AGOA

1. pimaso ( 18/07/2009 19:07)
FIN DU TRAIN MAUDIT TGV
2. vitamatavy ( 18/07/2009 19:17)
tena marina ve
3. fijo ( 18/07/2009 19:33)
tsy ny TGV kosa no fin eto fa ny vahoaka no fain e.
4. patrick2002 ( 19/07/2009 01:16)
ka aniza ny fahadisoana :{ :{
raha nisy nanapoaka bombe ny rail handehanany TGV ,iza no diso ny terroriste GTT ve sa ny conducteur ny TGV . :lol: :lol: :lol:
Izao izahay TGV tsy misy te hiditra eto @ forum intsony fa handihizany GTT eto @ serasera :{ :{ :{
Azo hitarafana hono izany fa mamim-bahoaka ilay mafia mpivarotra tanindrazana. :{ :{ :{
5. ouiandry ( 19/07/2009 04:25)
patrick2002:

ka aniza ny fahadisoana :{ :{
raha nisy nanapoaka bombe ny rail handehanany TGV ,iza no diso ny terroriste GTT ve sa ny conducteur ny TGV . :lol: :lol: :lol:
Izao izahay TGV tsy misy te hiditra eto @ forum intsony fa handihizany GTT eto @ serasera :{ :{ :{
Azo hitarafana hono izany fa mamim-bahoaka ilay mafia mpivarotra tanindrazana. :{ :{ :{

ra-pat ah, efa nilazako moa i naritsimba fa saspona enao rah hevitra fa ny mpanompo hiala @ maître, alika tsara baiko anie ireo OSY Mainty ireo é, le resaka mafia nolazainao io d marina satria tadidio fa i fijo d MPIARAMISOSY t@ lé8 ny zokiny d hihevitra ve enao fa hatory izy @zao nanongananay an'i lé8 izao ry fijo, i lehery dia efa fantatra ny andraikiny eo anivon'ny GTT maty iny rah vao mialà tsy hanohana an'i lé8 satria izay le nolazain'i Pastera hoe "Il a pactisé avec le diable" ka zao efa nozaraina ny andraikitra, isika TGV no mitondra izao, AFAKA MANDRY IVON'ny Vato isika fa tSISY Lé8 MIVERINA IZANY TSONY EO ka izao avelao ho an'ny GTT ny serasera politika fa aza mirara izay lazainy eto fa aty madagasikara 2% ny oul no mahita zay lazaina eto @ aterineto fa ny sarababebahoaka d efa manaraka antsika mitaky ny fanaganana repoblika vao² tsisy lé8! efa petsa be ny TIM teto ataoko fa efa vita ny andraikintsika teto ka afaka tsy mandeha eto ntsony isika! jereo ny fianakavianay rah misy mandeha eto tsony é!
PS:Tandremo ry lehery fa zah ato ambadika ato an! manaramaso d refa mihoatra ny loha d tsy maintsy miditra zah mampinana an-lah, faono oa lity ry lehery efa namboaran'i rams tsara i kala noue d tsyta eto tsony an efa tsy lam zébé (avadika le kozy) ntsony an hahahahahahahahahahhahhahahahhahaha d hanararaotra ndray ve elah hipehana ny PS-ko

6. patrick2002 ( 19/07/2009 05:09)
ka sao dia io no arguement hoentina any @ amerikanina ka hilazana fa tsy misy TGV intsony ao @ serasera fa aza homena AGOA :-D :-D :-D
7. fijo ( 19/07/2009 19:34)
mitondra inona mo any tgv izao,??????firenena tsy misy fanjakana ani eizao ny ao e.izao ve no atao hoe fitondrana?????sao dia tokony mianatra izany atao hoe fitondrana izany aloha,fa tsy any aminn'y boite de night anie no hianarana izany e :-D :-D :-D
8. patrick2002 ( 20/07/2009 04:51)
marina izany ra-fijo ,nefa kosa tsy eny ampiterena ronono ko ianao no hianatra an`izany ,macro economique ,gestion de projet ,developement durable ,etude de marché, administration civil ,droit ,Marketing ,communication , grammaire cour elementaire le pont ou la pont . :cry: :cry: :cry:
9. benkintana ( 20/07/2009 16:08)
rapah voaterin"omby tgv nga ny anao tao no aty mitaraina klé, =D> ,mbahampio lesy izy ry andtywui a,elah koa mantsy zefalahy zay ihany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0442