:-)
9. endrika01
(
24/07/2009 07:21)
Zay tsy mahay teny Anglais,fa fantatro fotsiny we hotry ny aminy Anglais lay dinika. :-) mampahatsiaro anah lay teny iray izay Alaivo io ka tsy nisy ninina alaina akory ,de we alaivo io=)) tamzay vao niditra 6eme,hi hi hi kay ny dikanio we tiny lay olona.
12. Mirananirina
(
26/07/2009 14:05)
Zay tsy mahay teny Anglais,fa fantatro fotsiny we hotry ny aminy Anglais lay dinika
Na tsy mahay aza anie dia hay foana rehefa ato aminy internet e,adika fotsiny.
14. endrika01
(
27/07/2009 04:00)
booboo:Ny fanoratra azy aminy teny Anglisy we hotranito i love you fa ny fahazahoanay anazy tamizany,satria asaina miresaka tsiroroa ny mpianatra kely de we alaivo io =))=))=))=))=))=))
Menalamba > :-D :-D :-D :-D