Naniraka olona tamile 35 ans azo fidiana i TGV tam Conf Reg
1. Onjakeli
(
23/07/2009 14:52)
Tena adin\'ny maizina sy foza ny zavatra rehetra mandeha eto amin\'ny firenena eto. Tsy misy raharaha mandeha amin\'ny fahamarinana sy amin\'ny fahitsiana mihitsy na dia kely aza. Ny zavatra tamin\'ny conference regional iny no porofo iray azo entina eto. Nandhefa olona nanerana ny faritra 22 i Debakely mba hi manipuler ny mpivory hampiditra ny taonany ho azo fidiana filohampirenena. Efa vita plan avokoa ny zavatra rehetra nandeha tamin\'iny. Notambazana vola 50000 fmg fotsiny ry vendrena isany de niady nisy maty raha vao nisy tsy nahazo
Izany ve no hanova ny tsy nety nataon\'ny teo aloha ka vao manomboka aza ity de efa hita sahady ny fika sy ny zavatra ratsy atao.
Koa satria efa tafiditr ho isan\'ny azo fidiana ilay Kely dia hoe fifidianana alohan\'ny faran\'ny taona. De zao indray efa manao pre-campagne sahady fa matahotra ny tsy ho lany. Ilay vadiny efa mahia velona sy miha ratsy andro aman\'alina iny aza ampijaliana mitety faritra any amin\'ny dezaka rehetra any mba hanao pre-campagne.
Mafy izany te hanan-karena izany. mafy izany seza izany.

novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:34
2. reeves
(
23/07/2009 15:12)
Mbola tsy sûr lay hoe afaka milatsaka izy kah ! Mbola tsy maintsy laniana am`referendum aloha ilay lalampanorenana vaovao misy izay hoe 35 ans miakatra zay, vao afaka milatsaka izy . Fa mampiomehy tokoa aloha ilay hoe 35 ans ny proposition n`ireo olona tany am`Assise e satria hoe te hampilatsaka an`i TGV ! Ny zavatra mitranga amin`izao fotoana izao anefa dia hahatsapana fa mbola tena tsy matotra fa manaonao foana ka tsara raha ny olona efa matomatotra kokoa ihany no tokony hilatsaka . Hiankina amin`ny fahaizantsika mifidy nefa ny ho avin`ity firenena ity . Ohatra , tsy nahay nifidy Antananarivo nandany an`i Andry TGV ( sodokan`ilay publicité..sns) ho Maire , hay ve ka efa manana mission tamin`ny Frantsay hanongam-panjakana izy tamin`izany fa isika no tsy nahafantatra ! Efa mandray ny kihony daholo ny rehetra amin`izao fotoana izao vao tonga saina kanefa efa tara loatra ! Tsara ihany anefa aloha ny hahitantsika rehetra ny tsy fahaiza-mitantan`izy rehetra ireo ( TGV , Roindefo , Roland Ratsiraka ..sns ) dieny izao , mba tsy hamerenantsika intsony ny fahadisoana teo aloha rehefa tonga ny fotoam-pifidianana !
3. xxx
(
23/07/2009 15:14)
d mihevitra izy fa ho lany eo ve satria ny vahoaka malagasy ka d dondrona ka hifidy azy, efa mazava b fa tsy ho lany eo mihitsy izy, ny eto Tana aloha d mazava fa tsy ahazo fandresena eto mihitsy izy ny any @ province koa tsy mila azy, kely sisa d efa ho vita ny tantarany, fa ireto Tgvendrana manaraka azy asa hivadika inona indray avy eo!
4. Onjakeli
(
23/07/2009 15:19)
Efa sur amzany aho ry reeves a!Fa ianao de mieritreritra fa ao anatin'ny 5 mois de hahavita referendum ny fitondrana foza. Ny mety ho fandehan'izay fiifdianana eo aza ity tsy misy man,deha am lanoniny fa efa samy variana amin'ny pre-campagne ry zalahy. Jerenao tsara:misy dikany io 35 ans io matoa nivoaka. Diniho fotsiny ane ny mety ho ffandraisany amin'zao fitsidiham-piaritra ataon'ilay Kely izao e!sady tsy tsaroanao angaha le teniny indray zoma iry.
Jerenao tsara, tsy maintsy milatsaka iny. amin'ny conference nationale no hotapahiny izany. Fa iza hoy ianao reo olona hanatrika ny conf national ireo. tsy ny olony avokoa.
Jerenao tsara, tsy maintsy milatsaka iny. amin'ny conference nationale no hotapahiny izany. Fa iza hoy ianao reo olona hanatrika ny conf national ireo. tsy ny olony avokoa.
5. ouiandry
(
23/07/2009 17:45)
Onjakeli:
Ilay vadiny efa mahia velona sy miha ratsy andro aman\'alina iny aza ampijaliana mitety faritra any amin\'ny dezaka rehetra any mba hanao pre-campagne.
Mafy izany te hanan-karena izany. mafy izany seza izany.
ka izy ary sady mba efa tsara vo miharatsy fa i onjakely maina be d tsy mahita vady fa tsy tin'ny bandy fa tsy mba lonaka, d io menomenona eto io fa lam zéebai, sa efa mampiasa lubrifiant mou, fa mba teholonaka, ao fa asaiko PETSAIN'ny mpiandryvavady mba homandomando tsara é, sa na ny mpiandryvavady aza efa mandà, ka maninn rah asaina petsain'ilay OSY MAINTY é
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. xxx
(
23/07/2009 18:20)
miala any indray ry boloky sy ny heviny tsy misy hifandraisana @ lé dinika fa d manenjika olona fotsiny, nareo ve ry boloky ouiandry efa tsisy hambara tsony!
9. locl
(
23/07/2009 19:56)
Onja a! Ohatry ny tsy certain aho @ le hoe afaka hilatsaka izy satria iny lois iny ange tsy fantatra na manankery na tsia.
ka na hilatsaka ary ve izy mba ho lany eo satria ny anivontany tsy hifidy azy, na anindratany tsy tia azy
ka na hilatsaka ary ve izy mba ho lany eo satria ny anivontany tsy hifidy azy, na anindratany tsy tia azy
11. xxx
(
23/07/2009 21:19)
na i tgv aza hoe te hilatsaka maire tana tsy lany intsony na dia foza teny @ 13mai aza mety tsy hifidy an'iny intsony
12. Onjakeli
(
24/07/2009 12:47)
He he ra ouiandry e, tsy misy ambara ve ialahy e!
rehefa resy de milazà fa eo no mirediredy eo.
rehefa resy de milazà fa eo no mirediredy eo.
13. fijo
(
24/07/2009 20:34)
ngah aireo mahalala izany resyizany e,rah aolon aroa no mifidy azy,lazainy fa 2 000 000