tsy mahovoka lihitsy satria mitohy ihany ny tgv ry zareo a, ary vive tgv.
bandy kely vendrana ohatr'ireny ve dia hahay hitondra firenena e, maketsy e, nefa le lahy antiotra nahazo diploma fopla honoris causa aza mbola vendrana noho i tgv; tsy lehilahy le hoe le8 ka nianjera ho azy ny fananany. halahelon kanina fotsiny no tena fitaovanan dry zareo, le ambasady zestiavany aza, efa vita osamantsarfa ihany e; :-D :-D :-D :-D
za d'accord amin'io hevitra io e!!!!
7. xxx
(
31/07/2009 13:53)
Avereno h@ voalohany tantara ! Iza no nanomboka ny fialonana ka namotika ny fananan-dRa8 !!!!
Izany no tena hoe alahelon-kanina
Izany no tena hoe alahelon-kanina
8. xxx
(
31/07/2009 13:55)
Mba avoahy hoe letsy izany kaonty firy miliara izany ,sa ialahy no nanao versement tany.
Ra-paty => http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a72eb612ad61#m4a72f718cb37d
Mba mamakia gazety, vao nisongadina io t@ feongazety tao @ TVM. Tsy nampoizin'ireo journaliste ilay izy fa avy dia novakiany. Saika hafenina ihany fa tsisy fika e! Mety hofoanana koa aloha ny feongazety atsy ho atsy e!
10. fijo
(
31/07/2009 19:58)
rapa ngah ate ahalala izany fa izay lazain'ny TGV ihany no ekeny hoe tena marina tsy azo hivalozana.
de izao hita tampoka ny basy nanafihana ny viva;de avy dia hoe ny mpitarika ny magro no nanao an'io???malaky sady kinga le mpanao ankety ka
de izao hita tampoka ny basy nanafihana ny viva;de avy dia hoe ny mpitarika ny magro no nanao an'io???malaky sady kinga le mpanao ankety ka
15. alina
(
15/08/2009 07:41)
NY CHARTE TOMPOKO DIA TSY MIRESAKA AMNISTIE NY @ CRIMES DE SANG.NA TERENA HIRESAKA AN'IZANY AZA IO,NY LALANA IRAISAM-PIRENENA TOMPOKO DIA TSY HANAIKY AN'IZANY MIHITSY.ARY NY TENA LOZA AMIN'IZY ITY RAHA TSY HANDRAY ANDRAIKITRA NY JUSTICE PUBLIQUE DIA NY JUSTICE PRIVEE NO HI-PRENDRE RELAIS.NA RESAKA VENDETTA IO NA OPERATION CIBLEE.AOKA ISIKA REHETRA HAMETRAKA FOTOTRA TSARA,MADIO,MAFY HO @ HO AVY.HO AN'NY OLONA REHETRA TSY TERY SAINA IZANY RESAKA IZANY.
MISAOTRA. 8O 8O 8O
MISAOTRA. 8O 8O 8O