fa maninona no hoe tsalo masiso?
1. nalison
(
20/07/2009 17:23)
ho anao nanoratra io tato amin'ny fanehoana hevitra mba fantatrao ve ny fiantraikan'ny zavatra nosoratanao.mino aho fa tsy MERINA aloha ianao manoratra io .
tsy karazan'ny tsalo aloha ny masiso fa mba mahaiza mijery couleur .
ary ny tsalo na dia maheno fofona masiso amin'ny olona tsy mitovy coleur aminy tsy dia miteniteny foana toa anao izao.
raha resaka baomba no lazainao hoe tsalo ny manao ireny?
tadidio fa ny ny tenin'ny NTAOLO tsy adala hoe "aza manao lohan'andevo"
ka mba mahaiza aloha mijery hoe iza no tena manana fisainana ratsy eto

novalian'i papala ny 05/10/2009 10:17
2. fahamarinana
(
20/07/2009 17:34)
:arrow: Fa nisy inona ? Dia resaka taiza , politika ve ,politika mampipika sy mampivika ?
Amiko manokana misy ratsy daholo na avy aiza na avy aiza ,tsy misy lafatra na raika avao aza ! Na inona fiaviany na inona ! Ny ao an-tsaina no efa ratsy sy tsy mazava sy manavaka !
Misy koa tsara dia tsara saina na avy aiza na avy aiza ,tena mahafinaritra tokoa !...na merina izy na tsy merina ! Amiko monja nefa zay ! 8) (l)

4. ni81
(
20/07/2009 17:44)
ho anao nanoratra io tato amin'ny fanehoana hevitra mba fantatrao ve ny fiantraikan'ny zavatra nosoratanao.mino aho fa tsy MERINA aloha ianao manoratra io .
tsy karazan'ny tsalo aloha ny masiso fa mba mahaiza mijery couleur .
Aza dia hitarina e!
5. xxx
(
20/07/2009 22:29)
aza marary fo @ resa-pô ry zareo ah
Manaova ohatr'ahy rehefa tsy mahatanty : tsy mitsiditsidika ao fotsiny
Manaova ohatr'ahy rehefa tsy mahatanty : tsy mitsiditsidika ao fotsiny
6. ainaheri
(
21/07/2009 05:56)
xxxxx>>> mapmé b ahy enao,déjà ilay oul tsy maneho ps,en + milaza tsy mamaly sy mitsidika ra misy zvtr otr'itony,mino aho fa enao manao xxxx io no tena mafana fo mpamaly dinika ato(hors sujet)
Ny tiako raisina @ ilay resa-poko ohatr'ireny d ny tompon'andraikitra no tokony handray ny andraikiny,mba tsy hampiteniteny fona ny mpandray anjara sy tsy hampivoana ny zvtr lazainy,refa politika d politika f'aza asiana fiaviana.........aza afangaro ny akoho sy ny omby!!! Ambava homna am-po mieritreritra..........

8. fahamarinana
(
21/07/2009 07:40)
ni81:
HS :ainaheri>elabe tsy hita sa niova anarana?
:arrow: :-D :-D
ainaheri:
refa politika d politika f'aza asiana fiaviana
:arrow: .ka mazana rehefa tsy mahita arguments handresena lahatra dia ny olona amin'izay no asiana amin'ny fiaviany na ny momba azy manokana !Amiko efa lomorina !Mazava be fa na inona fiaviana dia misy ratsy sy tsara foana ,anjaranao no mifidy sy miaraka amin'ny tianao !
Ho antsika ainaheri mandeha ho azy fa ho any olona tsy zatra mifangaro ka tsy mahita afatsy ny ao antanana sy ny eo anolonany no sarotra !Mahita fa izy no lafatra fa ny hafa ratsy hatrany !
Izay no tsy dia hidirako politika ato amin'ny serasera ,manokana sy ahy irery iny ,fa mifangaro bodaka ny resaka na foko na olona na inona !Tsy izay ahasoa ny firenena no katsahana fa revo mifampiady karajia sy mifanintsana sy manao concours teny ratsy sy teny maharary !
Esy e ,politika mampivika sy mampipika ! Aza mataty foana fa ho very an !
xxx4:
aza marary fo @ resa-pô ry zareo ah
Manaova ohatr'ahy rehefa tsy mahatanty : tsy mitsiditsidika ao fotsiny
:arrow: eny e,misy fahamarinany fa misy koa anie resaka tiana ho resahana !Tsy ny fitsoahana sy ny fialana no mampiova inona fa ny fomba fitondrana azy no tokony jerena tsara!
Za manokana mandray anjara politika any ho any fa tsy eto nefa dia am-panajana hatrany no nifandraisana sy nifanakalozana ,hatreto aloha an fa ny aoriana no mistery .Ny tsapako dia na tsy mitovy firehana aza dia mizotra am-pilaminana ny dinika ary ahitana zavatra iraisana hatrany ! Fa ahy moa iny
nalison:
mino aho fa tsy MERINA aloha ianao manoratra io
:arrow: Ianao manoratra an'io teny io dia efa koa milaza tahaka ilay olona hitarainao etsy ambony satria samy efa mpanavaka daholo !
Ity teninao ity ihany no avaliko anao
nalison tenany ihany:
ho anao nanoratra io tato amin'ny fanehoana hevitra mba fantatrao ve ny fiantraikan'ny zavatra nosoratanao.
Izay no hitandremana amin'izay lazaina rehetra mba tsy hanafitohina ny hafa sy tsy handraisan'ny hafa ny dikan'ny voasoratrao !
Za nonina tany amoron-tsiraka fa mbola tsy nahazo izany "tsalo" izany na indray maka aza satria miara-miaina amin'olona ary mandray ny olona araka ny maha-izy aza fa tsy ny foko niaviany !Za moa no iza no hampiakatra tena ? ngaha voasoratra any ho any hoe ny foko zao ka tahaka ity
fehiny : ny coco-n'ny tsirairay no mitondra azy ,ambany ny ao anaty coco dia mifotetaka amin'ny tany koa izay momba azy sy zay fomba fiteniny
Ambony ny ao anaty coco dia ambony tahaka izay koa ny fatran'ny tenany sy izay mety ambarany.
Tsy resaka fahaizana,na fianarana lasa lavitra na mari-boninahitra fa ny fahendrena no mitondra an'io ary ny rehetra afaka manam-pahendrena daholo !....lava koa zany bla bla-ko zany an :D
Na izany na tsy izany dia tsara ilay dinika nentin'ny nalisona ahafahantsika mieritreritra tsirairay ihany koa !Misaotra e!
Am-pitiavana be anareo rehetra ireo ihany e! Tsiky dia ampy an ! (l)
9. ni81
(
21/07/2009 08:26)
fehiny : ny coco-n'ny tsirairay no mitondra azy ,ambany ny ao anaty coco dia mifotetaka amin'ny tany koa izay momba azy sy zay fomba fiteniny
Ambony ny ao anaty coco dia ambony tahaka izay koa ny fatran'ny tenany sy izay mety ambarany.
Tsy resaka fahaizana,na fianarana lasa lavitra na mari-boninahitra fa ny fahendrena no mitondra an'io ary ny rehetra afaka manam-pahendrena daholo !....lava koa zany bla bla-ko zany an
Na izany na tsy izany dia tsara ilay dinika nentin'ny nalisona ahafahantsika mieritreritra tsirairay ihany koa !Misaotra e!
Am-pitiavana be anareo rehetra ireo ihany e! Tsiky dia ampy an !
10. ainaheri
(
21/07/2009 09:30)
Niraikambinivalopolo>> eo iany fa tsy miova anarana zany ka,tsy d manampotoana otran'ny talou tsony hihi,mitsiditsidika zany ee lol
11. ni81
(
21/07/2009 10:03)
Niraikambinivalopolo>> eo iany fa tsy miova anarana zany ka,tsy d manampotoana otran'ny talou tsony hihi,mitsiditsidika zany ee lol:lol: hay ve e! tazako tany ho any ihany fa zà tsy sahy nanatona niresaka koa!
12. milamm
(
23/07/2009 18:32)
akanga aloha ry naly vao reniakoho tsalo masiso ahoana fa tsy arako ty resaka hafa ty,nialon'andro nga de nasiso ?
-sa couleur tsy mitovy nga no napatonga an'izy io nasiso ? ozy iza ?
-ary ntaolo taiza no niteny hoe lohan'andevo ary oviana ?
tsalo,terak'ifohiloha aho nefa amiko na avy any antsiraka ,na andevo na hova na andriana na vazaha toa samy olona ihany fa ny olona ihany no te hanindrahindra na hanambany ny hafa
Le toe-tsaina toy izao manavaka olona noho ny fiaviny no mazava fa ho azy fa mametraka fanavakavahana manambany ny fisainany manokana fa tsy ny hafa,
fampatsiahivana zv-misy fotsiny fa tsy valan-dresaka akory ka tsy ilana ady hevitra
trafon-kena ome-mahery ambava homana ampo mierotra

13. kotobekibo
(
02/08/2009 22:24)
Tsika malagasy sy ireo maizina tahaka antsika d miady ny hitovizana zo @ ireo fotsy hoditra ( afrique du sud , europe , ameriques..... )
Miady hoe mitovy doly ref olombelona e , mitovy rà e , ....
Nefa tsika injay ity no mifanava-kavaka ka aiza no handeha ny zavatra ?
" ny adala tsy misy fa ny nondranondrafana no bdb "
:evil: :evil: :evil:

14. ni81
(
03/08/2009 08:43)
ny adala tsy misy fa ny nondranondrafana no bdb ":-D :-D :-D sosotra i datoa bekibo marina a
15. ndremak
(
07/08/2009 04:57)
Za izao vao mba naneho hevitra eto satria manaitra tokoa ilay sujet. Ny mahagaga ahy dia tsy misy manome tsiny ilay nametraka ny sujet fa ilay namaly sy tezitra no toa anaovana bla bla. Izaho koa dia ôtran'ilay namaly iray tao ambony tao hoe nipetraka ela tany @ faritra (entre 72 et 77) fa t@ io dia tsy latsaky ny in-telo ny hoe ho vonoina ny Merina t@ izany. Itony sujet itony dia mbola tarazo napetraky ny mpanjanaka ihany oa. Izaho oa tsalo donc aza mifanao izany e! fa raha ifanarahana manko dia samy tokony hahatanty tsara ka rehefa vita dia samy mihomehy daholo
16. papala
(
05/10/2009 10:17)
=)) =)) =)) ka misy mihintsy io masiso io , manao akanjo fohy tanana nefa fady mikasika rano sy savony, fa ny mampalahelo dia lay lazaina fa hoe masiso tsy mba hafaka mijery interneto de amin'izay mba tonga saina, mba handray savony sy rano, fa tsy ny tsalo rery akory a! fa ny Malagasy eo @ 60% eo angamba tsy mba tia mandro isan'andro mihintsy! eny ambony BUs eny de tena mampitampina orona mihintsy! na de safoina @ vorodamba manso @ savony aza ve re olona de tsy vita satria ny rano koa to hilaharana be sady vidina! MASISO E? =)) =)) =)) =)) =)) =))