mangetaheta ambony lakana ny hat
1. scott
(
17/07/2009 09:58)
sagnagna be oa ny hat @ le force one II fa sady tsy lafo no tsy sahy hoentina mandeha any Bruxelles mba zestiavana @ireo GTT satry notsikeraina lĂ´tra. Izao ry zareo "mangetaheta ambony lakana".Tokony mba maneho fialantsiny @ vahoaka malagasy i Andry TGV t@ fitsikerana mba ahafahan'izy sy Mialy mitsangatsangana @ force one mampiaraka any Nosy Be
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:50
2. max2
(
17/07/2009 12:22)
ny vava no tsy ataobe fa ny mamerina azy no tsy laitra .sady reny no alehany rehefa manao saimpoza tsy mifidy izay tenenina fa ze tandrify ny vava de lazaina daholo any ka miteny ny tsy fiteny .sady ny zavatra nanakianany any ra8 indray izao no ataony sahoe raha izao no manao de voromanga fa ny afa de vorindolo tokony mba isahina sy andinika tsara izy fa mamenatra soa fa tsy ray amandreniko iny leaza
3. fijo
(
17/07/2009 20:16)
izay le izy ka,izay ataoko ihany no mety fa ny anareo maloto aby.tena mahery le hat ka
5. diloo
(
17/07/2009 22:42)
Ahoana no hipoaka ny kibony ry Pink?
Mihamihena aza satria manomboka mi-tremble ilay kibo tsy nahazo vola tany bruxelles. Matahotra izao ilay kibo sao dia mivadika tampoka eo ny FIS.
ary efa manomboka: ny TCR( anti-Ra8), nanjary nivadika ho TCR( anti-Tgv)
:wink:
Mihamihena aza satria manomboka mi-tremble ilay kibo tsy nahazo vola tany bruxelles. Matahotra izao ilay kibo sao dia mivadika tampoka eo ny FIS.
ary efa manomboka: ny TCR( anti-Ra8), nanjary nivadika ho TCR( anti-Tgv)
:wink:
