Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba

1. rabaradaka ( 20/07/2009 13:12)
Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba
2. xxx ( 20/07/2009 13:24)
zany mihitsy fihetsika hanimbana ny legalista io
3. essera ( 20/07/2009 13:39)
Affirmation gratuite.

Manaova investigation tahaka an'i Ratsimandrava Charles fa tsy miwàwà be fotsiny.
4. reeves ( 20/07/2009 13:43)
Na ireo attaque teo amin`ny VIVA aza dia hita fa sinema be ! Mbola mila mianatra any am`Avoko Production ry zalahy fa mbola tsy mahay ! Tsy misy olon-tsotra mirongo Kalachnikov zany fa tsy maintsy miaramila no manao an`izany ! Ny mampiomehy dia tsy nisy nipoaka hono ireo teny am`RFI , Tsaralalana , Fort Duchesnes . Mihevitra ny gasy ho vendrana mihitsy ireto HAT ireto .
5. hery ( 20/07/2009 13:47)
Tsy mila investigation akory izany fa analyse kely fotsiny.

1. Ny légaliste dia mahalala tsara fa raha ry zareo no manao resaka baomba izany dia ry zareo no ho voahoso-potaka voalohany. Donc tsy hanao an'izany izy.

2. Raha ny légaliste no tena hanapoaka dia ataony tonga dia mirefotra amin'ilay mahafaty ny adversera mihitsy fa tsy bandy sy rola. Donc tsy légaliste ireny.

3. Raha izao perquisitions be etsy sy eroa izao dia tokony ho tratran'ny FIS ny baomba any amin'ny légalistes raha misy. Fa matoa tsy hita dia tsy nisy. Ny FIS aza niala maina.

4. Raha te hanafika amim-basy ny légalistes dia tsy izao mihitsy vao hanafika fa efa ela be ary averiko indray hoe tonga dia ilay mipoaka be mihitsy. Miandry actions foana ny olona ao amin'ny Magro saingy mbola olon-kendry ny mpitarika ao ka tsy tia ra latsaka.

5. Tsy toe-tsain'ny légalistes fotsiny tsotra izao ilay mampiasa basy fa raha toe-tsainy izao dia tsy tonga teo @ fitondrana FAT io mihitsy i Andry TGV satria azony norarafana tamin'ny mbola naha teo @ fitondrana an-dRavalo.

Ny analizy wah atao fa na olona vao mandinika aza dia mahatakatra an'izany. Wawawa fotsiny ny resak'i Richard Ravalomanana.
6. essera ( 20/07/2009 13:48)
Tsaratsara angamba atao oatran'i Manandafy sy Hanta ilay ex-(député sy sénateur) d izay no maplay azy. Ary rah ny fijeriko aza na d ts d ankasitrahako loatra aza ny méthode ry Sarla sy Lily d atao mafimafy kokoa noho ireny no traitement ampiharina amin'izay tratra.
Ts olana am bandy io na TGV na TIM na iza na iza fa rehefa maimbo d kary.
7. xxx ( 20/07/2009 14:38)
essera:

Tsaratsara angamba atao oatran'i Manandafy sy Hanta ilay ex-(député sy sénateur) d izay no maplay azy. Ary rah ny fijeriko aza na d ts d ankasitrahako loatra aza ny méthode ry Sarla sy Lily d atao mafimafy kokoa noho ireny no traitement ampiharina amin'izay tratra.
Ts olana am bandy io na TGV na TIM na iza na iza fa rehefa maimbo d kary.



Ny pro HAT manakasitraka an-dRa Sarla sy Lilyson fa aza manadiodio tena eo e, izay tsy mankasitraka azy dia légaliste ny anarany nfa tsy voatery ho pro Ra8 aza

Taiza ilay chiffre 3000 aloha no nivoaka e ????
8. harybe ( 20/07/2009 15:04)
aleo mba asiko analyse kely oe!!
eto antananarivo dia mandainga izay sahy milaza fa tsisy polisy @ alina! misy aza moa dia tena barazy pôlisy mintsy! izany oe voasava ianao refa mandalo eo!!
dia @ fomba ahoana ry reto no afahan'ny andihan'olona mirongo basy mandeha @ alina ? dia normale ve hoy nareo oe tranon'ny filoha na oe orin'asa an'ny filoha tetezamita dia azo tafihina fotsiny amin'izao tsisy mpiambina mitana basy akory?
tsy oe pro- legaliste ny tenako fa ohatry ny hafahafa ihany izany oe viva nisy nanafika izany!!
zareo samy dry zareo ihany angamba io ka!!
9. ntss ( 20/07/2009 15:20)
Lisany ndray na itady excuse otrn'in ary de tsy ho afaka amin'io zany.
Mody oe légaliste nefa refa lany paika ny zanak'i dada de miditra am extremisme.
Fantatra anie ny tenjonareo amin'io fa ra mipoaka ny baomba etsy sy eroa de ho avy am'zay ny tafika vahiny hanao fandaminana eto e!

Na ben laden en personne aza no manapoaka baomba eto Ra8 sy ny osy mainty tsy miverina eo @ fitondrana zany ntsony.
Amena
10. xxx ( 20/07/2009 16:12)
Ntss>>>>Moramora ihany ity vava bainina aaaa,efa re-tany ren-danitra izao ary efa hitan'izao tontolo izao fa fombanareo ny mampiasa hery anagalana fahefana ka ahoana indray no ahilika any amin'ny tsy manan-tsiny ny baolina?Nefa raha ny fandinihana dia efa hita ihany koa fa ianareo samy ianareo tgviste ihany ireo,tsy haiko mifampidera sandry angamba hoe mitandrema ialahy ry Andry fa izahay koa membre.
Ary nahoana moa ianareo no tena matahotra mafy izany tafika vahiny ho tonga eto izany ee?efa matahotra ny herin'ny vahoaka sahady ngah? omany fotsiny basy sy capsat eee,kapoaka nareo io.
Na hisy election na tsy hisy election tsy maharitra ela eo intsony ny hat sy ny tariny ireo.
aleloia!!!
11. Radomy ( 20/07/2009 16:13)
Miarahaba,

Na ao ambadika ny HAT, na ao ambadika Ra8, ny zava misy aloha dia vonovonoina fahatany ny vahoaka malagasy ka efa tsy misy hasiny intsony.
Tokony hatsahatra izany. Io no tokony vetin-dresaka izao: Ahoana ny hanatsaharana an'io fikorosoan'ny firenena io ka tsy ireo "mpamotika" azy no angatahana hanatsahatra azy (satria tsy hanao an'izany izy ireo)? Ny Miaramila no hitako vaha olana. Ny any Addis Abeba hoy ny communauté internationale.

Mila mitsahatra izao.

Mankahery.
12. xxx ( 20/07/2009 16:22)
10h00 - Des « attentats » à la bombe Echoués, se sont passés à Tana dans la nuit du samedi dernier.

Il parait que les cibles étaient le 1er RFI Ivato, CNME Ambohibao, Fort Duchesne, Commissariat central Tsaralalana, VIVA de Rajoelina, mais une seule a explosé dans la voiture 104 qui aurait du l’emmener vers Ambohibao…par « erreur »… l’autre gars a voulu appeler sa copine et a composé le mauvais numéro…

Chez VIVAA>, et aucun dégât ni vol de matériel n’a été pourtant constaté, parait-il que les clés de VIVA était avec l’autre agent qui a réussi a s’enfuir…ETONNANT, car les insurgés ont été armés de LANCE-ROCKET…ca aurait bien pu casser plus qu’un mur de béton…et plus étonnant encore, tous les téléphones portables des agents de sécurité de VIVA ont été confisqués par les insurgés en cagoule ET RENDUS…Pas mal, pour un scenario style TGV
13. benkintana ( 20/07/2009 16:40)
Ela ny ela zay nanaovan(ny sergent tsindry hazolena ny generaly zay nama aa, aleo faizina ny zanaka tsy manara-dalàna ry zalahy a :evil:
14. xxx ( 20/07/2009 18:03)
ny hafatry ny saoudianina t@ vendrana isany d ny hanapoaka baomba io ange vao niditra ny arabo d mody hoe manome vola fa bomba no nomena 3000 hono zao no efa tonga!!
15. bazylou ( 20/07/2009 18:13)
resakeh , izany an,,
16. tsimatimanota ( 20/07/2009 19:04)
BAS ZIZI LOUP
17. Mandefitra ( 21/07/2009 05:23)
l’autre gars a voulu appeler sa copine et a composé le mauvais numéro…
Na olona tsy nianatra aza ve de tsy hahatakatra an zao hoe petatoko?

1/ny num an ny copine ko tsy mila composer ko fa ny anaranay anaty repertoire no tadiaviko de antsoiko. Na zaho aza tsy mahatadidy tsianjery ntsony ny num badiko noho izany.

2/Tena mahavita mamono olona mitsy ankehitriny hanendrikendrehana ny legaliste ... efa tena maloto ny fisainana.

3/Ny specialiste t@ fanapoahana tetezana t@ 2002 ihany no ireo mbola milalao bomba ankehitriny ary mahalala ny isan ny bomba (3000)

Ka sokafy ny saina ry essera sy bazilou a ...
18. Mandefitra ( 21/07/2009 06:15)
farany, olona hanao mission goavana ve mbola hiadaladala hiantso ny copine indray? hanam potoana hijanona kely hiantso joba nefa bomba no entina? pffffff
ridicule.
19. rabaradaka ( 21/07/2009 07:05)
Tsy expert en explosive aho fa mahagaga raha bomba apoka no tsy mipoka. Dia iza no sahy hitono tena eny amin'ny toby miaramila. Jereo ange : miaramila CAPSAT no milaza ho spécialiste en désamorçage nea tary tsy nanao izany akory. tena resaka voretra io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0605