urgent !!!

1. xxx ( 20/07/2009 09:09)
bjr à vs tous ici!

èS possibl que j'ai ma douleur habituel avan ma règle méme si jsuis sur que jsuis enc1nte.
ou èS possible que je fai une fausse couche ou npa du tout enceinte.

repond moi vite pliz (méme en malagasy, c'est pas grave). merci d'avance
novalian'i Papoose ny 26/07/2009 02:29
2. booboo ( 20/07/2009 09:49)
èS possibl que j'ai ma douleur habituel avan ma règle méme si jsuis sur que jsuis enc1nte.


misy vhv sasany sensible be ny vatany dia mahare maharary ohatra ho tonga red red rehefa misy nidation.

Bizarre be ny fanontanianao na izany na tsy izany :roll:. Miandrasa ny andro tokony hanombohan'ny cycle-nao manaraka aloha dia @ zay fantatrao na mitondra vohoka marina tokoa ianao rehefa avy manao test de grossesse raha tara ny red red, na tsy mitondra vohoka fa cycle normal, na FC.
Tsy afaka ho fantatrao mialoha ireo tsinona raha mbola eo am-piandrasana ny red red n'ny cycle-nao ianao ; hafa - tsy hoe efa nanatona dokotera angaha ianao ...
3. Papoose ( 20/07/2009 11:43)
bjr a toi ici!
pliz mandehana any @ dokotera fa any no ahazoanao reponse mahafatra- coeur tsara satria mino aho fa izy no mahalala ny toe-batanao plus que zahay. En plus. une seule reponse no mampitony saina kokoa noho le hoe sao de zao sao de zao avy @ ol isankarazany. courage a touais
4. hana ( 20/07/2009 22:38)
peut étre une simple douleur ligamentaire, peut durer pendant toute la grossesse :(
Es-tu certaine de ne pas faire une grossesse nerveuse? vas faire une écho le plus tôt poss
5. ari.malala ( 21/07/2009 06:53)
Papoose:

bjr a toi ici!
pliz mandehana any @ dokotera fa any no ahazoanao reponse mahafatra- coeur tsara satria mino aho fa izy no mahalala ny toe-batanao plus que zahay. En plus. une seule reponse no mampitony saina kokoa noho le hoe sao de zao sao de zao avy @ ol isankarazany. courage a touais



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. fahamarinana ( 21/07/2009 07:53)
:arrow: papoose : miha-tiko hatrany ny famalinao an ! :-D
xxx mpandefa : sos gygy e !Izy no afaka sy manana toro-hevitra mifanaraka aminao !Samy manana ny vata-tenany ny vaiavy tsirairay avy ! :) (l)
7. xxx ( 21/07/2009 08:53)
salut dôl!

efficace tsar v ny test de groSes eto amtsika (mada-tana) e!!!????
ra manao indray v de mety peu importe la répons eo !!!????
8. ari.malala ( 21/07/2009 12:53)
xxx a, tsy tsapanao ve hoe ilay fanoratrao ohatran'ny sms no anihanian'ny olona anao? mba soraty tsara moa azafady fa tsy misy limite de caractères nge tsika eto e! misaotra e! dia mirary soa.
9. ni81 ( 21/07/2009 16:05)
xxx a, tsy tsapanao ve hoe ilay fanoratrao ohatran'ny sms no anihanian'ny olona anao? mba soraty tsara moa azafady fa tsy misy limite de caractères nge tsika eto e! misaotra e! dia mirary soa.
:^)
10. Papoose ( 21/07/2009 16:16)
ari.malala:

Papoose:

bjr a toi ici!
pliz mandehana any @ dokotera fa any no ahazoanao reponse mahafatra- coeur tsara satria mino aho fa izy no mahalala ny toe-batanao plus que zahay. En plus. une seule reponse no mampitony saina kokoa noho le hoe sao de zao sao de zao avy @ ol isankarazany. courage a touais



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D



ohatran'ny hoe mampime le famaiko azy fa tena marina kosa anie zany eee!!ra-doko efa zatra mijery sy mikitika ny anao ihany no tonga dia hahakobo hoe any zany na tsia! :D

fahamarinana, :-D ;)
11. Mirananirina ( 22/07/2009 10:53)
si jsuis sur que jsuis enc1nte
npa du tout enceinte

Vous avez fait un teste de grossesse ou pas?sur... pas sur.
12. Papoose ( 22/07/2009 17:47)
mitady raha koa zany ka! marinaaa!
13. ikaretsaka ( 23/07/2009 05:07)
So de pilofasy ko aza no ni testena azy tao?
14. xxx ( 23/07/2009 09:22)
Ilay olana no tsy azoko loatra :
- efa bevohoka dia matahotra sao lasa ve sa
- miahiahy sao dia bevohoka nefa toa misy signes ihany hoe ho avy red red
15. Papoose ( 26/07/2009 02:29)
ty toe- batana anie tsy ohatran'ny mijery meteo eeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2569