efa tratra ambody omby hono dia mbola manda
1. bazylou
(
24/07/2009 08:53)
ihany ry gtt sy ry tim fa tsy izy no nanao an'ireobaomba ireo , beuurrrrk , le ambasady efa vita natavy tery , tsy nahovoka akory ny gttnareo, .
Misy tia tanindrazana faly mpanapoaka baomba sy faly mahita fatin'olona sy trano mianjera ve ?? :-D :-D
Misy tia tanindrazana faly mpanapoaka baomba sy faly mahita fatin'olona sy trano mianjera ve ?? :-D :-D
novalian'i fijo ny 25/07/2009 19:50
2. locl
(
24/07/2009 09:12)
Tsy misy manapoaka baomba izany rangahy ty eo a! Vodin'omby taiza no nahatratrarana azy fa tsy nareo aza no tena tratra ambodin'olona mangalatra sy mamaky trano ary mandromba mpiray firenena
3. xxx
(
24/07/2009 09:31)
mahery koa ny hat a, mbola tsy mipoaka akory le baomba dia efa kobony, ary ny tena mampiaiky dia fantany mbaminy hisany baomba hiseo eto dago 8O , ny any aminy tany mandroso ara-teknôlôjia efa mipoaka foana ny baomba vao fantatra hoe nisy baomba tao, manampahaizana ny miaramila gasy indrindra fa i richard ravalomanana, tena génie mihintsy :-D :-D :-D
4. xxx
(
24/07/2009 10:00)
Tonga dia hita hoe tsisy loha le bazy no olona miresaka ery @voalohany mba hakaro kely ny niveau -nao ry bazylou ,aiza ny base hiaingany ,tsisy fototra f'aza hitsinvava sy ny tanana maloto no lazaina ny an'ny olona refa mipaoka vao fantatra ny isany ka ny an'i jiolahiboto bola tsy mipoaka dia efa fantatra hitanao tsisy laojiaka ny zavatra teneninao fa ridicule b eo fotsiny ,madrovitsihy a@baomba radomelina olona dj pifoka rongony tsy manana niveau bac moa no mihambo ho filoha aiza 'i madagasikara no tsy mitsindingy ery a@faladia,lany andro manglaalatahaka andravalo i au jour ,d'aujourd'hui teny frantsay re zany re tongotra é,ambany é,sinon mba mapiasa teny frantsay nefa hita hoe niveau 4ème ,ny accord ny verba @izany tsy misy mandeha @zay laoniny,i ravalo miteny anglisy tsisy mpandika fa misosa ohatra ny rano,vita fianarana avy any suède fa mody gisa dia avy a@zay ny panaratsy hoe pitery ronono refa ny fialonana moa no manjaka tsy mi wawawa sy miblabla ,e izany izy hoe mialona tsy maintsy mivovo é! na ho any na tsy ho any dia mivovo eo foana !
5. xxx
(
24/07/2009 10:03)
mnakaleo be ny dinika ny sasany eto fa lany andro mifanaratsy fa tsy zay hahasoa an'i gasikara no hatao
6. Mirananirina
(
24/07/2009 10:27)
Tratra ambody omby?????????????????,Manofy ary ve ianao. 8O :lol:
Endrikendrika daholo no niseho e.
Voalaza teo :
raha TGV ve no manao le baomba de ho ande apokany hatramin'ny viva sy ho vonoiny hatramin'ny securite Radio viva?vaovao t@ tyherinadro ty io,misy tsy maharaka vaovao ve sa milaza zay tiany tenenina daholo,,?.
ka izay no tsy mahatena baomba be azy,tsy nopotehany tanteraka fa azy.
Ny hoe vonoina securité....rehefa tsy ampy intsony vola hanakaramana olona moa..na rehefa mahalala be loatra ny secret dia.....vitaina... rehefa biby dia biby e...

7. bazylou
(
24/07/2009 10:45)
hita fa tratra ambody omby ny anareo e; hita hoe mandevy tay antsalaka le tim, tratra e, dia mandainga indray ary , beuuurkk :-D :-D
ahoana no anasoavanao ny olona manipy baomba anao ?? :-D :-D
ahoana no anasoavanao ny olona manipy baomba anao ?? :-D :-D
8. Onjakeli
(
24/07/2009 13:22)
Ny tena marina amin'io ry tgv ihany no manao an'io. ireo vendrana mitapina soutien sy mitapina silipo ny masony no mbola milaza fa ny olona avy am ravalo no manao an'ireny. De raha tsy vendrana otrazy avokoa ny olona ka tsy mahalala ny sinema be ataon'ilay colonely. Fitaovana politika fotsiny. Ny volabe am gony kosa ne no azony amin'io. Tsaroako tsara nisy namanay, omaly tena nanontany azy momba io baomba io. tsy niolaka ny fanontaniana fa tena direct. fa tezitra izy ry ireto a, satria tena tonga fanontaniana amle hilazany ny marina no napetraka. hita am reaction- ny fa sinema be ataony io.
Matetika mantsy ny marina mandratra sy mahatezitra rehefa lazaina.
De le fanafihana Viva sy maty ny securté. Mitady sorona indray ny devoly amle Bedakely. Fa raha tsy nisy maty teo dia nirefotra ilay bomba.

9. xxx
(
24/07/2009 14:00)
aza miady hevitra @ ry hevi-boloky fa tsisy atao fa efa manisa ny andro kely sisany!
10. patrick2002
(
24/07/2009 14:27)
xxx:
mahery koa ny hat a, mbola tsy mipoaka akory le baomba dia efa kobony, ary ny tena mampiaiky dia fantany mbaminy hisany baomba hiseo eto dago 8O , ny any aminy tany mandroso ara-teknôlôjia efa mipoaka foana ny baomba vao fantatra hoe nisy baomba tao, manampahaizana ny miaramila gasy indrindra fa i richard ravalomanana, tena génie mihintsy :-D :-D :-D
olona efa hita fa maty izaho ve nonitondra an`ilay baomba kou cinema ah! cinema. Tena Taliban mihintsy
11. patrick2002
(
24/07/2009 14:32)
tena terroriste ny GTT eh! izany no hataony palestinianina ,tolona fanafahana ny azy ,fa tsy fampiorohorona ,
12. xxx
(
24/07/2009 14:58)
zay indray ve ny hevitra natolotry Ratsirahonana sy ny Hasina ho lazainareo boloky!
13. penguin
(
24/07/2009 15:09)
Ny zandarin'ny tgvendrana ihany no milaza fa mbola eo ampanaovana fanadihadiana fa tsy mbola tena izy koa aiza no ambody omby ?
14. fijo
(
24/07/2009 20:11)
le izy anie lasa zavatra mampiomehy e,nysinema aza mbola hoe misy mampitaintaina ,fa ity tena blahy.
vao hita ny baomba dia hay hoe ,izao no isany ary no misy azy,i xxx nonametraka azy ary yyy no naniraka azy.tena tssssssssssssssss
vao hita ny baomba dia hay hoe ,izao no isany ary no misy azy,i xxx nonametraka azy ary yyy no naniraka azy.tena tssssssssssssssss
15. pink
(
24/07/2009 21:13)
patrick2002:
tena terroriste ny GTT eh! izany no hataony palestinianina ,tolona fanafahana ny azy ,fa tsy fampiorohorona ,
tsy mahita resaka intsony angaha fa tratra ny vavany nanao endrikendrika teto FOZA. Ny gasy no hadaingana fa ianareo mianakavy milaza expert fikarohana baomba izao no tsikiloviny CI fa tena expert marina.
miteniteny foana @ malagasy fa arahiny izao tontolo izao ny fahaizany manetsikeloka.
16. fijo
(
25/07/2009 19:50)
ka izy efa hainy fa tsy misy hiaino azy,de ny ao an tanan no anaovany resabe fa ao tsimaintsy mihaino ny olona