"Dee Jay Month"
![](https://avatar.serasera.org/f54e6b4ea7458c3b1ecd5554105310f1.jpg)
1. raozigasy
(
14/07/2009 23:09)
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e
fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e

novalian'i ni81 ny 07/08/2009 07:12
![](https://avatar.serasera.org/6bb4adb2a358c66523b58a7ce4787d15.jpg)
2. endrika01
(
18/07/2009 05:47)
raozigasy:
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e
fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e
Milay zany e! (l)
![](https://avatar.serasera.org/f54e6b4ea7458c3b1ecd5554105310f1.jpg)
3. raozigasy
(
19/07/2009 21:19)
endrika01:
raozigasy:
Iray volan'ny Dj koa no azo ilazana azy e
fiarahan'ny dj malagasy manentana ny mpihaino ny radiovazogasy no tanjona, sady fampahalalana ny dj malagasy rehetra ihany koa alohan'ny faran'ny taona e
Milay zany e! (l)
raha mahalala na mahita dj malagasy ianao dia ampitapitao ny hafatra e
![](https://avatar.serasera.org/0f218baead8f2fee31c687b8436c641d.jpg)
5. fahamarinana
(
27/07/2009 10:50)
:arrow: mirananirina : ka raha mbola amperin'asa amin'ny maha-dj ve moa tsy ho hety ! :-D :-D ! (l)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
8. ni81
(
28/07/2009 08:25)
dj tgv v ? hummm raha havano izy dia dinihintsika ny aminy e:lol: :lol:
Fa maninona no mbola ho dinihina kosa raha toa ka tgv? Fa angaha hijerena PÖ ilay fanaovana DJ? :-P :)
![](https://avatar.serasera.org/f41aa2509210034d54b264accf5fa3cd.jpg)
10. ni81
(
07/08/2009 07:12)
rehefa dj dia dj ezay izany! :D
fa rehefa tsy dj dia tsy dj intsony koa
sa ahoana ???