Entretien - misy fanontaniana ve?

1. ari.malala ( 29/07/2009 08:25)
Manahoana daholo indray :)

Rehefa manao entretien, d misy fotoana miteny ny mpampanao entretien hoe misy fanontaniana tianao apetraka ve? Ny tiako fantarina dia hoe tena obligatoire sa nécessaire ilay mametraka fanontaniana? Inona ny fanontaniana tokony apetraka, ary inona no tsy tokony apetraka? Raha miteny ilay interviewer hoe afaka miresaka karama, azo atao ve ny manontany hoe ohatrinona no horaisiko? (Raha tsy nanontany prétention izy, na efa nanontany aza fa tsy nanome valiny?)

Misaotra mialoha hoan'ireo hitondra valinteny, fa indrindra manasa ireo mpitantana orinasa aho mba hamaly raha azo atao :^)
2. xxx ( 29/07/2009 08:54)
TOKONY mametraka fanontaniana ianao mba hahatsapany fa mi intéresser anao ilay asa

Fanontaniana mikasika ilay orinasa aloha no tokony apetrakao , miverina @ io lazaiko eo ambony io hoe interessée @ ilay orinasa ianao
3. soanja ( 29/07/2009 15:55)
Miakina lalandava amin'ilay karazan'asa hidiranao no tokony ipetrahan'ny fanontaniana. Marina mihitsy hoe tsara ny ipetrahan;ny fanontaniana momban'ny orinasa ohatra hoe firy taona izay no nisian'ity orinasa ity? Efa niasana ve ny ankamaroan'ny mpiasa sa misy manavao ny ankamaroany? Inona avy ny fombafomba ao anaty orinasa tsara ho fantatra? Manana komity miandraikitra ny fiarahamonina sy ny mpiasa ve ilay orinasa? Inona ny status ipetrahan'ilay orinasa an'olon-tsotra ve ny tompony sa LLC sa corporate? Raha misy fitarainana dia ahoana avy ny fombafomba atao? Ireo fanontaniana ireo anefa dia tsara apetraka raha efa tena sura ianao fa mety ho voatazona sy ilain'ilay orinasa fa raha tsy tena sura dia ireto manaraka ireto no tokony tsy maintsy apetrakao mazava amin'izy ireo.

Ohatrinona ny karama ary misy andrana ve sa tonga dia voaray? Firy volana ny andrana? Miakatra isan-taona ve ny karama sa isaky ny inona sa miankina amin'ny performance sy ny production ny tsirairay? Raha miakatra ny karama dia firy ny % iakarany mifandraika amin'ny karama base. sns sns..... Raha misy fitarainana dia ahoana avy ny
4. ari.malala ( 30/07/2009 06:28)
xxx sy Soanja, Misaotra betsaka!
5. ikaretsaka ( 30/07/2009 17:32)
manontania foana ko.. entretien nge ny resaka e

entre.."(le)s tiens" fa tsy entre mien
6. ari.malala ( 31/07/2009 06:08)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ika!!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D toi alors!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. tsiambaratelo ( 02/08/2009 05:06)
Misy koa manontany hoatranio voalazan i ari.malala io,na tsy orinasa lehibe aza.Efa nahita aho.Ny fandraisako azy an,misy hevitra manokana tiany ho azo avy aminao,io hevitra io,tiany ho fantatra mialoha hoe hamono antoka azy ve,olona azo iaraha-miasa ve ianao sa mety manana traikefa miafina,ambony noho ilay niveau tadiaviny,niaraka tamina-namana aho ny nahitako anio tranga lazaiko io. Fa tena tsy noraisin-dry zareo lay namako satria mety ho lery ndray no DG atsy ho atsy,hotry ny hoe fandrika zany lay fanontaniany ny hevitrao,ary mety misy hamandriany anao koa,ny fandraisako azy hoa a,raha ohatra kosa enao efa voaray ara-dalana,de afaka mamaly malalaka izay manitikitika ny sainao.(hevitro zah manokana io,fa mety samy hanana ny fijeriny sy ny fahazahoana azy ny tsirairay)
8. Mirananirina ( 04/08/2009 17:33)
Tsara mihitsy raha mametraka fanontaniana ari-malala.Mazava hoa azy.Satria entretien d\'embauche manko.Tandremo fotsiny anefa be question be,sy manao question tsy misy hifandraisany aminy entreprise.
ohatra azonao anontaniana:
Afaka miresaka aminy mpiaramiasa ve rehefa miasa.
misy primes sns...ve ny salaires
Inona no asa tena iandreketako sy ny responsabilitéko,indraindray + manko,ohatra recrutement caissière,nefa,avy eo nefa mibata entana,misy manao livraison,nefa caisse no tadiaviny,donc salaire=1,ny asa anefa 2 na 3 samy hafa.Tsara ho fantatra ihany mba tsy hahakivy avy eo.


9. Papoose ( 04/08/2009 18:25)
valiko tsara ny an'i ari io ref'veo :D
10. endrika01 ( 05/08/2009 05:41)
Tsara ho fantatra tokou kah,zah iany kou mba anisany manaraka moramora eo,fa tsary mahalala firy ny aminio . :P
11. endrika01 ( 05/08/2009 05:41)
Tsara ho fantatra tokou kah,zah iany kou mba anisany manaraka moramora eo,fa tsary mahalala firy ny aminio . :P
12. ari.malala ( 05/08/2009 06:22)
Misaotra betsaka @ fanazavana ô! d mbola bienvenu dool ian ze mbola itondra fanampiny :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.294