Fa mafy be marina ve Ravalo e !!!

1. essera ( 27/07/2009 06:02)
Raha tena mafy be marina Ra8 :
- Tsy niala teto Mcar izy sad nandao an'Imerinkasinina.
- Tsy nampiontsona azy raha izay maire kely sad dj ts'is dikany ary (vavany io ah, raha zé maire iray oz no miseho miblabla eo...).
- Tsy nosakanany Pierrot tam zany fotoan izany.
- Navelany nanao spectacle tsy nisy olana na rahoraho kely akory teto am tanana i Rossy tam le premier passage iny.
- D mbola sahiny hatram zao ny manao "elah" général sns...

Conclusion : ho an'ireto zanany sy ny Gtterroriste ireto. Ny andrarezina aza efa lavo ka aza manita-kevitra intsony am ny mbola hitratrevatreva.
Mbola tsy sasatra ah mamerina aminareo hoe : "Fahendrena ny nataon'ny AREMA nanao récul kely mihitsy alou d ny résultat avy eo retour triomphal na d tsy d nateza aza.

:-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:42
2. halloween ( 27/07/2009 06:37)
essera:

io ry essera resaka efa nivalona ah, araka ny finoan'i lé8 d fito ampifitompolontaona ndray zao d desanty aux enfera ny anazy fa mody manome fanantenana ny mpanompony izy noizany d tsy mila resahana tsony ny aminy fa efa any @ varotsimifody i lery, aleo zavatra hafa njay resaana ohatra oe lasa aiza i noue fa tsisy mametaka afisy tsony d tsy d tsara tsony mande eto, i lehery tsy voaidiny ny vavady d miditra zay fianakams andrywui TGV pure tsisy fangarony VIVE Andry Rajoelina nanome carton rouzy an'i lé8!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D azafady ry TIM fa otrany petsaina kely ndray nareo fa mitady homaina be :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 27/07/2009 06:39)
aaaaaa diso ianao ry essera.
Matanjaka be izy fa faikafafaikan'olona sy andian'olona 3000 be izao kosa no nandavo azy teo.
4. xxx ( 27/07/2009 07:28)
xxx:

aaaaaa diso ianao ry essera.
Matanjaka be izy fa faikafafaikan'olona sy andian'olona 3000 be izao kosa no nandavo azy teo.

ra wiwi ihany no miafina xxx io,mandehana mifona eto @ hompa sy fihatsiana nataon elehy teo dia hiombina amin' elahy ny oul,hamaly soamantsara ny dinika an elehy

5. xxx ( 27/07/2009 07:41)
Mahagaga fa raha tsy mafy be izy tsy hitako izay hatahoranareo azy mafy ohatran'io ? Vao misy fofona Ra8 dia mikorapaka ny pro TGV sy ny HAT manontolo, dia avoaka daholo ny Capsat rehetra , ry Lylson sy ny tariny ... nefa ny vava be hoe andraso fa avela hiditra dia raisina fotsiny
6. essera ( 27/07/2009 07:43)
Ho an'ny disciple Dada d tandremo fa efa tsy nahomby ilay fampianarana nataony ka ajanony mihitsy alou fa ianareo ve tsy nandinika tato ho ato hoe maro2 ihany ny fomba fiteny fameriny ohatran'ny tsy henoheno intsony :
- Hiverina tsy ho ela aho
- Manohana anareo hatramin'ny farany aho.
- Ho avy aho hamerina ny ara-dalàna.

sa mety lany crédit kosa angamba lery, asaivo miditra ao am Zain'Enah d manana options maromaro izy.

7. xxx ( 27/07/2009 07:46)
Azony hatao tsara ry essera ny mbola nijanona teo fa soa izy fa OLONA NISAINA raha tsy nanaja tena nadeha kely aloha izy dia rà nandriaka teto ,tsy mpamono olona ohtran'ty dj tsy an'inona tsy an'inona ity izy ,idj iraka fotsiny fa ny colonisation'ny vazaha te hangalatra harenan'i mcar,no nanakarama miaramila zato sy arivo vovona ny hamono azy ,ny tsy hainao dia misy sahy manakarama hatra@ny 45 milliards hamono @ i ra8,dia nararaotina ny dj niveau 4eme niady ta@ra8 hatao mpanongampanjakana tsy mba nofidian'ny vahoaka ,hasaivo manao fifidianana raha mahavita azy ,faly enao izao fa vao maika mihamahantra ny malagasy ,enao alou intelligent a@fanaovan-dratsy sy teti-dratsy é,n'inona 2 tsy fitiavanao andra8 mbola izy no eken'izao tontolo izao ho filohan'i mcar,ny dj -nao arovy tsara fa tsy misy te hahalala afa tsy ny olona miara-mahazo tombotsoa aminy , izao fanjakan'alika fanjakan'i baroa izao no mety aminao ,ny vahoaka natao tohatra fiakarana very asa tsy mihinakanina intsony ,ny dj-nao efa mividy trano any fce ,tsy maintsy haboariny ny lalany fa enao no hataony mivovo manao resaka hehy eto ,mba mijere lavitra ,i noue lasa nanao vacances angamba ,mba mijere lavitra fa manala baraka ny gasy .aza lany andro manala-baratena eo ,tsy mba izay solution tadiavina ra mba misy saina na kely aza fa refa pokaty moa hatao ahoana ! mi bla bla reraka eo enao fa tsy hampiova n'inona 2 akory,lany andro mitanisa izao sy izao mba intelligent !@sisa
8. essera ( 27/07/2009 08:04)
Olona misaina ny mahavita manapoaka ny volam-panjakana. trop intelligent mits enao izany.
Ary raha mahita ianao fa manala-baraka d aza miditra eto am dinika akory fa sao afa-baraka eo ianao.
9. xxx ( 27/07/2009 08:25)
essera:

Ho an'ny disciple Dada d tandremo fa efa tsy nahomby ilay fampianarana nataony ka ajanony mihitsy alou fa ianareo ve tsy nandinika tato ho ato hoe maro2 ihany ny fomba fiteny fameriny ohatran'ny tsy henoheno intsony :
- Hiverina tsy ho ela aho
- Manohana anareo hatramin'ny farany aho.
- Ho avy aho hamerina ny ara-dalàna.

sa mety lany crédit kosa angamba lery, asaivo miditra ao am Zain'Enah d manana options maromaro izy.

Ka inona no mampikorapaka anareo e, efa fantatrareo fa tsy ho avy izy izany ka inona no handefasana miaramila etsy sy eroa , eny @ amoron-dranomasina e, eny Ivato e !

Olona efa hoe tsy ho avy izany koa !!! Kanosa ratsy ntssssssssss ... hita mihintsy fa avy nangalatra seza !!!

10. essera ( 27/07/2009 09:10)
Ka inona no mampikorapaka anareo e, efa fantatrareo fa tsy ho avy izy izany ka inona no handefasana miaramila etsy sy eroa , eny @ amoron-dranomasina e, eny Ivato e !

Ary ilay baomba etsy sy eroa angah adinon'dranona

Olona efa hoe tsy ho avy izany koa !!! Kanosa ratsy ntssssssssss ... hita mihintsy fa avy nangalatra seza !!!

Seza adala tompo, zan oe le tompony mits no nipitsika rehefa tena alalinina fa efa henony nandoro fitombenana.

11. xxx ( 27/07/2009 09:58)
essera:

Ary ilay baomba etsy sy eroa angah adinon'dranona

Mampihomehy fotsiny, efa hita fa baomba tsy mipoaka koa :-) ataoko ity nareo aza no tena mahalala ny momba ny baomba , anontanio anie Richard e

essera:

Seza adala tompo, zan oe le tompony mits no nipitsika rehefa tena alalinina fa efa henony nandoro fitombenana.

seza adala tompo sa norombahinareo t@ basy e !!!

12. essera ( 27/07/2009 11:57)
D averiko aminao ndray le fanontaniana. Hozatra b ve zan Ravalo ???
13. xxx ( 27/07/2009 13:02)
essera:

D averiko aminao ndray le fanontaniana. Hozatra b ve zan Ravalo ???

Tsotra be : matahotra an-dRa8 ve nareo no mahatonga anareo hikorapaka raha vao maheno fofon-dRa8 ? Raha eny dia hozatra izany Ra8

Rehefa tsy mikorapaka intsony nareo rehefa mahare ny fofony dia tsy hozatra intsony izy

:-D :-D :-D
14. essera ( 27/07/2009 13:35)
Ka maty hozatra zany dada e. Tapitra.

15. xxx ( 27/07/2009 14:20)
TAPITRA sisa azo lazaina ? Angaha raha misy sary dia hoe manana ny rariny

Aza malaky manapaka resaka ohatran'io fa tsy vitan'ny vava be izy ity fa asiana fisainana sy argumentation ka rehefa tsy manan-kalahatra intsony ve dia TAPITRA no lazaina, avadika any @ maty hozatra ny sujet ???

Hita hoe TGV marina k'ty

hono ho aho , nankaiza aloha ilay tonton eveka iry e :-)
16. zoam ( 27/07/2009 18:47)
essera:

Ka maty hozatra zany dada e. Tapitra.

aza be vava lesy e ,ho jeretsika eto ny resultat avant fin d'anné dia mahazo miteny tsara elahy

iza no mafy be ny mpanao ronono sa dj sa ny rmiste aty france sa ny chomeur toan'i rolland ratsiraka ho hita eo izany e,ary izahay vonona foana hanohana ny ara dalana conviction io fa tsy payer na ohatran'ny foza
17. fijo ( 29/07/2009 20:42)
raha malemy izy ,dia avelao hiverina ahitana azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0622