sarotra afenina ny marina...

1. milamm ( 23/07/2009 13:26)
Ny adala no tsy ambakaina dia Andriamanitra no atahorana hoy ny fiteny,zany hoe raha fetsy ilay manambaka dia lasa marina mitavozavoza no mandefitra,nefa ny HAT sy ireo mpanao politika ao amintsikade mihevitra fa hery mahaleo ny fanahy,hoy ireo mpandinika
- En démocratie, la politique est l’art de faire croire au peuple qu’il gouverne.
LATZARUS (Louis)
-La qualité d’un politicien ? C’est la capacité de prédire ce qui va arriver demain, le mois prochain, et l’année prochaine – et, après, d’expliquer pourquoi cela ne s’est pas passé.
CHURCHILL (Winston)
Hatraminy nanaovany HAT ankeriny fitondrana dia fahoriana no nianjady ny firenena ary ireo mpitondra jadona nodimbiasany nefa ny HAT no ratsy indrindra
-nodoran'izy ireo ny tananan'Iarivo,fandrobana ny orinasa samihafa
-tifitra andalambe ho an'ireo maneho hevitra(Amparibe,ambohijatovo,
-fampihorohoroana bomba asa-tanana(anti-personal device izay ny IRA no nanaparitaka azy io voalohany)ireto no anaran'ireo tompon'antoka ao HAT,toko sy vilany nahandro nahamasaka ny mponina ao Antananarivo ary fantatry Atoa Kln ravalomanana tsara lehibeny zandarmaria,ny antony hanasoketana ny TIM mba ho voasakana amin'ilay fivoriana tany Addis Abeba omaly 22/07/09,soa fa tsy nisy maty nefa ain'olombel no ataon'izy ireo kilalao ary ny firenena iray manotolo no ampihorohoroana
Ankehitriny dia manao ranomasom-boay i andry sy roindefo satria efa mihadila ny fotoana ny seza efa mihozongozona,tsy haharitra intsony izany fanjakan-jiolahy izany fa efa mitritra toy ny rano vaky ny fisaraham-bazana ao
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:38
2. milamm ( 23/07/2009 13:45)
ireto ireo nikonikonina iny baomba iny mambra ny HAT Raharinaivo, Ralijaona, Rabesahala, Razakariasa et Razafimihary : izay endrika fantatry ny bailleur de fond tsara amin'ireo asa ratsiny fanodikodinambola sns...
3. milamm ( 23/07/2009 14:52)
izy ireo dia tondro-molotra daholo no nahazo azy 5 lahy satria pro-Ravalo ary ao aminy minisiterany Manandafy araka ny filazany ministre de la Sécurité intérieure, Organès Rakotomihantarizaka ao
amin'ny HAT hoso-potaka nanalotoana ny ireo Tim izao noho ilay fivoriana ao Addis abbeba omaly
4. milamm ( 23/07/2009 15:00)
vokatry ny fivoriana omaly,rehefa avy nolotoina ny anaran'ireo mpomba an-dRavalomanana mba tsy hiverenany legalité de la constitution
une mission d’évaluation de la situation arrivera à Madagascar la semaine prochaine et une rencontre entre les quatre mouvances devrait se tenir au Mozambique dans le courant de la première semaine du mois d’août d’après ce qui est sorti de la réunion d’Addis Abeba de ce mercredi 22 juillet et rapporté par ces sources. « L’objectif de la réunion est d’accélérer le retour de l’ordre constitutionnelle » avait annoncé Jean Ping, président de la Commission de l’Union africaine (UA). La réunion organisée par le groupe de contact international s’est tenue avec les représentants de la mouvance Ravalomanana et Ratsiraka.
5. milamm ( 23/07/2009 15:21)
ireto no tonga na dia mouvance 4 aza no nasaina,tsy tonga ny solotenany Zafy ny HAt dia tsy voaasa fa Pr Ange Andrianarisoa pour Didier Ratsiraka et de Fetison Andrianirina pour la mouvance « légaliste »,efa nivoaka ny andro hitsarany HAT an'i MAnandafy ny 04/08/09 izao
-fomba ahoana no itsarany,ny HATny olompirenena raha izy jiolahy mangalatra fahefana no milaza fa manao ny lalana ???
.Les forces de l’ordre et les magistrats ne doivent pas tomber dans ces actions illégales de la HAT,efa lany saosy izao ny Hat mila mijoro sy tsarainy tantara aminy zay ny fitsarana sy miaramila raha te itokisany vahoaka indray na dia efa namadika azy aza teny Atnanimena episkopaly
6. xxx ( 23/07/2009 18:32)
HITA MIHITSY HOE ANDHEVOLAHY NAHITA FOTSIMBARY IRETO FATY
7. fijo ( 23/07/2009 19:40)
izay no hany mba takatry ny sainy ko akoryatao,fa vahoaka no nanosika azy teo.ny vahoaka no adala
8. locl ( 23/07/2009 20:17)
Tsy manome tsiny ny vahoaka aho, fa mba voafandrika koa izy tsinona
9. zoam ( 23/07/2009 21:00)
aiza ny pro tgv hilaza ny porofo fa hoe ny legaliste no mpanao an'io baomba io,tuyau afaka mahavita baomba 2000eo hono no lafo payer en liquide dia izay no mba hivavina hoe misy baomba tsy latsaky n 2000 mandehandeha any ,efa nandeha koa ny feo hoe 25000euros liquide avy aty europe ,omeo le preuve,koa raha tsy police vendrana ny interpol ka hitsabaka an'izany afera maloto izany c'est redicule
10. zoam ( 23/07/2009 23:15)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28279
11. fijo ( 24/07/2009 20:38)
ka aminy izay dia ampy e,ary taiza koa no avy dia nahalala fa tary io no novidiana???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007