Ahodiko kely aloha le wainn be tsy nahazo saosy

1. TEGEVE ( 21/07/2009 13:29)
Anaka isany,rehefa latsaka ambany
be n'y sondage ho an'i Bush dia noforonina zao hoe hiady @ axe du mal zao ,niangarambitana fa ra sadamm no niantoka ,nino Marina I Bush fa patriote be ary ,sady hahazo bahana indray @ ty solika efa manakaky ho titra ity, vizana ihany ère.Dia mba naja tahaka kely fotsiny aho fa zah ndray mety lany tsy misy fifidianana isany ,mba asiako baomba ndray n'y tanana de mody manenjika terroristes REEE,sao mba variana tsy mahatsiaro Mafy ady intsony n'y Gasy
2. essera ( 21/07/2009 13:44)
Avereno dadanay e, avereno dadanay eeeeeeeee

:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
:? :? :? :? :? :? :? :? :? :( :( :( :( :( :( :(
3. swann ( 21/07/2009 16:58)
mba asiako baomba ndray n'y tanana de mody manenjika terroristes REEE,sao mba variana tsy mahatsiaro Mafy ady intsony n'y Gasy


tezeve ! tsy misy malagasy handripaka malagasy zany izao raha tsy ireto "ara-dalana" ireto , ho tantara hipetraka io atsy ho atsy ,
soa fa niaiky daholo ireo tratra ary nibaradaka ilay naratra tany amin hopitaly mahalala zavatra iny ka rehefa nifanatrika dia nilaza ny marina daholo ry "ara-dalana " fa handripaka ny malagasy au maximum no tanjona ,, o ry "ara-dalana " oo , zany v ,
4. halloween ( 21/07/2009 17:14)
ka efa oe tsy ara-dalana zany oa filaza an'ireo fa MPANOANA MIARO ADALANA =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. benkintana ( 21/07/2009 22:07)
sao mba variana tsy mahatsiaro Mafy ady intsony n'y Gasy

Tena fanaovana tsinontsinona ny Malagasy ty klé

soa fa niaiky daholo ireo tratra ary nibaradaka ilay naratra tany amin hopitaly mahalala zavatra iny

Tonga manao hotran'ny fanjakana totalitarisme lesy zany ry swann,zay voaporitra de miahaiky elah ve nahita video tao leity a!!!
Olona inona lesy no tsy nataony hiarovana ny sezany fa lisany ve jamba é :evil:
6. max2 ( 22/07/2009 06:24)
aza mba vo dy iany oa :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: alefaso lavitra ny saina
7. michouh ( 22/07/2009 07:28)

Ianao ry max2 mba atsaharo ny teny ratsy ataonao, tadidio fa natao ho an'ny olona rehetra anie ity serasera ity ; ny olona rehetra miserasera eto ve tsinontsinona daholo aminao no anaovanao teny ratsy toa io ?
Mahafinaritra ny fanehoan-kevitra fa aza atao toa io.
8. benkintana ( 22/07/2009 10:21)
hoy max2

aza mba vo dy iany oa

tena zay mintsy ry foza tgv fopla serasera tony ha ha ha
ry patrick2002=max2
hoy i michouh
Mahafinaritra ny fanehoan-kevitra fa aza atao toa io.

=D> :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0819