Ny FAT sy ny Filohany tgvendrana no mbola ho valaka

1. penguin ( 16/07/2009 06:06)
Ny zavatra tsy mifotra ara-dàlana dia tsy maintsy mikorosy na ahoana na ahoana. Hafa ny miresaka ary hafa ny manatanteraka. Ny manoratra dia betsaka ny nanao ary efa hatramin'ny andron'ny repoblika voalohany dia betsaka ny tetika sy drafitr'asa izay voasoratra fa tsy tanteraka. Ny olona mahatanteraka fotodrafitr'asa mivaingana aza enjehina sy azo azera nohon'ny tsy fetezana mitranga ary nohon'ny tsy fahampian'ny fahalalana mandinika ny ho avy koa mainka fa ny be resaka sahalan'ny TGVendrana ireto. Milaza ny mahita vahaolana samy Malagasy ry tgvendrana nefa ny heviny samy tgvendrana ihany no lazainy fa iraisan'ny Malagasy tsy vakivolo. Tsy maintsy ho valaka koa ny FAT ary ny filohany no no tena ho valaka sahalan-dratsivalaka. Ny toe-karena tsy vitan'ny resaka sy basy CAPSAT.
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:34
2. xxx ( 16/07/2009 06:10)
marina izany fa tsy maintsy miala ireo ,tsy ho avela reraka ho azy akory vao miala ieo fa mila esorina eo mihitsy
3. ari.malala ( 16/07/2009 06:43)
Ny famaritana ny atao hoe vahoaka mintsy angamba no tsy hain'ny ankamaroan'ny mpitarika politika eto Mada e! tsy hoe rehefa mahavory olona 3000 d aveo mihena 100 akory d reo no atao hoe vahoaka fa ts maha representer ny Malagasy erak'i MAdagasikara akory ireo!
4. scott ( 16/07/2009 09:37)
marina daol zany e!! :lol: :lol: :lol:
5. max2 ( 16/07/2009 12:26)
ny atao hoe vahoka ange aminy tgv de izy ireo ao aminy fatn alika sy ireo foza nanampy azy taminy coud'etat izay no dikany vahoaka aminy.fa ireo mitaky ny aradalana sy ireo mipetraka mangina tsy afaka manotra de atokonolona ireo fa tsy vahoka akory tsy afamaotra satria basy sy ery tsandry izay no ery pamoretana ka tsy afaka maneo ny heviny ny tena vahoaka tsy 1 1 fa tonga de tifitra sy fanagadrana ary fapinanana ny tsy fihinana izay no setriny fanehokevitra satria izay ialay atao hgoe demokrasia ny foza sy tgvendrana
6. Onjakeli ( 16/07/2009 13:52)
Rehefa tsy mahita vola homena andry komanda sarla ireo de valaka, na tsy hiandru anizay akory aza. porofo mivaingana mitohaka ny vavany ny ady an-trano ao toy io miseho amin-dratsivalaka io. TGv ve no majorite ao amin'ny conseil municipal de possible ny tokony hanonganany ny olona napetraky ny debany hisolo azy ao am CUA. Fa zany rehefa te hahazo seza sy hameno paosy avokoa
de miady atrano!
7. penguin ( 16/07/2009 14:09)
Asan'ny SAG no hamoronana fanomezana toerana sy vola hoan-dry sarlllaaa kely sy lllillisaooona. Hifamotika ao ihany ireo ary tsy ho ela dia hifamalaka ary hifanasa vangy sahalan'ny mahazo an-dratsivalaka.
8. rayasin100 ( 16/07/2009 14:21)
Tsy logique ny Politique aton'ireto milaza azy ho tena mpitondra ireto, Sa io indray lay hoe : Majorité à variable geometrique ? dia nanjary ny TIM indray ve no maro anisa ao amin'ny conseil municipal ao ? sao dia heverina tokoa moa ary izany i Dada ??? aiaiaiii...Moa tsy Antananarivo ihany tokoa ve no madagasikara e, ka rehefa izay no misy dia ho avy tsy ho ela ... Fa ny financement parallele tsy mahavita ny tetezamita ? Quel derapage ! Ny media rehetra aza moa efa mi-preparer sy mi-influencer ny opinion publique fa horava tsy ho ela ny tetezamita koah....Ny mpamboly vary, paoma, voanjo, voasary, fraises.....sy ny mpiompy omby any ambanivohitra any dia lazaiko marina fa mbola miandry fatratra an'ilay Pdg n'ny Groupe Tiko hividy amin'ny vidiny tena izy ny variny, ny rononony...fa ny dibera sy ny fromage ary ny menaka dia kalitao ratsy raha misy aza no sady lafo dia lafo... :( :( :(
9. xxx ( 16/07/2009 14:23)
Tena demokatika izany no misy matoa nanaiky i Ratsivalaka
sa ve tsy marina
10. rayasin100 ( 16/07/2009 14:40)
xxx:

Tena demokatika izany no misy matoa nanaiky i Ratsivalaka
sa ve tsy marina


Angamba satria izay no ady gasy, fa tsy tena norme ! nefa hatraizay no mba tombotsoa azo amin'ity extra n'ny ady gasy ity... demokrasia hafa kely tsy misy mahay hafa tsy ny gasy ihany
:?: :?: :?: :?: :?:
11. tsimatimanota ( 16/07/2009 18:19)
NIDITRA T@ KILAODAOKA KA MIVOAKA @ MAKARAKARA E
12. fijo ( 16/07/2009 19:53)
de ahoana indray hoy ny mpomba ny HAT amin'izao le????le pokona 13 mai io tiako lazaina io
13. penguin ( 17/07/2009 06:36)
Ny mpanala indray zany no valaka kaleeee.
14. fijo ( 17/07/2009 20:34)
de hifanala lava eo zany no atao raharah any firenena mikatso eo ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0545